antso avo ity!!!

1. bazylou ( 05/04/2009 18:10)
Tompokolà sy tompokovaavy

Zao no baiko-ko. Rahampitso ho fanehontsika ny hatezerantsika eo imason'izao tontolo izao dia samy tsy hiakanjo daholo isika rehetra rahampitso.
Averiko ndray, tsy misy miakanjo rahampitso eny amin'ny kianjan'ny 13 mai.
Folara orange fotsiny no hanaovana. de maano kiranyl daholo sao matin'ny lacrymozena!!!

Tsy maintsy mandresy ny tolona.


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par rabaradaka le 06/04/2009 07:14
2. tovolahy007 ( 05/04/2009 18:20)
Efa lasa mpibaiko ko kainy ry bazi lo?? Hay tena efa fombanareo mitsy ilay tonga de mandidy manapaka ity a. De tsy hiakanjo doly zany ireo MPANENDAKA eo ANALAKELY ireo radem?? ENGA ANIE @ zay ry zareo mety mba tsy sahy hivoaka hanendaka olona izay mandalo eo. Ireny mantsy no mpandray ny baikonareo sady mpanatanteraka ko.
3. Mirananirina ( 05/04/2009 18:34)
Aiza kosa no de hiboda e,mbola mafana any Dago moa izao
4. ndenn ( 05/04/2009 19:30)
Ny akanjo ambony ihany no esorina dia efa izy.
5. andrywui ( 05/04/2009 20:43)
hi! hi! hi! hi!
6. xxx ( 06/04/2009 05:31)
bazylou:

Tompokolà sy tompokovaavy

Zao no baiko-ko. Rahampitso ho fanehontsika ny hatezerantsika eo imason'izao tontolo izao dia samy tsy hiakanjo daholo isika rehetra rahampitso.
Averiko ndray, tsy misy miakanjo rahampitso eny amin'ny kianjan'ny 13 mai.
Folara orange fotsiny no hanaovana. de maano kiranyl daholo sao matin'ny lacrymozena!!!

Tsy maintsy mandresy ny tolona.


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


miboridana mihitsy!, hijery film porno aza atao ka mainka misy gratuit! tonga za hijery
7. ravatorano ( 06/04/2009 06:21)
=)) =)) =))
sao dia mba tokony hasiana tako kenatra ihany dia atao volomboasary ny lokony kle ! sd asiana ny sarin i rangahy iry !
^:^ ^:^ ^:^
8. rabaradaka ( 06/04/2009 07:14)
Io ange le lazaiko hoe tsy matotra mihitsy isika eto e, efa malaza ratsy hoe tsy matotra fa manao resaka adala no koa mpandainga sy be resaka. Za aloha dadatoa tsy hiditra lalina ntsony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.486