fa nakaia iany rakizy le SADC sy UA sns..nampitahoran teto a

1. andrywui ( 03/04/2009 16:38)
Fa hono tokoa oa fa nakaia aby oa le oe SADC e ! UA sy ny namany nampihorohoroana ny olona teto teo ho eo reny toa tsary nisy hita ko any ze nalehany !! sa vy misy manana vaovao momba anzany fa de mba mahaliana ra alefa eto ,, sady mba ho fampaherezana ny Tim oe efa akaiky le KANANA , toa niova zavatra hafa ndray manko le tantara zao!!! sa aaako vy ro tsa maharaka fa efa ho azon'ny Tim ndray le Fanjakana nareny ii
novalian'i andrywui ny 03/04/2009 20:21
2. gasmlay ( 03/04/2009 16:41)
nankaiza sadekiko teto oh! lanin'ny vitsika ohhh! :-D :-D :@ :@
3. andrywui ( 03/04/2009 16:57)
Ny loza ane lets de ireny no mba nataon'ny TIM biby fanpitahorana be teto e!! kay nitsefotra kely toa tsy tapa-kevitra fa tohan'ny firenena mikambana sady tsy mety ko satria tsy misy genocide na famonoan'olona tsisy antony eto M/car fa milamina be amzao sady malalaka be daholo ny olona !! fa le korotana kely teo tsy ampy porofo sy antony hidiran'ny vahiny amin'ny raharah tokatranon'ny firenena iray raha tsy defa oe misy zavadoza be ao !! fa i Ravalo aza sitrapony no nandeha sy nanolotra ny Fitondrany ho an'olona
4. ra8enforce ( 03/04/2009 19:11)
nampitandrina izy fa hoavy tampoka e,na efa eto ry lerony tsy hitan'ela angaha ra wiwi le nanipy grenade teo ambohitsorohitra ,t@ afakomaly alina :-D :-D :-D
5. fijo ( 03/04/2009 19:16)
mba iza tokoa no nanao an'iny fa toa nangingina le resaka
6. locl ( 03/04/2009 19:24)
aza maika fa mbola ho avy eo izy, tena hita mihitsy hoe TGV nareo ary nahazo virus TGV koa, tonga dia action aingana tsy misy base. Ny an'olona izao mandinika tsara any ambadika any fa manafika. ary ho hitanareoeo ny fidobokiny basiny fa hafa noho ny an'i CAPSAT an, fa tandremo sao mandositra aty aminay
7. fijo ( 03/04/2009 19:37)
aok akosa izay ny ady e,aleo mba saina no ampiasaina fa tsssss
8. andrywui ( 03/04/2009 20:21)
aleo anga mo tsy hiady fa hiresaka e! fa izao oa e! natahoatra zay le SADC sy ny namany oe mahery fo be anie reo miaramila gasy reo !! ny tena rahateo vahiny hiady no hiditra eto , ny tanàna tsy hay , ny lalàna tsy mba migodana fa lavadavaka sy lala-tany !! ny GEPS (gps) tsy miasa ao Dago fa de mande anjambany zao !! de noho izany rehetra zany angamba de naleondry zalahy tsy niditra fa nitsoatsoaka andravalo !! angamba hoy aho fa asa na marina na asa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1242