ALEO HAZAVA NY RESAKA E
1. bazylou
(
03/04/2009 22:08)
ny hat anie dia mbola transition e, izany hoe tsy tena izy fa manelanelana ny taloha sy ny ho avy!!!! " haute autorite de la transition"" .Aleo azava io fa ampiesonin'ny tim sy ny tariny fotsiny ianreo dia manao ny jeuany.
Eaf nilaza i tgv fa tsy te hijanona ela eo amin'io toerana io!!!
NY anareo manko le fijery mitongilana hoe io izany no lehibeny eo dia ao daholo no anariana ny fako rehetra. ilay ceremonie nataon'ny tgv anie ka tsy hoe lery no prezda e!! fa lery no lehiben'ny tetezamita!! raha lery ve no prezda dia hanao assise sy hanaofifidianana i lery??? :roll: :roll: :roll: :roll:

novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:51
2. xxx
(
03/04/2009 22:16)
ialahy ra bazy an ity misy hafatra kely hoan ela
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
:roll: :roll: :roll:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
:roll: :roll: :roll:
5. xxx
(
03/04/2009 22:20)
tsisy rarahinay zay assise sy fifidianana zany fa ny fialany lery eo @ halalany herim-bahoaka no tanjona, mba aleo ho fantatry léry zany atao hoe vahoaka.
6. bazylou
(
03/04/2009 22:22)
dia miadiva ao ary e:!! 2010 izy mbola eo ihany dia mazotoa miady ry tim very lohany a!! :-D :-D
7. ra8enforce
(
03/04/2009 22:26)
aleo lery sy vahokabeny 3000 mpanaraka azy teo @ 13mai hanao election eo ,saingy any @ fokotanay aloha :-D :-D :-D
8. bazylou
(
03/04/2009 22:57)
dai aza be menomenoa rehefa tsy hifidy ianao fa tsy olana e!! voafidim bahoka akoa anie io e!! tgv ok!!! :-D :-D
9. soanja
(
04/04/2009 03:48)
xxx:
ialahy ra bazy an ity misy hafatra kely hoan ela
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
:roll: :roll: :roll:
Soa ny kilonga mpandihy!
10. mazavajery
(
04/04/2009 05:41)
ny tena blem ange ry zalahy de tafihan lerony daholo zao ze akama milay eto amy tanana ; de lerony koa mampihororo amy bay sy 4x4 fa raha tena ady madio io tsy mahazo 10 ./. eo izany ny ekipan i tgv sy capsat
11. Mirananirina
(
04/04/2009 08:45)
Efa betsaka ny nahazo toerana ny tgv,izay tsy nahazo ahoana??? :)
12. andrywui
(
04/04/2009 09:28)
Fa hono oa ry TIM malala isany ee!! hevitra ny ahy ty an !! maninnnn oa ra mionona amzay nareo ee!! ny dadanareo efa nahafoy zanaka ko innnn ndray ary no hilelafana sy hiantsoantsoana azy tsony !! efa izy anie no tsy tia anareo e!! de mbola misisika aminy eo iany ve nareo !!! izy ary efa nanambady swazilandaise zany ko hiandry vasoka be eo fotsiny ve nareo ,, tsy aleo miova sampy?? sa iza ary no tianareo ho atao solony eo de ho eritreretina e !! fa Ravalo efa vovoka ka nody vovoka eto M/car ndray !!!
13. Mirananirina
(
04/04/2009 09:35)
fa Ravalo efa vovoka ka nody vovoka eto M/car ndray !!!
Mahita tenenina koa ra Andry ty marina moa.
14. Andribe
(
04/04/2009 09:40)
Aiza aaaaaaaaaaa aiza le fananambe vidin ilay avion aloha ahodina eeeee =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@
15. andrywui
(
04/04/2009 09:51)
IO ndray le andribe tia vola ty marina !! tandremo hery sao voafikilety andribe be ty ianao ka amidiny hatrm serasera tsika eto fa tena efa manao tout l moyen mihitsy lety ka !! sobika zao efa lafony !! ha ha ha ha