porofon'ny fandromba-pahefana ary ny fiatraikany ara ekonomi

1. xxx ( 06/04/2009 12:16)
ka

porofon'ny fandromba-pahefana
http://nymarinatsymaty.over-blog.com/article-29741979-6.html

consequences economiques
http://www.madagascar-tribune.com/Nouvel-article,11619.html


novalian'i essera ny 07/04/2009 09:40
2. BOYSGOSS ( 06/04/2009 12:46)
Misaotra anao nanome vao2 sy fanamarinana.
Io le ataon'ireo antim-panahy izay ela nietezana lavavolo eto @ firenena hoe TEREN-KOMASAKA TOA NY VOALOBO-JAZA, ireny koa le hoe manotrika Coco manta.
lol, io zany rehefa tina ho mety dia atao foana na dia hita ary fa tsy mety.
Ho avy zao ny lundi de paque de raha tsy mety amin-dry zalah zao io dia hiteny izy hoe " ALEO NY TALATA NO ATAO LUNDI DE PAQUE ", lol, lundi de paque @'ny andro talata.
Miandrasa fa tsy maintsy misy zavatra hitranga fa masina ny tanindrazana ary ny marina tsy filaza daholo fa mora ho an'ny mpanao ratsy ny mandrava azy raha haderadera sy hirahiraina.

3. ravonjison ( 06/04/2009 16:27)
xxx:

ka

porofon'ny fandromba-pahefana
http://nymarinatsymaty.over-blog.com/article-29741979-6.html

consequences economiques
http://www.madagascar-tribune.com/Nouvel-article,11619.html






Tena misaotra anareo aloha nanome informatons e !
4. milamm ( 06/04/2009 17:01)
ary aiza moa i essera izay e ? fa toa avy any manakavaly manko le bandy iny
5. essera ( 07/04/2009 09:40)
Tena mapmé anah le izy ry mlamm. eto aho ka. tena eto tsara eto miaraka, eto mafy.

Ireny no atao hoe :-@ :-@ :-@ :-@ :-@

Rehefa hitanareo fa complet ny dossier dia ento eo amin'ny Cours international. Fa efa miandry any ny an'i Dada. Tsy efa hitanareo lasa lalina be ve izao ny HAT.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0951