antso avo

1. xxx ( 03/04/2009 19:17)
miantso ny mpiasampanjakana rehetra tsy ankanavaka mba hanohana ny aradalana, tsy ekena na hoviana na hoviana ny fanonganapanjakana, hanaiky ve isika hoe fanjakana tsy ara-dalana no hibaiko antsika? ho porofoin-tsika fa tsy vendrana isika malagasy, ka tsy hijanona rahatsy miala teo ny mpanonga-panjakana
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:59
2. fijo ( 03/04/2009 19:21)
izahay aty ivelany ve moa ahavit ainona ,fa eny amin'ny minisitera manipy resaka toa izao e
3. salopard ( 03/04/2009 19:22)
TSy misy mpiasampanjakana izahay eto @ serasera fa mpamafa taim-bazaha daholo.

ka hitokona ahoana ary ....

Aleo aloha hanolo ny couche n'ilay baina ao ra XXX fa avelako eo ianao , sady tsy maintsy ho sasaiko tsara ny divouny ka , fa sao tsy mahazo karama
4. xxx ( 03/04/2009 19:26)
ka na mpmafa taim-bazaha aza tsy maninona ka ny minisitri tgv ary nisy livreur teto inona ny olana?
5. fijo ( 03/04/2009 19:35)
hihi i augustin kosa tsy livreur e
6. salopard ( 03/04/2009 19:43)
Fa @ manaraka rehefa mbamiakatra grady ny tenanay ka hiasa any @ SEXSHOP, @ volaa ambony io, dia ho avy hitokona.

Any @ SEXSHOP manko tsy voatery ho present 24/24h toa ny miandry sy mamafa divoum-bazaha

tsy ampy dôzy aloha
7. fijo ( 03/04/2009 20:40)
raha divona vazaha vavy tanora kosa ve de hitokona elahy le?
8. andrywui ( 04/04/2009 09:59)
ppffffff !! nemportekoa !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1727