Wanted JOE DALTON nanendry an'i AVERELL Dalton ho PM

1. salopard ( 17/04/2009 10:38)
En cavale depuis le 17/03/09, donc WANTED,

-JOE Dalton (le petit) a nommé Averell DALTON (grand mais le sot), Premier ministre

T'inquiète LUCKY LUKE vont les zigouiller

tsy ampy ôdzy aloha , fa sao misy any ry boygoss sy malala-noue a!!
sniff...
tchouf...

« I'm a poor lonesome cow-boy
and a long long way from home. »

novalian'i Oay ny 17/04/2009 12:37
2. halloween ( 17/04/2009 11:35)
tena manendrinendry fahatany anie zan lety ry salopard e,, Mafana ve ?? diso hain'olona loatra ,, ary angamb a noho izay no nampidirany azy , oe tena ahavoa raha io fa mafana ,
3. Mirananirina ( 17/04/2009 11:36)
Salo a;tsy hita intsony ve izay lazaina e
4. Oay ( 17/04/2009 12:37)
Za aloha tena hitako hoe mpanao hatsikana ity Salopard ity é! za mémé fona refa mamaky izay soratany klé!
Tena serieux za miteny anao ry Salopard an! Milay be ilay izy!!! mety mahazo olona bobaka be enao raha manao spéctacle d le mpanao politika ireny no ataonao fikafika otranizao a!
i Oay d mankasitraka ny asan'ny mpanakanto mpanao hatsikana mampisaina to izao ka d mahereza ry Salopard a!
Je continue à faire rire les politiciens tant que les politiciens continuent à me faire rire.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2108