haro-tabebaka
1. sitlo
(
16/04/2009 13:58)
Tsy mbola hitako mihitsy izay mba vitan'i TGV hatramin'ny naha-maire azy ka hatramin'izao.
Akoatra ny fanimbana aloha mazava ho azy.
Akoatra ny fanimbana aloha mazava ho azy.
novalian'i sitlo ny 17/04/2009 14:12
2. tsiafoi1
(
16/04/2009 14:14)
Ka hanaronany ny détournement de fonds sy ny incompétence no nanaovany koposoroka nandrombaka fahefana. Mbola hivoaka ny marina rehetra any aoriana any fa aza maika.
3. halloween
(
16/04/2009 16:34)
Tsy nisy zavatra vita kosa izy ry sitlo satria ny vola rehetra tao amin'ny tresor , banques sy ze nisy vola tao anie hono lasandravalomanana xnitsoaka daholo e! dia mazava ho azy fa tapina ny daomy teo amin'ny tgv
4. xxx
(
16/04/2009 16:45)
ny ani alloween izany mbola "hono" kou mety tsy marina izany, fa n marina dia, ahodiny hat ny sôsy rehetra satria fantany fa hiongana tsy hoela izy, de mipitsika miaraka aminy sôsy be avy eo, efa teraka ve enao taminy capsat nanodina ny volany banky foibe sy tany tamaka ireny? de aiza zao ireny tsy nozarazarainy tao? :-D
7. totty
(
16/04/2009 17:17)
manao ahoana daholo
hay ve ilay andry tgv olona dj no tena asany e,noheveriko fa mbola olona mahay politika na nianatra economie,gaga be ny tenako raha nahare tamin ny vaovao RFI fa ancien disc jokey,fa angaha hono izy ity handeha hampady no hidirany

8. KALACK
(
16/04/2009 17:21)
totty dondrona a! asany taloha izany e, toy ny asandravalo taloha mpitaingina omby sy mpanao ronono antavy , le ronono antavy aza mbola tohizany hatramzao
9. Mirananirina
(
16/04/2009 17:27)
hay ve ilay andry tgv olona dj no tena asany e,noheveriko fa mbola olona mahay politika na nianatra economie,gaga be ny tenako raha nahare tamin ny vaovao RFI fa ancien disc jokey,fa angaha hono izy ity handeha hampady no hidirany
hay tara ianao ????? :-*
10. xxx
(
16/04/2009 17:30)
totty dondrona a! asany taloha izany e, toy ny asandravalo taloha mpitaingina omby sy mpanao ronono antavy , le ronono antavy aza mbola tohizany hatramzao
mpitaingina omby hi hi hi hi
12. fijo
(
16/04/2009 19:52)
vita ny aminy na dj izy na inona e,miala eo fa tonga ny tena tompontoerana
15. bazylou
(
17/04/2009 00:06)
ie raha iny bandy iny indray aloha dia sady namako akaiky no atokisako, ireny ahay mba hafa e!! tsy ohatranareo e!!
16. xxx
(
17/04/2009 07:06)
iza lesy hinamana @ lah ry bazily dondrom-belona ty a,tsy mahay manao analyses fa bontolo saina :-D :-D :-D
17. sitlo
(
17/04/2009 14:12)
bazilozotra:
ie raha iny bandy iny indray aloha dia sady namako akaiky no atokisako, ireny ahay mba hafa e!! tsy ohatranareo e!!
Izay dia saika tsy takatra ny noteneniko. :lol: