Mba fehezo ihany ny vava leretsy a !

1. essera ( 06/04/2009 12:14)
Ireto an-dalan-teny ireto no mba atolotro ho anareo club des fans Ra8 satria mbola tsy nanomboka akory ity krizy ity dia efa nasian'i Dada citations maromaro :

- Mbola tsy ary elatra dia te hanidina : Asa izao na iza no tapak'elatra.
- Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina : Tsapany ihany aloha ny heriny izao fa mila hery avy any ivelany vao mahazaka an'ilay izy.
- Tohizo hatramin'ny farany rehefa hanao : Todiny tsara hatrany amin'ny farany ilay izy ry Dada fa ianao indray izao no anontaniany.
- Raha misy koa tany azo totofana dia totofana : Efa maika haka ny azy izao ny olona nototofanao tany ka dia nandoa be ianao izany izao.
- Izay commune kely iray ary ve no mihetsika : Ny anao ity no tena firenena be no navotsotra koa. Efa niteny ange i andry tao am tv plus hoe : raha commune hafa no kitihinao dia ireny voagadranao ireny ny sasany fa Tana ville sarotsarotra Papa. Tao ianao no niala ka nodianao fanina ihany.

Izao, aiza ? Raha tena mitana ny teny nomena ange Ra8 mbola teto ihany Ra8 ary mety efa nirava ny grevy tgv. Ianareo aza nilaozany. Ny tenany ary tsy voaarony izany nefa nareo no amporosihiny lava hoe "Aza manaiky lembenana."

Ny an'i Andry ity vita ihany. Fa asaivo miantoka ireo olona voatifitra tsaboina aloha Ra8 e toy io ataon'i Andry io. Au moins pour une dignité.
novalian'i majakely ny 06/04/2009 17:00
2. salopard ( 06/04/2009 12:43)
Tsy maintsy tafiditra ao @ G20 isika, ato anatin'ny taona vitsivitsy

vitako ny TATEZANA

....
de tohizo anareo manaraka

sniff
tchouff...
3. xxx ( 06/04/2009 12:47)
aiza lesy le kisoa ry salopard ? maty ve sa mbola any ? elĂ  ahoana zao ,salama ve ?
4. KALACK ( 06/04/2009 12:48)
Ef bebe ian alou ra izay vava ts ambin avoakandr zalah Tim tato zay fa ny andr hamerenn az no tsy laitr e
5. majakely ( 06/04/2009 17:00)
samy be avva daholo ry zareo na ny ray na ny ray!!samy be avva !!za yno atao hoe manao Politika fa mba ianaro izany !!!hihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3738