Madagascar fixe la date du scrutin présidentiel à octobre 20
1. Noue
(
03/04/2009 18:49)
Madagascar fixe la date du scrutin présidentiel à octobre 2010
nahoana no handrasana ela be oatran'io eee ??
Une élection présidentielle est prévue en octobre 2010 à Madagascar aux termes de résolutions adoptées à l'issue de deux jours de discussions de réconciliation dans la Grande Île. Lire la suite l'article
novalian'i patrick2002 ny 04/04/2009 02:01
2. Noue
(
03/04/2009 18:49)
http://fr.news.yahoo.com/4/20090403/twl-madagascar-presidentielle-bd5ae06.html
4. bazylou
(
03/04/2009 19:03)
eka ozyyy! nahazo tamin'nytgv koa ry firaisam be iraisam pirenena!! :-D :-D
5. fijo
(
03/04/2009 19:08)
misy hangalarana tsaraizany ka.matavy kely indray ny papango toa andry evariste sy pierre tsiranana sy ry ramaromisa.hummmm kaly tsara ka
6. Noue
(
03/04/2009 19:24)
tsy azoko oe fa nahoana no andrasana ela be oatran'io ee ?? sa io aloha no atao hamenona ny paosy ?? tsy maintsy zay fa ho inona moa ee ?? tssss ! ny paosin'ry zareo manko efa 7 taona zay no goaka ka tsisy fika intsony eee ! dia aleo aloha io no hanararaotina :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. patrick2002
(
03/04/2009 20:18)
fijo:
ka lany teo an kianja ny sosy ,dia mila averina aloha ko
saosy inona ra fijo ,sahirana aza ny fanjakan'ny TGV mitady 125 milliard FMG handoavana ny karamany fonctionnaire kou ,ritra ny volam-panjakana , nanaovany Ravalo sy ny ekipany azy
Noue : antony mampahela azy dia mila tony no mifidy ,izany hoe mila milamina ny tanana ,mandeha tsara ny raharaham-pirenena ,mila tony no mifidy ,raha hataonao afaka 3 mois io mety gidraka ny hafarany satria ohatra izao miaraka @ foulard orange mandeha eny an-dalana ,misy Ravalomananiste 10 mifanena amiko mety daroka no mahazo ahy ,torak'izany misy Ravalomananiste 1 mandeha ,mifanena @ TGV iste 10 mety daroka no hazony .
Aleo tony no mifidy ,
10. fijo
(
03/04/2009 20:20)
ravalo niala teo mbola be ny volam panjakana.aiza daholo izany izao???ary inona le fiara blinde hita teny amin'ny banky foibe teo tan asy tany tamatavy iny?????
11. andrywui
(
03/04/2009 20:24)
Ny logique aloha na tiana na tsia de tsy manitsy mampindrana vola an Madagascar ny FMI sy BM na tiany na tsia
12. patrick2002
(
03/04/2009 20:30)
fijo:
ravalo niala teo mbola be ny volam panjakana.aiza daholo izany izao???ary inona le fiara blinde hita teny amin'ny banky foibe teo tan asy tany tamatavy iny?????
ohatrinona ra Fijo izany vola be izany ,ary fiara blinde an'iza an'i TGV veh?
13. fijo
(
03/04/2009 20:39)
mba manaraha vaovao.niala teo ravalo,mbol ampy roa na 3 volan any devizy tao.
jereo any amin'ny midyi any,fa misy fiara fotsifotsy blinde iny nitety ny banky foibe.nanao inona???
jereo any amin'ny midyi any,fa misy fiara fotsifotsy blinde iny nitety ny banky foibe.nanao inona???
14. patrick2002
(
04/04/2009 02:01)
ka fiaran'iza fiarany TIKO sa INJET sa CAPSAT sa EMMONAT efa fomba fiady izany ra-fijo ah! Radidy nanao an'izany mialohany hiala izy manamboatra vola be dia be haparitany ,izany no atao hoe planche a billet ,avy eo miakatra ny vidim-piainana ,inflation ,ka mahagaga ahy raha i Andry no hanao an'izany tsy lojika ,raha ianao ve hiditra ao anaty trano iray dia holotoinao indray ny Rindrina ,tsy mila raharaha ohatry ny rainizafy ianao .
Ny lojika amiko dia i Ravalo no nanao an'izany amin'izay Andry sahirana ,izany koa no nahazo an'i Ravalo niditra teo noetiny Radidy sy ry Pierrot ary ry Tantely Andrianarivo nitsoaka daholo ny vola ,voatery Ravalomanana nanova vola kitana ,izay no nahatonga an'io vola vaovao io.
Ny lojika amiko dia i Ravalo no nanao an'izany amin'izay Andry sahirana ,izany koa no nahazo an'i Ravalo niditra teo noetiny Radidy sy ry Pierrot ary ry Tantely Andrianarivo nitsoaka daholo ny vola ,voatery Ravalomanana nanova vola kitana ,izay no nahatonga an'io vola vaovao io.
