Hira sa Fifandraisana ara-barotra no idiran'i Johnny ?

1. penguin ( 17/04/2009 11:11)
Ny resaka SADC vé mifanantsahana amin'ny resaka fidiran'i Johnny H. tsy ho avy eto Madagasikara ? Io resaka "Intégration Régionale" io aty Afrika ihany vé no misy io ka i Madagasikara no tsy tokony hiditra amin'izany. Na avy Johnny na tsy avy tsy nahasakana ny maty teny IAVOLOHA t@'ny 10 AOUT izany nefa madio tsy namono olona ny DEBA. TGVendrana ONGOTANAY na ahoana na ahoana.
répondu par penguin le 17/04/2009 14:23
2. andrywui ( 17/04/2009 11:14)
Na hanongotra aza Penguin !! efa maloto eran 'izao ttlo izao aloha nareo TIM rehetra sy ny Filohanreo tsy hita popoka ty eee!!! nataon'i Johnny nalaza eranzao ttlo izao fa asssasssin ny Filoha Malagasy sady nangoronkaren'ny Madagscar !! merci Johnny a! alao baraka be any mihitsy e!! ny porofo???? io izy tsy sahy miditra eto io !!!
3. Mirananirina ( 17/04/2009 11:15)
Hay ve Johnny,ka miditra amin'ity raharaha politika ity e(Madagascar);ny azy double ary tsy hidirany(français sy Belge)???????????? :roll: :roll:
Mikorotana ny tany dia matahotra izy dia vita.
4. penguin ( 17/04/2009 11:24)
Na hiditra na tsy hiditra i Johnny dia tsy mampiova fa MIALA NY TGVENDRENA. Johnny manana ny lazany ary tsy misy fanaratsiana ataoko azy fa aza adino fa nitety an'izao tontolo izao koa PEDRO nanazava ny adalana sy asa ratsin-dratsiraka ary naloto izy tamin'izany saingy io lazaina madio io indray ary mila AMNISTIE. ONGOTANAY NY TGVENDRANA na ahoana na ahoana.
5. Mirananirina ( 17/04/2009 11:27)
ONGOTANAY NY TGVENDRANA na ahoana na ahoana

Marina izany =D> =D> =D>
6. halloween ( 17/04/2009 11:29)
Afabarakan'ilay Mpamono olona zany ny firenentsika ry reto
7. penguin ( 17/04/2009 11:36)
MIONGOTRA NY TGVENDRANA.
Zaza tsy ampy taona vao manomana hanala BEPC no tairina dia nikoropaka hiditra tao Ambohitsirohitra ary nalaina sary sy navoaka TVPlus ny talahon'ny reniny teo ampandevenana. Zaza mpianatra eny Nanisana no nentina maty ery Ambohitrirohitra koa iza no mpamono olona ?
Nolazain'i andry tgvendrana fa trano ve atakalo AINA nefa ny sisin'Ambohitrirohitra koa aza HEMBESANA tsisy sahala izany izao. Ngah tsy natao hidirana sahalan'i "WHITE HOUSE" indray ry tgvendrana a ?
8. tataka ( 17/04/2009 11:56)
Hira TGVendrana mandeha rora sy revin-gadra no saika nalehany ary najanony satria sao tapahan'ny kaptsaty ny lohany. =)) =)) =)) =))
9. penguin ( 17/04/2009 13:12)
Sao saika hankalaza ny fanjakana motraka tgvendrana i Johnny satria matahotra an'i jony mitapy hanao poizy tgvendrana.
10. halloween ( 17/04/2009 14:02)
Raha olona hanambany olona sy hanivaiva olona lereto !! tena zao ve no fomba fidin'ny TIM hatramzay e?? tsisy hevitra mivoaka fa de tgvendrana eééé , zao eéé , nefa ny dadanlaisany aza na dipl 1 aza tsy hanany ! de ze adala no toa andrainy ! lisany zany no tena vendrana
11. penguin ( 17/04/2009 14:23)
Adinonao vé ny fanambaniana nataonareo ny dadanay sa nareo ihany no mahazo manozongozona na rehefa misioka dia voromanga. ONGOTANAY TGVENDRANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564