RA8VENDRANA RIDICULE
1. namanabe
(
09/04/2009 07:31)
Nitory teny teny @ 13 mey izy
dia hoy ingahy hoe marary ny tanindrazantsika satria nanaonaofoana , nanota , tsy nanaja ny didin'Andriamanitra sns....
Izy miteny io nefa marary : tratran'ny diabeta , allergien'ny pollution sns.... tokony tsy harary rangah satria tsy manota mahintsy ...hafahafa ny tranga a !
ka ilay mpanoro hevitra an ingahy iny no mamahana lalitra an'igà dia miteniteny foana no hiafarana
MIERITRERETA VAO MIKABARY RANGAHY FA TSY HAMELONA NY FANAHI 'ny gasykely izany fa mamono dia ingahy lasa ridicule sa te-hidomine fotsiny izao ??
TANDREMO FA MIVOANA IZANY ARY GASY KELY TSY HANAIKY IZANY

répondu par molota le 09/04/2009 11:51
3. xxx
(
09/04/2009 07:43)
Manajà tena fa aza milaady @ 'olonae! ra8vendrana ; izay mariage arrangé ve e?? mitovy lenta @ silamo less !
tery misy aminy ridicule ry zalahy ntssssssssssssss !!!! :twisted:

5. namanabe
(
09/04/2009 07:47)
ataovy mariage i 8vendrana sy i vatorano misy tery (l) (l) fa hiverina ho perimet Madagascar :-D :-D :-D
6. xxx
(
09/04/2009 07:50)
masina be vatorano fa aza ataon'ny lisany an'izany , na teny ratsy iray iray aza tsy mivoaka ny boubouchen'ny lery ! :idea: :idea: :idea: