Politika

xxx ( 04/04/2009 18:05)
Mbola misy sahy hilaza ihany ve hoe [b]vonona hisolelaka ny fitondran'i tgvendrana[/b] @ zao habibiana rehetra ataony zao ve? [b]Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafind... tohiny
novalian'i mion ny 06/04/2009 06:52
soanja ( 04/04/2009 15:01)
Toy izao ny fahantrana mianjady ny madinika tamin'ny andron-dRa8. Ka inona re moa fa tsy famonoana olona moramora ny ny fahitako an'io. Anareo no mandinika raha tokony nividy an'iny fiara manidina Air... tohiny
xxx ( 04/04/2009 14:16)
Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2009 15:20
mazavajery ( 04/04/2009 14:02)
arahabaina isika rehetra fa tafiditra natao anterisetra toy ireny mampiditra omby anaty vala hatao vakisiny ireny; atao ahoana moa fa tsy mba mananjo hiteny sy haneho hevitra intsony ny tena fa raha v... tohiny
Picsou ( 04/04/2009 13:28)
voatendry ho ben'ny tanàna fianarantsoa i pety. tsy mbola tokony haka saina kely ve izy aloha. raha ny resaka mandeha mantsy dia tsy misy tia azy ny ao fianar ao. jiolahy izy io raha izay no mahalaza... tohiny
novalian'i locl ny 05/04/2009 15:44
xxx ( 04/04/2009 13:04)
misy afaka miteny ve eto hoe firy ny gasy orange de firy ny gasy bleu ary raha ohatra ka sady tsy orange no tsy bleu fa rouge :-D :-D :-D hay mbola misy fotsy koa moa ny couleur e! ho an'iz... tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 13:43
xxx ( 04/04/2009 10:30)
arabaina daolo izany fa ekena zao fa i TGV no manjaka sy mpanjaka ao dago e,mahery izy an,manaiky azy daolo ny malagasy fa ho aiza eo,sa tsy marina io,izy no mandidy :!: ... tohiny
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 16:03
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mit... tohiny
xxx ( 04/04/2009 09:59)
Araka ny hevitrareo dia nivadika ve i Atoa Rajemison? Sa araka ny nambarany dia tena "en tant que citoyen et ancien chef d'institution" no antony nanatrehany ilay "assises nationales"? ... tohiny
novalian'i welie ny 04/04/2009 10:20
bozyboleta ( 04/04/2009 09:58)
Ny tia tanindrazana mikaon-doha @ fanarenana ny toe-karena nopotehin’ny matin-kambo. Ny vendrana be fialonana mbola miady varotra @ fampahantrana ny Malagasy ela sy maharitra. Menace de réce... tohiny
bazylou ( 04/04/2009 08:59)
- manakaiky tsikelikely ny morontsiraka gasy ny piraty somalianina maty noana, 200 miles ny cote gasy no misy ny attaqueny farany . - mitohy ny grevy etsy sy eroa analana vokona. -nahazo 50.000 dola... tohiny
novalian'i yuka ny 04/04/2009 13:22
badboy ( 04/04/2009 08:43)
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT : veloma Ravalomanana!!! Dikany : tsy manohana ireo mpangataka ilay légaliste démissionnaire intsony ny frantsay fa navadiny ny pejy Ravalomanana ka nal... tohiny
novalian'i nancy ny 06/04/2009 02:59
xxx ( 04/04/2009 07:38)
miantso antsika malagasy tia tanindrazana hifanome tanana,mba hanesorana ny mpanao COUP D ' ETAT ( ANDRY RAJOELINA) rehefa tsy mihodina ny ministera rehetra, mikatona ny toerampianarana, dia miala hoa... tohiny
novalian'i Garfield ny 05/04/2009 12:07
ravatorano ( 04/04/2009 06:25)
Toy izao ary ny namaritan'ireo nivory teny Ivato ny 02 sy 03 avril 2009 teo ka namoahan-dry zareo ny fandaharana isan tsikajiny eo amin'ny fifidianana -*septembre 2009 : Réferendum fitsampan-kevi-b... tohiny
novalian'i mion ny 06/04/2009 06:55
milamm ( 04/04/2009 04:21)
izaho di anisany milaza fa AMPY izay fandrebireben'i andry,pro-deba sy ny zanaky ny padesm efa tokony halevina ilay toe-tsaina manjakazaka an-keriny olana avy @ izy ireo no nahatonga romoromo sy vono ... tohiny
novalian'i milamm ny 04/04/2009 13:39
rastafarai ( 04/04/2009 00:44)
Hiverina hono Ra8, hiverina kou hono ny Deba...D i TGV zany aona?? :-D ... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:23
bazylou ( 03/04/2009 22:08)
ny hat anie dia mbola transition e, izany hoe tsy tena izy fa manelanelana ny taloha sy ny ho avy!!!! " haute autorite de la transition"" .Aleo azava io fa ampiesonin'ny tim sy ny tariny fotsiny ianre... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:51
rakaroka ( 03/04/2009 21:30)
Maromaroa ny toa izao! Mitory amintsika fa tsy ny Frantsay ihany no nifampiraharahana nifandraisana hanampy an'i Dago fa misy hafa koa tahaka izao [url]http://www.madagate.com/politique/978-madagas... tohiny
novalian'i rakaroka ny 04/04/2009 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8704