HO AVY I DADA RAHAMPITSO ENY IVATO

1. xxx ( 17/04/2009 10:56)
HO BETSAKA NO DISO FANANTENANA HIANDRY AN'I RA8 ENY IVATO,EFA ETO DAGO IZY NAPETRAKY NY HELICO FA TSY NISY NAHITA ARY EFA AO @ AMBASSADE DES USA :* :* :*
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:55
2. xxx ( 17/04/2009 11:19)
KOBOKO teny tsaralalana razoky, nanao cagoule

nitady sakafo, fa efa tsy nomen'ny lalao intsony

zah ho'zizy lalao sy tinondia, ary lyanah tsy miaraka @ looser
3. xxx ( 17/04/2009 11:22)
kozy ve ry salopard :roll: :roll: :roll:
4. halloween ( 17/04/2009 11:31)
Biiby anie iny Ravalo iny fa reto TIM fanatika ireto manko de entin fo sy ny tsy fisainany ambany fotsiny de tsy maharaka tantara mihitsy fa de mandé anjambany toy ny inonnnn ree eee!!!
5. locl ( 17/04/2009 11:46)
aza diamanely tsaho ry zalahy a! Na izahay aty lavitra be aty aza mahalala fa tsy mbola ao Dago izy.
Miandry azy ampitoniana no tokony hatao satria betsaka ireo tsy tia azy.
6. xxx ( 17/04/2009 11:53)
f'angaha moa dia ankalazaina be hoe hiditra eo ivato izy,possible izany fa ho mba en securité tsara tsy maintsy ohatrany iny nandehany iny ihany no nidirany,tadidio f'efa t@ 10avril no nanendrena ny pm nefa vao omaly no heno ,tadidio ihany koa t@ lasa tana swaziland tsy nisy au courant raha tsy une semaine hoe any marina izy ,donc raha ny logique hoe hoavy dem1 izy efa eto dago .
7. halloween ( 17/04/2009 13:59)
Tamin'ny alarobia izy nosaika hiditra teto hiaraka amin'ny solotenan'ny SADC fa niova tampoka ny programandry lerony de tavela dada, de efa nalefany koa xny filazana fa xny asabotsy zao izy no ho avy hono , nefa tsy nisy garde nanaiky hiaro azy xde tsary sahy ndray izy sao voatifitsa be alefan'ny olona eny Tsiafahy eo , de tampina eo ny domy
8. xxx ( 17/04/2009 14:35)
tsy maintsy misy ny diversion
9. bozyboleta ( 17/04/2009 14:45)
V marina. Satria Ivato irery no seranana e?
Toy ny nivoahany ihany no idirany. Alefaso lavitra ny saina.
10. Oay ( 17/04/2009 15:26)
bozyboleta:

V marina. Satria Ivato irery no seranana e?
Toy ny nivoahany ihany no idirany. Alefaso lavitra ny saina.




bozy a! za d mémé be eto d tapaka ny tsinaiko d za ary saika tsy hanoratra fa nahita za hoe eto bozy d ozy za hoe aleo zaraina ilay mahatapatsinay é!
11. tsiafoi1 ( 17/04/2009 15:48)
Hahahah de mifanaritaka ambony ihany koa anie ny eto, koa raha tsy vorona hatono koa hiditra eny Ivato, mapme be koa anie, fa de inona loatra aza no mampanahy an'i TGV sy ny tariny ny fiavian'i Dada. Raha matoky valeur tsy mikorapaka fa aleo hizotra milamina ny tantara. Dada Ravalo ndray de tsy maintsy tafiditra eto.
Mbola any tripoli izy aloa zao e, fa tahaka ny niaingany no hahatongavany, ataovy tsara ambina ny seranana sy ny sisin-dranomasina rehetra. Aparitaho ny capsat rehetra hiambina tanana fa aza ilaozana mandroba fananan'olona.
12. xxx ( 17/04/2009 15:52)
i ra8 anie mba ati doha ihany e ,izy ve dia hiditra eo ivato nefa efa be no adverse miandry azy eo ,mba alefaso lavitra ny saina e ,jereo ireny diversion t@ izy lasa nakany swaziland ireny,ny olona rehetra nieritreritra hoe ao @ ambassade de usa lery nefa efa midodo trankil any swaziland
13. xxx ( 17/04/2009 17:56)
Selon le site officiel du Tiako Madagasikara et confirmé par le CNRD-TIM Europe, Ravalomanana est bel et bien arrivé à Madagascar aujourd'hui (source site TIM)
14. fijo ( 17/04/2009 21:55)
fika daholo izany fa efa misahotak any atidohan'ny tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062