Politika
Noue
(
13/04/2009 19:55)
dia mba variana aho nijery an'io JT 20h io teo eee ! resaké zany nataon'tgv tao zany aaa !!! klikéo dia harosoy eo @ 20:49
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Je suis le président :-D...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 15/04/2009 06:41
pikatti
(
13/04/2009 19:38)
Jornal télévisé t@ TF1 édition 20h
ozy le dj hoe 70% ny Malagasy tanora avokoa ary zay no nametraha ny ho aviny @ prezidà tanora
misandoka ny nofidina ndray le TGVendrana ,lany le saosy fa opé...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 14/04/2009 15:37
xxx
(
13/04/2009 19:35)
Inona fotsiny no ananana an'i Odon no tsy mba animpy na dia rakitra indray mandeha isam-bolana fotsiny aza mba ampandehanana ny raharaham-pirenena.
Sady ny Katolika raha teo maro an'isa an...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:59
xxx
(
13/04/2009 16:45)
http://aradalana2009.over-blog.com/...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:25
Noue
(
13/04/2009 16:34)
[b]La venue d’une délégation d’employés de la commune d’Antananarivo a marqué la mobilisation de la légalité ce samedi. Ils réclament le retour de Guy Rivo Randrianarisoa, président de...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 20:26
xxx
(
13/04/2009 11:57)
ary toa tsy mba nisy anio hoa teto antsirabe e, fa maninona? sa nanambatambazana ny foza orana tao tana fotsiny? ary any aminy faritra hafa ve mba nisy? sa famonoana ny grevy fotsiny? eto bira na his...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2009 15:00
NyMisaina
(
13/04/2009 11:41)
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique:
SITTING PACIFIQUE
ESPLANADE DES INVALIDES
JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H
Venez nombreux!!!! Femmes, Enfants, Hommes Malagasy, et Amis de Madagascar
...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 14/04/2009 22:01
bazylou
(
13/04/2009 00:16)
(Antananarivo 12 avril ) Eric Moussu de la société DRT précise qu\'il s\'agit d\'un contrat passé en 2006 et ( et non pas d\'un contrat récent comme l\'affirmé La Tribune ) qu\'il s\'agit d\'une...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/04/2009 23:00
pikatti
(
12/04/2009 22:25)
sarotra be ny hanao avocatn-dry Andry tgvendrana ,mikorontany ny zanak'ati-dohany aiza i KALACK=andrywui é,varodan'ny dadan'elah koa elah refa kelikely eo fa tsy ampy ny volam-panjakana mpandroba :-D...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:20
salopard
(
12/04/2009 22:16)
Tsy olana raha mbola lafrantsa no mandasa e!
Ry Mirana aza Ra8-iste lasan'ny Frantsay,
ny bandy koa efa mba nisakafo tsaramaso fotsy ihany koa...
ka tsy olana e!
[u][b]Fatidran-tsika ny f...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 14/04/2009 07:40
KALACK
(
12/04/2009 20:58)
Efa tsipaky ny miala aina io ataovareo io ry TIM malala isany fa mba mangina amzay de aleo mba hiasa malalaka ny Fanjakana sy Gvt vaovao fa aza somparana lava toa izao ry TIM tia korontana a...
tohiny
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:34
andrywui
(
12/04/2009 18:03)
Marary ery ny fon'ny sasany hoe hamidin'ny tgv ny tany eee!!! hakany vola zao io de zzao eee!! nefa anie hamboleny fotsiny io ra ny ten marina ee!! de ref tapitr ny fepotoana nifanarahana xde miver...
tohiny
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:38
pikatti
(
12/04/2009 14:58)
nihinanenanany fa tsy namelan'ny renimalala raha tsy nivarotra tanindrazana le TGVendrana zay le deal tao @ ambasady frantsay namonjy azy iny,tena nirodana daholo ny arguments nakany le fanjakana ara-...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:53
ravalotgv
(
12/04/2009 14:54)
tena hita fa hevitra tena tsara mihintsy ny tokony nampidirana ny daewo teto madagasikara satria izy ireo dia afaka manome asa ssy vola ho an ny malagasy fa saingy i tgv no mody nanaratsy ilay izy fa ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:06
Mio21
(
12/04/2009 14:32)
Tanteraka ny kajikajy politikako, tanteraka ny faminaniako.
Lohahevitra niaingana :
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olonantoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:30
essera
(
12/04/2009 12:59)
Tratry ny Paka daholo,
Ny valiny dia tsotra :
- sahirana izy mifoifoy volo. Ampidiro izy wa fa tsy hiafina any an'ala toy ny tantarainy fa iafina any am lakavy.
- Garde du corps koa amin'izay sé...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 13/04/2009 11:07
Noue
(
12/04/2009 12:52)
[b]Gasy Tia Tanindrazana - Paris - Mardi 14 Avril 13h - Quai d'Orsay
GTT - Paris (Gasy Tia Tanindrazana) organise un sitting pacifique devant le QUAI d'ORSAY le mardi 14 Avril 2009 de 13h à 15h !
...
tohiny
novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:37
sitlo
(
12/04/2009 11:59)
Araka ny teneniko teto ihany. Ny farim-pahaizan'i TGV hoy aho tsy misy mihitsy na tsy hiresaka diploma aza aho.
Izy ihany dia efa mandà ny teny nolazainy omaly.
Raha ny vola very vokatry tamin'ny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:10
xxx
(
12/04/2009 08:46)
tsy hikarakara fifidianana ve no andraikitrizany e?? 8O 8O ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 09:56
hery
(
12/04/2009 07:19)
Dia araka io article efa miparitaka etsy sy eroa io dia efa nahazo 10.000 Ha ny DRT, sady amin'izay sapin no ambolena eo amin'ilay izy. Fantatsika fa manimba tany be ny sapin.
Dia roboka tamin'ny f...
tohiny
novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:38
