Politika

essera ( 03/04/2009 06:22)
Salama é. Raha ny nivoaka tam vao2 tam tv omaly tam station maro2 mba ts ho feon-dakolosy tokana d b mpanotrona sy mpakafy ihany i Andry TGV tany Fianarantsoa sy Tuléar. 1ère sortie tany amin'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 11:12
soanja ( 03/04/2009 02:20)
Mahakely finoana ahy ny hiveranan-dRa8 eo Tompoko fa dia hoy aho hoe " Voizo ny lakantsika!" sady " Roahy fa hariva be!" " Lakana tsara voy, mahafaka onja" Ezaho ny hisian'ny filaminana sy ny fand... tohiny
patrick2002 ( 03/04/2009 02:01)
dia lasa ny saina @ fahatongavany Rajemison Rakotomaharo teny Ivato. Izaho manokana aloha dia midera ny fandava-tenan'ity filohan'ny andrim-panjakana taloha ity tena mahatsapa izaho fa mendriky ny ol... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 03:04
bazylou ( 02/04/2009 23:18)
le miala amin'ny oua, oif, sadc, eny fana dia ny NU koa aza satria efa ela ireo no tsy hay intsony ny fitondrana azy, ary efa ela koa ireo no tsy nanome vaha-olana nygasy. Aleo iala mihitsy dia ambo... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2009 08:42
fijo ( 02/04/2009 21:52)
maninona no tsy mbola misy minisitry ny fiarovam pirenena ny "governementa roindefo nefa tany misahotaka i madagasikara? ny mety ho antony dia izao. _ny capsat ,dia tsy manaiky raha tsy olona ekeny ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:11
xxx ( 02/04/2009 21:39)
araka ny volazany midi io an http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12914 calme fotsiny fa kely sisa ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 09:03
patrick2002 ( 02/04/2009 20:57)
Miova indray izany ny sarin'ady ara-politika amin'izao satria dia lasa antoko mpanohitra ny TIM sy ny CRN Albert Zafy ,ary efa nandefa ny lieutenant ny koa ry Pierrot satria grace presidentiel no azon... tohiny
Noue ( 02/04/2009 20:43)
jereo daholo ireo video ireo eee ! ahoana io olona voatifitra teo @ lohany io ? ahoana ireo olona rehetra nohentina teny @ hopital votifitra rehetra ireo naratra be ireo ? http://www.allvideogasy.... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:04
lemenakely ( 02/04/2009 20:23)
Raha tena dinihina @ saina tsy miangatra dia mihazakazaka ny mpanao pôlitika malagasy mbà ahalàny azy ,tetezina daholo ity BABAY sy LOVOHITRA ity, ampiterahina AMBATOBEVOHOKA, .... Dia maro ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 21:34
ra8enforce ( 02/04/2009 20:04)
izao indray no dince fanao rehefa avy nigadra ka nahazo grace presidentielle http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:51
sadeky ( 02/04/2009 19:57)
toy izao no manif gadra afaka hoan'izay mbola tsy nahita dia mazotoa tompoko http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo... tohiny
tgvra8 ( 02/04/2009 19:48)
ary mba efa voaloha ve ny karamampanjakana eeee ary reo privé may sy ny karazany reo zany samy mandeha samy mitady sisa an manfatiny ny malagasy ra8 eee tgv eeeee ny gasy kely ihany no mitrongy vao m... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:15
xxx ( 02/04/2009 18:43)
Iza no naheno vaovao momba ilay fihaonana teny Ivato anio? Toa hoe teny koa i Atoa Rajemison (izay toa tsy limogé nefa ambasadaoro any Suisse sady akaikin-dRavalo? Sa koa dia namadika palitao re e?)... tohiny
novalian'i vilambava ny 02/04/2009 20:58
sadeky ( 02/04/2009 17:11)
akoatran'i la frantsa dia volaza koa fa manohana an'i tgv i angelina jolie http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o... tohiny
novalian'i welie ny 03/04/2009 14:31
sitlo ( 02/04/2009 16:38)
Rehefa nijery ilay filma frantsay [url=http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d4ce6877912]io ambany io[/url] aho dia afaka mandray ireto hevitra vitsivitsy ireto. 1- Raha tsy manana... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:38
ravonjison ( 02/04/2009 16:31)
Misy itovizany ny nahazo azy roalahy ireto. Samy nahatsapa izy roalahy ireo fa tsy tsara ny fiankinana lava @ Frantsa, noho izany niezaka izy ireo hiataka @ Frantsa. Ny zava-nitranga anefa dia voatifi... tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:01
Noue ( 02/04/2009 16:20)
[b]Le ministre des affaires étrangères de la HAT, Ny Hasina Andriamanjato avec son directeur de cabinet est actuellement dans la capitale parisienne pour essayer de convaincre l'OIF (Organisation ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 22:31
sitlo ( 02/04/2009 15:21)
Tsy efa tokony mba efa vonona amin'izay ve ny mpitifitra an'i TGV?... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:55
NyMisaina ( 02/04/2009 14:52)
Hué et accueilli par des banderolles anti-HAT, à son arrivée lundi à Roissy CDG (topmada, la gazette de la grande île, ...)... tohiny
novalian'i rajy ny 03/04/2009 16:43
xxx ( 02/04/2009 14:40)
tsy misy lien fa tonga dia premier page ny dailymotion... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0793