Raha basy sisa no ianteheran-dRajoelina

1. sitlo ( 02/04/2009 05:01)
Rehefa jerena ny zava-misy dia ireto avy sisa no manohana an'i TGV:
- ny mpanao politika nambotry firenena fahiny
- ny miaramila mpikomy (honohono: voatamby ny sasany ary atao otage ny fianakavian'ny sasany)
- ny mpikarama an'ady (tsy tena miaramila fa karamaina hitana basy)
- ny mpitolona mahery fihetsika (mitora-bato)
- ary ny vitsy tsy tia an-dRavalomanana: tahaka an-dry wiwi sy ry Soanja ary ry Bazilou sy ry rakaroka

Saika adinoko:
- dia ireo mitady tombotsoa an-tsisiny koa: ireo hoe "mpiandry" (mpiandry seza)

Ny niala:
- ireo tsy tia an-dRavalo sasany: ry naughtyboy sy ilay sipako taloha izay ...
- ny FFKM mody nahay niala (tsy tokony hilatsaka hofidina hono Rajoelina, nefa hita izao fa tsy ho lany raha mangarahara ny fifidianana)
- ny frantsay (ny ambassadeur miteny hoe manohana ny HAT, ny filoham-pirenena miteny fa coup d'Etat, dia avy eo milaza fa mbola Ravalo ny filoha)

Ny mandà: izao tontolo izao.

Ka raha jerena dia ny basy sisa no ianteheran'i TGV. Fampitahorana ny fandripahana olona maro.
[center]_______________________________[/center]

Ka raha izany ary no izy, tsy aleo marina ve ekena ny idiran'ny tafika SADC mba ialana amin'ny fananihana vohitra tahaka izao?
http://www.thisday.co.tz/News/5553.html
novalian'i essera ny 02/04/2009 09:41
2. mion ( 02/04/2009 05:58)
ka inn no mbola andrasan'ny sadc fa tokony velezina ny vy deny mbola mafana???
3. saranga ( 02/04/2009 06:41)
Zao nama no izy a, afaka telo volana de ho vita ny amin'ny TGV, efa misy hirika any ho any handaminana ny resaka
4. mion ( 02/04/2009 07:14)
ka ela be zany, tanety lava mahalasa fisainanana,
nenà zao no tiako tonga de PAN PAN PNA, de mitsirara be @ tany iTGV sy ireo "militaris capsatis", sy ireo "militaris sancouillos" ary ireo "politicus crapulensis" ireo
----------------------------------------------------------
source topmada
http://www.topmada.com/2009/04/01/flash-infos-du-1er-avril/
----------------------------------------------------------
Deux nouvelles espèces endémiques, inconnues à ce jour, viennent d’être découvertes sur la grande île de Madagascar par une équipe de chercheurs pluridisciplinaires émanant de la WB, du FMI et de l’UE. Il s’agit tout d’abord du “militaris sancouillos”, un dérivé du caméléon, espèce longtemps inconnue car craintive des hommes, repérable à son duvet étoilé et à son camouflage. A ne surtout pas confondre avec le “militaris capsatis” espèce sauvage et brutale qui s’attaque aux “sancouillos” et aux hommes. Il s’agit ensuite du “politicus crapulensis”, espèce connue depuis longtemps à Madagascar, mais dont la plupart des spécimens vivent en captivité dans des zoos à l’étranger. Certains “crapulensis” très rares ont été découverts en captivité à Madagascar et ont été libérés récemment. Leur acclimatation avec “le politicus orangis-rex”, avec lequel ils semblent partager certains gênes, est en cours d’expérimentation (Ketchup Geography)
5. essera ( 02/04/2009 09:41)
1/ Tsotra ny valin'lé kozin'i sitlo : "Rehefa tsy Ra8 no eo dia efa savà.
2/ Ho an'i Saranga : vao manomboka leroa ny fanalana ny jadona ka aza manao didy jadona rangah hoe telo volana dia vita fa mitohy ny lalao.
3/ Ho an'i Mion : mety ianao no hifona tampoka avy eo aleo tsy pan pan tampoka fa maty aho eeeeeeeee.

Izany hoe ny conclusion dia : Atambatro nareo 3.

:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3038