Ampodio @ izay i YUKA sy sy ny hafa....
1. salopard
(
05/04/2009 20:58)
Miova izao ny fitondrana , ampodio @ izay fa mandany volampanjakana fotsiny:
-Ry YUKA ao Japon , fa lasa mihinana SUSHI, SASAMI, sy YAKATOURI @ volam-panjakana fotsiny.
-ry MIRANANIRINA koa: fa lasa mandany mihinana fondu suisse, sy toblerone @ volam-panjakana koa.
I HERY ao Italie koa ve? ny sasany no milaza izany, fa alao aloha ho-verifier-ko, fa raha marina dia...
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ra-Hery a!
sniff...
tchouff..
ambassade any colombie, na any afghanistan izao no mba reviko...

répondu par tgvra8 le 06/04/2009 19:24
2. simplex
(
05/04/2009 21:54)
fa i salopard nga tsy efa voatendy mambra an'ny HAT indray e? :)
hatr@ zao ve ranga mbola mimenomenona ihany :-w
3. hery
(
05/04/2009 22:25)
zay le gasy :-)
Zah mpiasa ao amin'ny ambassade fa mbola misaosy milamina tsara. Ary tsy hody izany fa aleo samy hihinana. Ry Daniel Ramaromisa aza mba misonanina ao amin'ny HAT :-)
Tongava aty raha mba hihinana e.

4. TEGEVE
(
05/04/2009 22:44)
anaka isany tsy mbola misy mahamaika @ foibe akory izany fampodiana izany
anaka hery marina loatra io lazainao io
anaka salopard miala tsiny raha nampody ny dadanao satria tsy nahavita azy mihintsy nefa betenda
(l) (l)

5. yuka
(
06/04/2009 00:10)
Aza marary fo amizany eo ry salopard a!
efa tinao ho soloina fozaorana angaha ny toerana,sa mila mivoaka an'i dago sareraka fa sepotrin'ny sigara be :-D :-D :-D
hody aninona any e! amin'ity dago efa potika?
aleo mihintsy aloha hilamina dia misesy e!
Sady tsy iTGV no mandidy ahy amin'ny asako,tsy i Madagasikara no manakarama ahy :P

6. kidoropamba
(
06/04/2009 08:14)
:-D :-D :-D :-D :-D
Tsy sahy mody izany ireny kanosa be ireny e. Avelao izy ho any fa ny havany aty Madagasikara no tokony darohana mafy dia mafy fa mpanabotry vahoaka.

7. Mirananirina
(
06/04/2009 10:17)
ry MIRANANIRINA koa: fa lasa mandany mihinana fondu suisse, sy toblerone @ volam-panjakana koa.
Maninona ary raha tsy miteniteny foana.Miasa tena aho,ary manana ny entreprise-ko aty,tsy misy hidira-ndra-gasy na kely aza.
Tsy sahy mody izany ireny kanosa be ireny e. Avelao izy ho any fa ny havany aty Madagasikara no tokony darohana mafy dia mafy fa mpanabotry vahoaka
Hody haninona hono????????????Hihinan'ny t............any :)
8. yuka
(
06/04/2009 10:26)
Fa maninona ny ps-ko tsy maintsy voatonina foana isanandro :roll: :roll:
9. salopard
(
06/04/2009 11:59)
simplex:
fa i salopard nga tsy efa voatendy mambra an'ny HAT indray e?
tsy taitra ianao ra-samplex, fa candidat @ presidential 2010 aho ary ho lany, ataoko minisitra i toi, fa tena hitako intelligent
yuka:
hody aninona any e! amin'ity dago efa potika?
aleo mihintsy aloha hilamina dia misesy e!
Sady tsy iTGV no mandidy ahy amin'ny asako,tsy i Madagasikara no manakarama ahy
izay le resaka, nefa fihinanana sushi royal any @ restaurant New-york gril eny @ Quartier Shinjuku @ volam-bahoaaka no betsaka
mirana:
Maninona ary raha tsy miteniteny foana.Miasa tena aho,ary manana ny entreprise-ko aty,tsy misy hidira-ndra-gasy na kely aza.
izay le fomban'ny dadanareo an, manangana entreprise @ volambahoaka, dia manentsina ny perte @ budget de l'etat
hery:
zay le gasy
Zah mpiasa ao amin'ny ambassade fa mbola misaosy milamina tsara. Ary tsy hody izany fa aleo samy hihinana. Ry Daniel Ramaromisa aza mba misonanina ao amin'ny HAT
Tongava aty raha mba hihinana e.
i toi mba franc, mba mihinana toa an'i daniel ramisa hoy i ise!
ho-voatazona @ io toeran'ise io ise fa tena milay, au moins mihinana no franc,
mba anatsipazo kely aloha ary mandra-pahazoko ilay toerana e
tsy ampy dôzy tsinona e!
sniff...
tchouff...
10. welie
(
06/04/2009 12:45)
salopard kou toa mapmé...
hery> rehefa mihinana spaghetti sy pizza zany nareo d mbô alefaso mail ny an'i salopard e! lolll... :^) :^)

11. yuka
(
06/04/2009 12:46)
reraka be za manazava hoe tsy ny fanjakana malagasy no manakarama ahy fa nyJAPAN INTERNATIONAL COOPERATION AGENCY
mazava ve? :twisted:
mazava ve? :twisted:
12. Oay
(
06/04/2009 15:01)
yuka:
Fa maninona ny ps-ko tsy maintsy voatonina foana isanandro :roll: :roll:
yuka a! aza mamaly an'ireo intsony fa teneno fotsiny hoe:" ny ahy ramose japanese d za tsy mila mody any Madagasikara any intsony d omeo anazy ny adresin'ilay agensy matrimonialy nahita an'ilay tady d samy vita" fa aza marary an-doha amin'izay gasy kely be fialonana ireo! Tsiky d ampy!
13. Mirananirina
(
06/04/2009 16:04)
Hoy i mirana:
Maninona ary raha tsy miteniteny foana.Miasa tena aho,ary manana ny entreprise-ko aty,tsy misy hidira-ndra-gasy na kely aza.
izay le fomban'ny dadanareo an, manangana entreprise @ volambahoaka, dia manentsina ny perte @ budget de l'etat
Salopard:mbola miteniteny foana ve.Ny dadako tompoko miaramila mpiasam-panjakana tsy manana entreprise ary any Dago,dia mangina amin'izay ny vava.
Raha ny vadiko indray ny tianao ho fantatra dia tsy gasy izy.Ampy ve izay.
14. salopard
(
06/04/2009 19:15)
mirananiaina:
Salopard:mbola miteniteny foana ve.Ny dadako tompoko miaramila mpiasam-panjakana tsy manana entreprise ary any Dago,dia mangina amin'izay ny vava.
Raha ny vadiko indray ny tianao ho fantatra dia tsy gasy izy.Ampy ve izay.
Tsy azoko intsony, sa tsy ampy dôzy aho angamba. Fa iza kay le hoe: AVERENO DADANAY? sa lasa miaramila indray le kanosalahy iny, ary any dago ahoana aza ny dadanareo? any swaziland izy izao hono, sa SAZYland moa le izy teo, ie SAZYland, voasazy ny dadany o!
Raha ny vadiko indray ny tianao ho fantatra dia tsy gasy izy.Ampy ve izay.
izay indray ianao, tonga dia ampitahoranao vazahabe indray zahay an! mifona vazaha an!
yuka:
reraka be za manazava hoe tsy ny fanjakana malagasy no manakarama ahy fa nyJAPAN INTERNATIONAL COOPERATION AGENCY
mazava ve?
io resaka piston io ra-yuka a! matoa azonao ilay toerana dia ianao ilay:
zanakin'ny rafozan'ny rahalahin'ny zaodahin'ny fatidran'ilay niray dabilio tamin'ny zokin'ny vadin'ny ranaotran'ny mpiara-miasa fahiny tamin'ny RAVALOMANANA izany ianao
misaotra e!
fa ho lasako io toeranao io an! zah manko, ilay zokin'ny vady voalohan'ny zanak'ilay niray dabilio tamin'ny anandahindrenin'ilay fatidran'ilay mpifanolobodirindrina tami'ilay zaza niara nilalao fahiny tamin'ny vadin'ny adry rajoelina
15. tgvra8
(
06/04/2009 19:24)
yuka:
Aza marary fo amizany eo ry salopard a!
efa tinao ho soloina fozaorana angaha ny toerana,sa mila mivoaka an'i dago sareraka fa sepotrin'ny sigara be :-D :-D :-D
hody aninona any e! amin'ity dago efa potika?
aleo mihintsy aloha hilamina dia misesy e!
Sady tsy iTGV no mandidy ahy amin'ny asako,tsy i Madagasikara no manakarama ahy :P
sady kely zavatra ireo no tsy mahay KAMASUTRA fa mijanona ihany any aloha hahahaha
:* :* :*