Tsy misy milamina ireo Ministera nahazo ministra TGVendrana
1. penguin
(
06/04/2009 14:02)
Jereo hoe mandeha ara-dàlana vé ny asa amin'ireo ministera nomen'i roindefo sy andry tgvendrana ireo. Raha mandeha ara-dàlana dia mba porofoy fa tsy mikolay daholo ny mpiasam-panjakana ary toa sahalan'ny fodiana hatrany no ataon-dry zalahy. Mampiseo tarehy dia mody satria tsy hita hoe iza no lehibe vaovao ary inona no hatao. Lasa-kovavay ilay hoe afa-patorana ny Gasy. Sa nahazo vahana t@'i Ra8 daholo ry zareo. CAPSAT ihany angamba no afaka manery an'ireo hiasa. HIHIHI tgvendrana bé.
novalian'i papala ny 07/04/2009 09:52
2. tsoraka
(
06/04/2009 14:08)
dray dray dray kay moa tsy fantatr'i peng fa mandeha ho azy, tsy mila misahirana, tsy mila asa mafy, miandry karama faran'ny volana, na mkoa mandeha milaha-bary sy menaka no dikan'ny afa-patorana. Ny vary ilaharana koa ahoana no hiasa ny mpiasampanjakana fa na milaha-bary na mitolona hanala an'ireto TGVinaingitra ireto. =)) =)) =)) =))
3. Mirananirina
(
06/04/2009 14:38)
Ka rehefa azo ny place dia vita kabary ,eo ianareo vahoaka adala.Ary ireo mpiasa voaroaka ireo anie ka tsy TIM mihitsy izay o mahagaga e :( ,vahoaka tsy manao politika dia dakana ampidirana tgv.
4. tgvra8
(
06/04/2009 19:04)
mikatso nga ny tgv leaza de hotifirina izay tsy miasa ary asiana pointage ary tsy mandray karama ze tsy tonga fa hidina ny robinet fa mandany vola loatra ny mpiasampanjakana
ny andian i tgv ihany no mahazo vola miaraka am i kapisaty ny miaramila hafa koa zao ho tapahina ny karamany ary ho foanana ny toby miaramila eny ivato sy ao fiadanana ary ny any am sisiny
8) 8) 8) 8)
tchrouffff miakatra izy zany an
snifff
ny andian i tgv ihany no mahazo vola miaraka am i kapisaty ny miaramila hafa koa zao ho tapahina ny karamany ary ho foanana ny toby miaramila eny ivato sy ao fiadanana ary ny any am sisiny
8) 8) 8) 8)
tchrouffff miakatra izy zany an
snifff
5. papala
(
07/04/2009 09:52)
ho tapatapahany daholo hono, sy ho varobarotany daholo fa sitrany hividianan'ny tgvendrana vary sy menaka ho an'ny mpitolona. :twisted: :/ :/ :/ :/ :/
