lanja2o ian n vava ry penguin, so hanolo ny toern Gly FIDY

1. xxx ( 06/04/2009 12:38)
Manaov vava ts ambina ihany ry penguin amzao Fanjakana efa mijoro be manan pouvoir zao fa ahita loza eo ngah ry lety !!! azo hatao ny manohitra hevitra fa ny maniratsir sy ny manalika olom-panjakana kos aloh de ten ts mety a!!! manohera fa aza ivaivanlah sy ompaina ary tsiratsirain ny Mpitondr fa sao ho vangian a amin'ny fahorian ato ngah ry lety !!
novalian'i xxx ny 06/04/2009 16:46
2. KALACK ( 06/04/2009 12:42)
mitenen tsar toko ramosé ref miten nareo zan a, sad i ramosé tko angamb mpikambn tao am gvt taloh d ts maty volav ankib a, Mosé penguin ane zan tokn hivadk palitao d mb mano tgv amz maaz toern e
3. xxx ( 06/04/2009 16:46)
olom-panjakana pory iza e? tsy olom-boafidy donc ry TGV sy ny tay no sahala, amboamaty, badamena tsss! za tsy matahotra pory an reo zany, capsat ihany no manompo panongam-panjakana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.483