Politika
fijo
(
03/04/2009 19:44)
ny zavatra tsy vitan'i RATSIRAKA 25 taona,nataon'i RAVALO tao anatin'ny 7 taona,Ary noravan'i ANDRY 2 volana.
i andry izany no tena mafy indrindra.hummmmm
tgv e...
tohiny
novalian'i milamm ny 06/04/2009 13:29
rajy
(
03/04/2009 19:29)
Fa ngah radomelina ra nilaza fa iala ao @ sadec de mievitra fa hiemotra @ fanafiana azy ny sadec? Ho hitantsika eo zany kapisily hamaly sadec zany,gasy samy gasy ary tsy mahasahy miady kou afrikana ar...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:57
xxx
(
03/04/2009 19:17)
miantso ny mpiasampanjakana rehetra tsy ankanavaka mba hanohana ny aradalana, tsy ekena na hoviana na hoviana ny fanonganapanjakana, hanaiky ve isika hoe fanjakana tsy ara-dalana no hibaiko antsika? h...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:59
bazylou
(
03/04/2009 19:00)
ity ilay izy
2ème jour d’assises de la HAT : mise en place d’un calendrier électoral, référendum en septembre 2009, les parlementaires mai et juin 2010, et octobre 2010 pour les président...
tohiny
novalian'i locl ny 03/04/2009 19:31
Noue
(
03/04/2009 18:49)
[b]Madagascar fixe la date du scrutin présidentiel à octobre 2010[/b]
nahoana no handrasana ela be oatran'io eee ??
[b]Une élection présidentielle est prévue en octobre 2010 à Madagasca...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 04/04/2009 02:01
lemenakely
(
03/04/2009 17:23)
Raha jerena ny tantara dia Ratsiraka irery no hany filoha voafidy nahatapitra mandat teto Madagasikara!
Inona no antony ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:09
eightman
(
03/04/2009 16:40)
Ny voka-pifidianana farany dia afaka mba hanampy antsika tsirairay hieritreritra :
Le dernier élection présidentiel à Madagascar
The last presidential election in Madagascar
Marc RAVALOMANANA 5...
tohiny
novalian'i tafondro ny 04/04/2009 01:52
andrywui
(
03/04/2009 16:38)
Fa hono tokoa oa fa nakaia aby oa le oe SADC e ! UA sy ny namany nampihorohoroana ny olona teto teo ho eo reny toa tsary nisy hita ko any ze nalehany !! sa vy misy manana vaovao momba anzany fa de mb...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/04/2009 20:21
mibalika
(
03/04/2009 16:08)
miarahaba,
rehefa mamaky ny soratry ny sasany aho na eto na sites hafa,ny zavatra hitako d mbola ho ela vao hivaotra,firy volana izay no nisian'io ady io,raha mbamisy manome hevitra d ny tena mahafa...
tohiny
novalian'i locl ny 03/04/2009 19:27
kidoropamba
(
03/04/2009 15:59)
Araka ny fandihadihana nataon'ireo manampahaizana manokana @ "sondage capsule" dia fantatra izao fa miisa zato mahery ireo mpikambana TIM nodimandry nohon'ny fiakaran'ny "tosi-drà" tao anatin'ny roa ...
tohiny
novalian'i pink ny 03/04/2009 21:03
patrick2002
(
03/04/2009 15:52)
isika rehetra dia samy mahafantatra ny tanjaky ny EMMONAT ny herinandro farany ,mialoha ny nandraisany CAPSAT ny raharaha ,mba aiza ianao ra EMMONAT manoloana ity hataony CAPSAT ?
Valiny dia hita fa...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 03/04/2009 20:09
xxx
(
03/04/2009 15:29)
atao tsapanizao tontolo izao fa tsy manaiky fanonganapanjakana ny malagasy, tsy hijanona izahay raha tsy miala ra TGV...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:22
xxx
(
03/04/2009 14:55)
Lazaina fa ny Tafika no dernier rempart e , baionnette intelligente e , nefa dia izy ireo (CAPSAT) mihitsy ity no manongam-panjakàna nohon`ny fitiavam-BOLA . Tena mitsanga-menatra ny Tafika malag...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2009 05:10
karavasy
(
03/04/2009 14:34)
Dia faly manao revingadra satria namoaka gadra, manao an'i sareraka ho mpikamban'ny fitondrana tetezamita ka hihirahirany ny revin-drongoniny, dia milaza koa hoe anjerao baomba izay firenena mankatoa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:40
Veloo
(
03/04/2009 14:18)
Mba vakio tsara ity tarasin'ny gasy gasy ity izay napetraka ao @ Sobika. Mila manana fo tony mamaky azy dia mivavaka ho an'ny tanindrazana :
nataoko fanahinina indroa satria mety misy ankizy tsy ma...
tohiny
novalian'i levar ny 03/04/2009 18:42
hery
(
03/04/2009 13:10)
Tena amin'ny fo tsy miangatra :-)
Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana...
Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome f...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 00:15
xxx
(
03/04/2009 12:37)
Marina izany !!fa izay jamba tsy nahita, soa fa nisy ny mahiratra sinon , aiza no halehan'ny Madagascar kely
Ho faran'izay mahantra indrindra
ira8 no hotompoina*
ira8 no mitsara
ikaravasyra8 koi !...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:13
tgvra8
(
03/04/2009 12:29)
TOKONY ATAKENA BAOMBA IZAY FIRENENA MPANOHINA AN DR8 AMIZAY HITAN IZY IREO FA MAFY BE I TGV. TSY TOKONY IREO VAHOAKA TSY HANINONTSIANINONA IREO NO LAKOINA FA TONGA DE REO FIRENENA MANOHITOHINA ANDRA8 ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 03/04/2009 13:02
rasobakobako
(
03/04/2009 12:16)
Eny e! ekeko ary fa marina daholo ny fiampangana momba andra-8
Iza no sahy mi- garantir fa tsy ho pire noho izany ny TGV nareo ?
Vao firy andro aza izy no eo amin'ny fitondrana dia mivadika ambony a...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:53
xxx
(
03/04/2009 12:09)
[u][i]Voalohany:[/i][/u] nanongana an'ilay raikeliko izy.
[u][i]Faharoa:[/i][/u] izy irery ihany no sahy nijoro nanongana ila raikeliko.
[u][i]Fahatelo:[/i][/u] nahavita nanongana ity raikeliko izy....
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 13:06
