Politika
essera
(
07/04/2009 06:01)
Tsy nisy nahita havaly ny pro-ra8 omaly raha nandefasana ity andalan-teny ity :
[quote]- [u]Mbola tsy ary elatra dia te hanidina[/u] : Asa izao na iza no tapak'elatra.
- [u]Tsapao aloha ny hery va...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 10/04/2009 13:02
penguin
(
07/04/2009 05:53)
Fa ngah tsy ny fatahorana ny ho voasambotra no nandosiran'ireo nanao sesi-tany ny tenany ireo ka izao vao mitady ny "Amnistie" faobe ahafahana mody madio ary afaka ny hiditra amin'ny fifidianana ara-p...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:58
hery
(
07/04/2009 04:30)
Raha ny fahitana ny resaka ekonomika ao Madagasikara dia 3 volana sisa dia ho lany ny tahiry rehetra. Vokatry ny tombom-barotra azo tamin'ny hetra nandritra ny fotoanan-dRavalo aza no mahatonga izany ...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 07:46
patrick2002
(
07/04/2009 02:22)
Dia nakatona ny TIKO rehefa nanjaka tao anatiny taniny jamba nandritry ny 7 taona ,noho ny lafiny tekininika veh sah ,ara-politika no nampikatona azy.
@ Lafiny ara-tekinika aloha dia mazava loatra fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:34
pikatti
(
06/04/2009 22:00)
very sezany dadan'i salopard fa tratra nanao trafika rongony tny Afganistan ,malahelo mafy ery i salopard ka sao mbola misy malalaka ny ao Afrika Austal ao é,...
tohiny
novalian'i salopard ny 07/04/2009 13:21
salopard
(
06/04/2009 19:52)
Ampodio haingana iny dadan'ny sasany iny ry Afrikanina isany, Fa raha tsy ampodianareo SAZYland (SWAziland) ny dadan'ny sasany,[u] [b]dia ho tafihinay CAPSAT ianareo Afrikanina ireo. ho avy any afrik...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:40
tgvra8
(
06/04/2009 18:35)
Minanenganiny zany tsy miasa tsony hahahaha mbola aiza no hanjo an ireto gasy kely maimbo politika ireto eeee =)) =)) =)) =)) =)) =)) . Amidio daholo ny omby sao simba ny ronono. Aleo rangaha ro...
tohiny
novalian'i irihat ny 08/04/2009 06:53
Noue
(
06/04/2009 18:25)
Izy ity dia tsy oe manohana an'i ranona na ranona fa kosa tokony jerena @ saina tsy misy fiangarana eee !!
[URL=http://img246.imageshack.us/my.php?image=tiko.jpg][IMG]http://img246.imageshack.us/im...
tohiny
novalian'i vale ny 07/04/2009 00:16
bazylou
(
06/04/2009 18:16)
aleo hazava ny resaka fa tsy prezda gasy izy akory fa prezdan'ny tetezamita, mita mankany amin'ny 4e repoblika!!!
Aoka hazava tsara!! ny gasy manko rehefa tsy fantany ze lazaina azy dia ny manao itsi...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 10:20
vilambava
(
06/04/2009 17:48)
Toa tsy heno mihintsy ny akon'ny hetsiky ny fitondrana amin'ireo tra-boina noho ny cyclone any atsinanana. Sa tsy mahamaika ny fihaiana azy ireny fa ny resaka politika aloha no tokony hatrehina? Kanef...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:55
zoam
(
06/04/2009 16:47)
hanendry premier ministre tsy ho ela i ra8 ary efa misy tractation en vue de former une gouvernement union national avec tous les parti politique connu a madagascar,ao ihany koa ny olon'i zafy sy ny t...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:59
sitlo
(
06/04/2009 15:20)
Mba lasa mihitsy ny saiko. Tsy fahaizana, tsy harena, tsy fahendrena, tsy fanajana...
Tena tsy hitako mihitsy hoe inona no mba mampiavaka azy ho filoham-pirenena....
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 19:01
penguin
(
06/04/2009 14:02)
Jereo hoe mandeha ara-dàlana vé ny asa amin'ireo ministera nomen'i roindefo sy andry tgvendrana ireo. Raha mandeha ara-dàlana dia mba porofoy fa tsy mikolay daholo ny mpiasam-panjakana ary toa saha...
tohiny
novalian'i papala ny 07/04/2009 09:52
bazylou
(
06/04/2009 13:47)
de hoe marary ny ekonomia e, maketsy e!!
izaoizany dia ampitahorina indray fa hoe hanamboatra gvt vaovao pro le8 ny tim dia hanao amboletra indray e!!
Dia aleo hiditra eo fa tsy maintsy hifamely eto...
tohiny
novalian'i Garfield ny 07/04/2009 11:46
vilambava
(
06/04/2009 13:11)
Henoheno sy miha-malaza indray izao fa hanagana governemanta vaovao amin'ny alalan'ny fanendrena praiminisitra le8. Tetsy Ambohijatovo no nanambarana azy androany.
Dia hanomboka indray izany ny faka...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:54
diamondra27
(
06/04/2009 13:07)
tsy vao zao @ andron'i tgv zao ny lafrantsa no manampy ny malagasy fa efa hatry ny ela tokoa
matahotra ny very fihinana koa ve sa ahoana e?
inona marina no tena tombotsoan'ny france amin'ny mada...
tohiny
novalian'i milamm ny 06/04/2009 16:05
xxx
(
06/04/2009 12:50)
Fa ngah hono kilaotin'ikala Mialy ny vokatry ny tantsaha ka ampidinin'i Andry TGV hisaky ny te ampidina izy ? :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 14:54
xxx
(
06/04/2009 12:38)
Manaov vava ts ambina ihany ry penguin amzao Fanjakana efa mijoro be manan pouvoir zao fa ahita loza eo ngah ry lety !!! azo hatao ny manohitra hevitra fa ny maniratsir sy ny manalika olom-panjakana k...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2009 16:46
xxx
(
06/04/2009 12:16)
ka
porofon'ny fandromba-pahefana
http://nymarinatsymaty.over-blog.com/article-29741979-6.html
consequences economiques
http://www.madagascar-tribune.com/Nouvel-article,11619.html
...
tohiny
novalian'i essera ny 07/04/2009 09:40
essera
(
06/04/2009 12:14)
Ireto an-dalan-teny ireto no mba atolotro ho anareo club des fans Ra8 satria mbola tsy nanomboka akory ity krizy ity dia efa nasian'i Dada citations maromaro :
- [u]Mbola tsy ary elatra dia te hani...
tohiny
novalian'i majakely ny 06/04/2009 17:00
