fampiatahorana izany an!!

1. bazylou ( 06/04/2009 13:47)
de hoe marary ny ekonomia e, maketsy e!!
izaoizany dia ampitahorina indray fa hoe hanamboatra gvt vaovao pro le8 ny tim dia hanao amboletra indray e!!
Dia aleo hiditra eo fa tsy maintsy hifamely eto e!! sady tsy hisy anaiky mihitsy izao eto na dia resy aza fa ny hifamely ihany ....
répondu par Garfield le 07/04/2009 11:46
2. milamm ( 06/04/2009 14:07)
mba mandinika tsara lesy ry bazy vao miresaka a
3. Mirananirina ( 06/04/2009 14:41)
Ny mahagaga ahy dia tsy misy resaka eto raha tsy vono na fanafaizana na fandrahonana.Nefa ry zalahy ary bolangina daholo.
4. Garfield ( 07/04/2009 11:46)
Mazava izany nge ry mirananirina e!! Rehefa ampitahorin ny olona ts maints miaro tena amzay sad efa mafàna rà ny olona amzao ka ts omena tsiny.Manody ny rà anjatony mahery nalaty ra8 ireny sad ts maints ho tsaraina amreny izy n iza n iza .Tsy ny lalàna fa Andriamanitra antampon ny loha tompon'ny aina mihitsy no hitsara azy ka aleo hanao ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639