Tsy azoko
1. ari.malala
(
06/04/2009 08:19)
Tsy azoko mintsy hoa ilay hoe sakanana ny camion an'ny TIKO e! dia alaina an-keriny ny zavatra ao anatiny na tazomina an-keriny gafiana tsotra fotsiny izao ilay entana ao anatiny! Ohatra fotsiny ilay camion nitondra gilasy nosakan'ny miaramila teny Anosy omaly (nolazain'ny gazety midi androany moa ny momba izany!) Ilay t@ herinandro moa dia nolazaina fa hoe entina hanohanana ny hetsika eo Ambohijatovo hono ny volan'ny TIKO, ko mampaninona ny miaramila moa na atao inona na atao inona ny vola miditra @ TIKO? azy anie iny e! tsy azoko mitsny ilay toe-tsaina! izanyno tena ory hava-manana! Raha tena voaporofo tokoa fa tsy nandoa hetra ny TIKO, dia ny lalàna no ampiharina, asaina alohany izay hetra tsy nalohany fa tsy ny zavatra vokariny no simbaina sy gafiana! Ankoatr'ireo olona efa ho 3500 manerana an'i Madagasikara ho very asa vokatry ny fikatonan'io orinasa io izao, dia maro koa ny tan-tsaha izay mba niara niasa taminy no very fidiram-bola!
novalian'i nancy ny 07/04/2009 14:59
2. bozyboleta
(
06/04/2009 08:29)
Izany no toe-tsain'ny sasany ka atao ahoana.
Hoy ny namana iray ao @ lohahevitra ambany ao hoe "efa zatra mafy ady ka tsy mivaky loha ary tsy matahotra ny ho faty".
Fialonana sy toe-tsaina ory hava-manana no niantombohan'ity raharaha ity dia ny ho avin'ny firenena iray manontolo mihitsy no simbaina.
Samia mizaka ny maminy/ngidiny.
Vao manomboka fa samia manana faharetana.

3. Oay
(
06/04/2009 08:32)
Ari.malala a! ohatrany hoe fomba fanao io hoe rehefa hita fa mamatsy fampihorohorona sy fanakorontanana ny asa ataon'ny orin'asa iray na olona iray d mandray andraikitra ny mpitondra manao izay tsy ahafahan'ilay orin'asa na ilay olona anizany!
Fa ny tena fampiasana anazy d eo @ sehtra iraisampirenena: ohatra hoe nozelena ny volan'ny iranianina satria lazaina fa manome vola mpanao terorista ry zareo! d ny irakianina koa efa natao an'izay!
Fa ny tena fampiasana anazy d eo @ sehtra iraisampirenena: ohatra hoe nozelena ny volan'ny iranianina satria lazaina fa manome vola mpanao terorista ry zareo! d ny irakianina koa efa natao an'izay!
5. ravatorano
(
06/04/2009 08:44)
amizao fotoana izao dia efa misy site web fijerena ireny olona na orinasa heverin'ny bekintana fa mifandray mivantana amin'ny fampiasana vola amin'ny fampihorohoroana.
Raha ny eto amitsika aloha dia efa i voalazan'i ari malala io ilay izy ary samy manana ny heviny.Tena mampihorohoro marina ve ireo olona vatsiana amin 'ilay vola azo avy amin'ireny vidinà glace sy yaourt ireny ?
Eo no tokony hipetraka ny fanontaniana ?
Atramin'izao aloha aho dia mbola tsy mùahita fampihorohoroana e !
Raha hoe tokony tsy vatsiana vola koa ireo mpanao fihetsiketsehana dia diso loatra izany satria raha nanao ny "tolona" teo amin'ny 13 mai ny mpitondra amin'izao fotoana izao dia ho sahy ve ry zareo hiteny fa tsy nisy vola niasa mihitsy tamin'ireny ! raha izany avelao ny hafa mba hanao hetsika fa ny fikorontanana sy ny barofo no tsy ekena.
Raha milamina no manao ny hetsika tsy hitako izay antony hanakanana azy fa fomba fiady moa io ka atao izay hampalemy tanteraka ny mpifanandrina amin'ny tena !

6. Mandefitra
(
06/04/2009 08:49)
Aleo re izy hanao zay saim pantany ao aloha a.
Ndeha hatao hoe zao ny safidim-bahoaka.
Ka na hilaharana ny menaka sy vary, na tsy hisy produit TIKO, na hitsahatra tsy hamokatra ny MALOCI mpanao simenitra, na tsy ho avy ny touriste, na hitombo ny tsy an'asa, na maloto ny tanana etc ...
tsy maninona io fa reveo.

7. reeves
(
06/04/2009 08:55)
Tsy zon`ny tetezamita ny maka an-keriny zavtr`olona toy izao saingy lay izy moa tsy atao mahagaga intsony satria efa fomba fanao ( culture) ny MAKA AN-KERINY , sy MANDROBA zavatr`olona , ny mandroba FITONDRANA ka dia izay no hiainantsika eto . Eny Analakely amin`izao , zazakely vao 10 à 13 ans eo ho eo , dia manao andiany maro dia tsy menatra mihitsy manendaka izay tratrany , ary ny vehivavy moa no tena lasibatra (poketra , portable..sns). Ny mampiomehy , averiny ny poketra rehefa azony izay ilainy ao anatiny . Ny tiako ho tsindriana dia mila revolte avy amin`ny citoyens tonga saina rehetra ny toe-javatra toy izao fa tena efa tafahoatra .
8. xxx
(
06/04/2009 09:09)
ny ahy ny tsy azoko de isika tsy mbola mihetsika ihany! Andao tena aseho fa sosotra isika e! Sady indrindra ny intello, manaiky hoentin'ny olona tsy nahita fianarana!
9. Mirananirina
(
06/04/2009 09:46)
SAO ADINONAREO ARY FA AZY NY FANJAKANA; ARY VALIFATY NO NAKANY AN'IO FA TSY HITSINJO NY MALAGASY,miala tsiny aho tompoko,efa nazava hatramin'ny voalohany ary mahalala daholo ny Gasy rehetra.Vinanto very seza
10. ari.malala
(
06/04/2009 09:47)
Oay, fa efa nahita porofo ve ry zareo fa tena mampihorohoro ny TIKO? tsy ry zareo ve no tena mampihorohoro amizao?
12. xxx
(
06/04/2009 11:17)
ari.malala:
Tsy azoko mintsy hoa ilay hoe sakanana ny camion an'ny TIKO e! dia alaina an-keriny ny zavatra ao anatiny na tazomina an-keriny gafiana tsotra fotsiny izao ilay entana ao anatiny! Ohatra fotsiny ilay camion nitondra gilasy nosakan'ny miaramila teny Anosy omaly (nolazain'ny gazety midi androany moa ny momba izany!) Ilay t@ herinandro moa dia nolazaina fa hoe entina hanohanana ny hetsika eo Ambohijatovo hono ny volan'ny TIKO, ko mampaninona ny miaramila moa na atao inona na atao inona ny vola miditra @ TIKO? azy anie iny e! tsy azoko mitsny ilay toe-tsaina! izanyno tena ory hava-manana! Raha tena voaporofo tokoa fa tsy nandoa hetra ny TIKO, dia ny lalàna no ampiharina, asaina alohany izay hetra tsy nalohany fa tsy ny zavatra vokariny no simbaina sy gafiana! Ankoatr'ireo olona efa ho 3500 manerana an'i Madagasikara ho very asa vokatry ny fikatonan'io orinasa io izao, dia maro koa ny tan-tsaha izay mba niara niasa taminy no very fidiram-bola!
Ny olona miaina ao anatin'ny LOJIKAN'NY FIALONANA ihany no mahatakatra an'io ry ari.malala a, aza manahy fa olona tena ao anatin'ny normal ianao .
13. xxx
(
06/04/2009 11:19)
Araka ny hevitro dia efa tsy ampy intsony ny meeting eny Ambohijatovo fa mila manao hetsika somary mahery setra kokoa ary anisan`izany ny Greve Generale kanefa mila fanentanana izany satria ny olona koa mbola mitady izay sakafony isan`andro . Ny Vahaolana faharoa dia ny fiantsoana ny Tafika izay momba ny ara-dalana kanefa ohatran`ny matahotra ihany ry zalahy ireto . Ny Vahaolana fahatelo dia ny fanaovana fahirano avy hatrany ireto CAPSAT ireto ( amin`ny fomba rehetra ) fa raha io no voahozongozona dia rava ho azy io Tetezamita io . Tsy voatery hitam-basy manko vao afaka hifanandrina amin`ny CAPSAT fa azo atao koa ny mampiasa ny tetika izay fanaon-dry zareo ihany , dia ny fanaovana menace ny fianakaviany na dia somary fomba ratsy aza izany satria mino aho fa izany daolo no nanereny ny Governemanta teo hi-demissionne , mino aho fa izany no fomba nanereny ny HCC hi-valider ny famindram-pahefana , toy izay nanereny ny Directoire hamindra ny fahefana am`TGV . Ny zavatra efa tsara aloha dia ny fisian`ireo toraka grenady tao Ambohitsorihitra izay midika fa efa misy tafika tsy mankasitra ireto CAPSAT ireto intsony .
14. xxx
(
06/04/2009 13:15)
mihinana yaourt fait maison doly njay e (double crème)! d jus naturel no sotroina! d ronono ilay misy manatitra eny ambaravarana ireny no sotroina kou! d ny gilasy ilay eo Analakely ilay milay b iny e! (mbola eo tokoa v?)... raha matakatra d Blanche-Neige e! :roll: :roll: :roll:
15. nancy
(
07/04/2009 14:59)
Izaho koa dia mametra-panontaniana, fa maninona isika no tsy mihetsika, maninona isika no dia manaiky izao tsindry hazolena izao? dia izay olona 34 taona ve ry reto, tsisy fahaizana, tsisy strategie fa dia mpanao bodongerona no avelantsika hanjaka amin'ny tsy rariny eto? jereo anie fa potika daholo isika rehetra e!! misahia isika mijoro e, mila miray hina isika, ny mpiasam-panjakana anie raha samy mijanona tsy mandeha miasa daholo dia mikatso io dia mirodana sy rava hoazy ilay fitondrana jiolahy io e. Sa hiandry an'iza ary isika e????
Ireto mpanao politika dinozaoro aza moa nanaiky noentiny tamin'ny sangany daholo...olona firy taona nanaovana politika nefa voatavo tsimifandraka kelisaina ireny no mitondra azy rehetra...
Ireto mpanao politika dinozaoro aza moa nanaiky noentiny tamin'ny sangany daholo...olona firy taona nanaovana politika nefa voatavo tsimifandraka kelisaina ireny no mitondra azy rehetra...
xxx:
ny ahy ny tsy azoko de isika tsy mbola mihetsika ihany! Andao tena aseho fa sosotra isika e! Sady indrindra ny intello, manaiky hoentin'ny olona tsy nahita fianarana!