Resaka seza ity !!!

1. essera ( 06/04/2009 09:13)
Raha nilaza aho tery ambanimbany hoe tsara2 ko2 tsy miverina i Dada.

Rehefa namaky ny valiny aho adin'roa tato aoriana dia azo raisina fa misy no malahelo seza. Izay no antony hidradradradrany mafy ny dadany fa tsy dia noho ilay maha ra8 azy.

Ny tenako manokana dia miteny hoe nanao zavatra Ra8 saingy be lavitra noho izay ny zavatra tsy nety nataony. Tadidio ry zalah ity teny ity : "Aza dia manambanimbany na mihantsy olona, na mahatoky tena loatra fa kodiaran-tsarety ny fiainana".

Ny mpiasanao omaly mety ho mpampiasa anao rahampitso.
Ny olona nofokafokainao omaly mety hanafokafoka anao rahampitso.

Fehiny dia na tsara aza ilay slogan hoe minoa fotsiny ihany dia rehefa tsy hainao ny mi-garder ny opportunité-nao eo amin'ny fiainana amin'ny alalan'ny fitandrovana ny fihavanana maha-malagasy dia efa manao sonia miandalana ny tsy faharetan'ny tombotsoanao ianao ihany.

novalian'i essera ny 06/04/2009 12:01
2. Mirananirina ( 06/04/2009 09:37)
Raha te hiverina moa izy,droit-ny izany.Mbola azy ny toerana fa noforcé-na fotsiny izy hiala.Ireo momba azy koa,ka nahoana no sakananao e?Samy manao izay tiany atao izao.
3. xxx ( 06/04/2009 09:44)
Mirananirina:

Raha te hiverina moa izy,droit-ny izany.Mbola azy ny toerana fa noforcé-na fotsiny izy hiala.Ireo momba azy koa,ka nahoana no sakananao e?Samy manao izay tiany atao izao.


ni-forcer-na ahoana izy e? enao ve tsy maharaka vaovao sa any am le radio milaza lainga ihany no mba fihainonao
aleo ho avy tokoa fa hotsarain'ny vahoaka raha tonga eo
4. essera ( 06/04/2009 09:45)
Tsy manakana ny fiverenany tompoko izaho manokana saingy raha nijery lohahevitra teo ambany ianao dia hoy aho hoe : "Tsara2 ko2 ny tsy hiverenany ra8 aloha?". Ho fitsinjovana azy izany.

Ny dikan'io dia omena safidy izy na ho avy na tsy ho avy fa olon-dehibe izy mahalala ny ataony. Sa aminao midika fanakanana io lohahevitra efa naposako io ?
5. Mirananirina ( 06/04/2009 10:02)
Hoy i Mirananirina:

Raha te hiverina moa izy,droit-ny izany.Mbola azy ny toerana fa noforcé-na fotsiny izy hiala.Ireo momba azy koa,ka nahoana no sakananao e?Samy manao izay tiany atao izao.



ni-forcer-na ahoana izy e? enao ve tsy maharaka vaovao sa any am le radio milaza lainga ihany no mba fihainonao
aleo ho avy tokoa fa hotsarain'ny vahoaka raha tonga eo

Sao ianao no tsy maharaka vaovo ra xxx a :)
Je n'ai jamais démissionné. J'ai été forcé de transmettre le pouvoir sous la menace d'une arme, le 17 mars", a affirmé M. Ravalomanana dans ce discours.

"Ma famille et moi-même étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été forcés de se cacher dans la forêt. La seule échappatoire était de quitter le pays", a-t-il ajouté.

6. Mirananirina ( 06/04/2009 10:06)
Tsy manakana ny fiverenany tompoko izaho manokana saingy raha nijery lohahevitra teo ambany ianao dia hoy aho hoe : "Tsara2 ko2 ny tsy hiverenany ra8 aloha?". Ho fitsinjovana azy izany.

Ny dikan'io dia omena safidy izy na ho avy na tsy ho avy fa olon-dehibe izy mahalala ny ataony. Sa aminao midika fanakanana io lohahevitra efa naposako io ?

Essera:Ka raha te hiverina izao dia ny izao izy dia ahoana?Asa aloha hotra ny fanakanana ny fijeriko azy.Be sahady anie ny tsy mety ataon'i tgv ry essera e.Nefa mbola tsy tena izy no filoha.
7. essera ( 06/04/2009 10:57)
Mirananirina,

Je n'ai jamais démissionné. J'ai été forcé de transmettre le pouvoir sous la menace d'une arme, le 17 mars", a affirmé M. Ravalomanana dans ce discours.
"Ma famille et moi-même étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été forcés de se cacher dans la forêt. La seule échappatoire était de quitter le pays", a-t-il ajouté.


Mora fetsena kely ianao, tsy tafala teo Iavoloha i Ra8 raha tena nambanana basy satria tsy hisy miaramila hamela azy hitsoaka fa nitazona azy tany amina toerana iray.
Andro vitsy2 taty aoriana no miantso izy hoe aty Swaziland aho. Na ny mpiambina andrimaso teo aza tsy nahita izay nalehany fa dia niandry teo. Raha asiana reconstitution ho'aho io zavatra io dia oainina be Ra8 fa tsy dia hoe olona vendrana be daholo akory. Polisy iray mpanao enquête fotsiny antsoina dia hohitanao hoe misy tsy lojika io teny frantsay nataonao copie coller io. Fikan'ankiz kely io fa tiany hitovy amil'ilay olona mafana fo niteny hoe "mipipiza elah dia sotroy ny pipi an'lah". Aza ampiana intsony re ny resaka lainga sy fandrangitana fa ny teo aza efa nodiana tsy noeritreretina intsony.
8. essera ( 06/04/2009 11:00)
Tsy misy manakana an-dRa8 ry Mirananirina fa omena toro-hevitra izy dia assumer-ny avy eo ny responsabilité-ny. Ianareo koa ange afaka mi-conseiller azy hoe modia mihitsy. Tsy hamerina intsony aho angamba hoe hisy karazana toraka eo (voninkazo sy ny tavimbonikazo).
Tsy tompon'andraikitra izahay amin'ny incident amin'ny fandraisan'ny oul azy satria zavatra efa fantatra fa tsy hoe tsy nampoizina.
9. Mirananirina ( 06/04/2009 11:31)
Tsy misy manakana an-dRa8 ry Mirananirina fa omena toro-hevitra izy dia assumer-ny avy eo ny responsabilité-ny. Ianareo koa ange afaka mi-conseiller azy hoe modia mihitsy

Tsy momba andra8 mihitsy aho,fa mandiso tanteraka ny nataon'i tgv aoka hazava aminao.
Je n'ai jamais démissionné. J'ai été forcé de transmettre le pouvoir sous la menace d'une arme, le 17 mars", a affirmé M. Ravalomanana dans ce discours.
"Ma famille et moi-même étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été forcés de se cacher dans la forêt. La seule échappatoire était de quitter le pays", a-t-il ajouté.


Mora fetsena kely ianao, tsy tafala teo Iavoloha i Ra8 raha tena nambanana basy satria tsy hisy miaramila hamela azy hitsoaka fa nitazona azy tany amina toerana iray.

Tsy manana droit hitazona na hamono azy izy,raha tsy izany migadra i Andry tgv,dia nofocéna izy hanao io dia nalefa :-P
[quote]Polisy iray mpanao enquête fotsiny antsoina dia hohitanao hoe misy tsy lojika io teny frantsay nataonao copie coller io. Fikan'ankiz kely io fa tiany hitovy amil'ilay olona mafana fo niteny hoe "mipipiza elah dia sotroy ny pipi an'lah
:lol:
Fikan'ankizy ahoana,inona no tsy logique amin'io.ianao angamba no efa nisotro io teneninao io an







10. essera ( 06/04/2009 12:01)
Tsy mahazo resaka tsara angamba ianao na feno loatra ny fo.

Ataoko noir sur blanc : "MBOLA MANDAINGA BE IHANY RAVALO"

Raha tsy azonao ilay resaka misy pipy dia tsotra.

Hoy pasitera hoe : "nampihinanina ny malotoko aho" (mba tsy hitenenana hoe hoy ny miaramila hoe : mihinan'ny amaninao ianao".

Rehefa nanao tatitra ny komity tao amin'ny FJKM dia nivadika hoe : "Mipipiza elah dia sotroy ny pipin'elah"

Précision FJKM andro vitsy2 taty aoriana : "Tsy tena nampisotroina pipy izy (sic).


Amin'ity version amina resaka ity indray dia mandainga be hoe "Nambanana tamin'ny basy aho dia nitsoaka tany anaty ala ny vady aman-janako".

Rehefa ho avy tokoa ny andro anontaniana izy eo anoloan'ny fitsarana hoe iza ilay nanambana anao. dia hilaza olona fictif aloha izy. Rehefa mandroso ny fitsarana sy atao ny reconstitution dia ho tratra amin'izay ny zavatra tsy mitombona. Raha ankizy kely angamba efa nahazo an'ilay izy hatramin'ny voalohany fa izao lasa nazavaiko amin'ny version originale mihitsy ilay izy.

:lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629