RATSIRAKA,RAVALO,ANDRY

1. fijo ( 03/04/2009 19:44)
ny zavatra tsy vitan'i RATSIRAKA 25 taona,nataon'i RAVALO tao anatin'ny 7 taona,Ary noravan'i ANDRY 2 volana.
i andry izany no tena mafy indrindra.hummmmm
tgv e
novalian'i milamm ny 06/04/2009 13:29
2. ifiona ( 03/04/2009 19:53)
:cry:
3. fijo ( 03/04/2009 19:57)
ko ita fa tena izay no misy ko
4. Noue ( 03/04/2009 20:12)
tena marina aloha zany eee ! ny mpandrava hefa oa tsy maintsy misy foana ee ! mpanao bodongerina, nefa zao inona no nitranga?? mbola ho aiza nefa no ahazo an'io ee!
5. fijo ( 03/04/2009 20:18)
ny ten aolana dia hoe"rahovian aindray ,vao ahavita ny nosimbaina teo ?ary iza no ahavita izany????
6. andrywui ( 03/04/2009 20:27)
ze CEGE sy LYCEE sy EPP sy lalàna bedia be vitan- dratsiraka dia mbola nanohy Ravalomanana dia mbola hanao belavitra noho izay ny TGV hatramin 2010 satria rapida daholo ny elements ao !!! fa haratsianareo fotsiny !! mba mahaiza manaksitraka leretsy a!!
7. fijo ( 03/04/2009 20:37)
ry sareraka rapida be raha moly ka.
8. pink ( 03/04/2009 20:53)
Ra8 ihany izao no mbola azo atokisana .Ratsiraka loza mitatao hatry ny ela,Ra8 olontsotra niezaka,Rajoelina zanaky ily Ratsiraka raha ny tantarany...

Na ireo mpanaraka any Rajoelina aza dia efa miaiky fa tena vofitaka tanteraka..Mbola ra8 no misy ny filaminatsaina.Ny restes mety hampadady tanteraka

9. fijo ( 03/04/2009 20:54)
asa fa izay aloha no zavanisy tao mada
10. bazylou ( 03/04/2009 22:03)
mba haingana fitsarana koa ianareo izany kleee! az ampitoviana ny akoho sy ny vorona e!! :-D :-D
11. ra8enforce ( 03/04/2009 22:09)
ra8 ihany sady nahay namafa ny trosan'i madagasikara,no nitokinsan'ny mpandraharaha vahiny,alefa ra8 an lasa izao :roll: :roll: :roll:
12. bazylou ( 03/04/2009 23:00)
namafa ny trosan'ny madagasikara hono!! tsssle !! olona fohy fisainana sy voky abobo koa itony a!! dia nividianany avion 60.000.000 dolara ve avy eo!! loool, tsssle!! aza jamba e, tsy nisy naloan'ny lery izany ny hetrany kanefa nesoriny ny trosan'ny madagasikara an!! looooll :roll: :roll:
13. Mirananirina ( 04/04/2009 08:49)
Ho hita eo ny adin-dra tgv e.Efa hitantsika ny te aloha.
14. andrywui ( 04/04/2009 09:45)
Ny anareo ry Pink , fijo ,ra8enforce , Mirana de tsy fitiavana olona sy alahelo torana ny anareo fa olona avara-pi sy mahatafita fitondrana daol reo !!! ary iza mo no nilaza taminareo fa hangalatra ny volampanjakana ireo olona reo !!endrikendrika !! fanalambaraka !! tsy fitiavan'olona !! fanavakavahana !! henjana reto TIM reto kah ! zay no mba politikany !! mitovy amindrainy ihany !! ze adala hono no to andrainy ee
15. ravonjison ( 04/04/2009 10:24)
fijo:

ny zavatra tsy vitan'i RATSIRAKA 25 taona,nataon'i RAVALO tao anatin'ny 7 taona,Ary noravan'i ANDRY 2 volana.
i andry izany no tena mafy indrindra.hummmmm
tgv e



Marina mihitsy io voalazanao io e. Izay koa ny fahitako azy @ saina tsy miangatra.

Ny olona sasany pro-TGV izao to efa misy tonga saina, tena misy mahatsiaro voafitaka ( ato @ serasera).

Izaho mino fa tsy aharitra ela eo io fitondrana nalaina ankeriny io. Tsy adala akory ny vahoaka malagasy : vero kely itoeram-pody io, milefitra ambany , tsy folaka akory ( Levelo)
16. milamm ( 04/04/2009 21:06)
marina zany Ravonjison ary izay tena manaraka ny tantaram-pirenena raha tsy ho tanisaina ny zavatra potika dia mahalala fa i Atoa.Ravalomanana dia tsy anisan'ireo nandatsaka ny ain'ireo mpiray tanindrazana aminy fa ny fiverenan'ilay aloka maizin'i Gasikara Ratsiraka zanaky ny padesm no anton'ny vono olona rehetra 1975-2009 tetiky ny frantsay noho ny didi-jadondra-didy,7 taona izay izy no niasa na dia nanao ny tsy aza tsy mbola nandripaka ny Malagasy,dia mampalahelo ny mijery an'i andry vavolombelon'ny tanana mihoson-drà sy roindefo tena namadika ny tolon'ny rainy sy henatra ny hitondra anarany Itpkl.Monja Jaona mpitolona t@ fahaleovan-tena no nanangana ny MONIMA (nankahala ny frantsay sy ny ampihimambany ary ireo voakolikoliny,nampiharihary ny asa ratsin-dratsiraka rehetra)
17. tovolahy007 ( 05/04/2009 18:08)
eeee! Mamela ny helony fa tsy fantany izay nataony. Tsy ho zakany mitsy ny valiny izao fa inty aho eto. Za zao vao avy niantso tany BIRA fa zany fanahina gadralava ataondry ra merci ao zany de tena hita fa lohamboto fotsiny. Hivadika tsy ho ela io tantara io fa samia isika velon'aina.

Za zao zany mba mieritreritra hoe, raha izao zany zao ny mpanohana ny aradalana no handeha eny Ambohitsorohitra de tsy hitifitra ny KAPOSAKA oooo?? De azo antsoina hoe mpamono olona i TRAIN @ zay ve? Satria izay mantsy no zava-nisy. Soa ihany fa misaina ny mpitarika ny mpanohana ny aradalana ka mba tsy manana heritreritra ny hitarika olona eny toy ny TGV sy Monja.
18. milamm ( 06/04/2009 13:29)
Aleo ary fijery ny sehatra politika avo no resahina ry essera sy ny tariny no tsara mandinika an'ito,ary koa fampahalalana ny hafa ny fifandraisan'ny izany padesm sy ny arema ary i radidi ilay aloka maizin'i Gasikara dia vinavinao tsara
hatrizay ka hatrizao ary ny fisolelahany padesm sy ny taranany ary i frantsa hiara-mambotry an'i M.kara,gazety Voromahery laharana faha-85 nivoaka ny faha-20 Aprily 1948, Nanamafy izany izany RANDIMBY Albert,

«Tsy antoko politika ny PADESM, fa fivondronana, manao ho tanjona ny fampiakarana ny fari-piainan'ny Tanindrana avy amin'ny fampandrosoana ny fibeazany sy fianarany, ka avy amin'izany, dia adidiny ny mampikambana tsy misy fepetra ny mandray anjara feno ny fampivoarana ara-pitondra-tena sy ara-kirakira ity tany ity. Ireto teny telo ireto no ijoroany: firaiketam-po, fanoavana ary fanajana tanteraka an'i Frantsa, izay tao anatin'ny 50 taona izao dia tsy nitandro hasasarana mihitsy nampivelatra ny ity tany ity»
- Tsiranana Philibert
- Norbert Zafimahova
- Velonjara Pascal (père de Céline Ratsiraka et de Hortense Raveloson Mahasampo)
- Raveloson Mahasampo père
- Ratsiraka Albert, père de Didier Ratsiraka, un des principaux collaborateurs des colonialistes en 1947
- Ramambason Daniel
- Marson, père d'Evariste
- Rakotovahiny, père d'Emmanuel
- Ratsimandrava, père du colonel assassiné
- Ravony Jules, père de Francisque qui est gendre de Tsirananana
- Ramanandafy
- Albert Sylla, le père de Jacques Sylla
Nandresy ny PADESM, saingy tsy ny PADESM rehetra akory, fa ny Tanindrana irery, ary tsy ny Tanindrana rehetra koa, fa ny elatra «TELOMIOVA», izay tsy nifankahazo koa taty aoriana :
1 - ny elatra TSIRANANA Philibert, sosialy demokraty, nitondra ny Repoblika Voalohany.
2 - ny elatra Pascal VELONJARA sy RATSIRAKA Albert : sosialista revolisionera nitantana ny Repoblika faha-II.
3 - ny elatra ZAFIMAHOVA : liberaly, nitondra ny ampahany voalohany tamin'ny Repoblika faha-III.
Dia niverina hitondra ny ampahany faharoa amin'ny Repoblika faha-III hankamin'ny Repoblika faha-IV izao indray ny elatra Velonjara/Ratsiraka Albert, saingy, niofo ho homanista-ekolojika indray.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3139