proposition TIM syMFM
1. ra8enforce
(
01/04/2009 16:07)
tena interessant be le hoe averina president r8 na dia symbole ihany aza fa ny premier ministre no mitondra ny baolina dia mahazo fanampiana,ny interet ny etat no jerena fa tsy ny any ampaosiny mpanohatra na ny mpitondra.
répondu par fanou14 le 02/04/2009 07:40
2. Noue
(
01/04/2009 16:12)
fa nahoana kosa aza no atao oe na symbola fotsiny iany aza ee ?? izy anie mbola filoha eo imason'firenena rehetra eee ! mais bon ! taiza indray no nahazahoan'force anio ?
en force hatrany eee
en force hatrany eee
3. ra8enforce
(
01/04/2009 16:14)
andraso ho jereko eto fa na izaho koa aza angaha mbola nahavaky tsara e
4. ra8enforce
(
01/04/2009 16:16)
14:00 - Les représentants du MFM et du TIM ont proposé à la communauté internationale un schéma de sortie de crise comprenant le retour à un état de droit respectant la constitution, la levée des suspensions des deux chambres du parlement, l’éviction d’Andry Rajoelina et le retour du « président en titre » Marc Ravalomanana. Le cas échéant, la situation de Madagascar devrait être discutée au Conseil de Sécurité de l’ONU
topmada
topmada
6. tenagasy
(
01/04/2009 16:32)
Mankamamy!
Ka Constitution inona aloha ilay resahinareo e!
Angaha voasoratra ao anatin'ny Constitution misy amin'izao izany?
Raha tsy izany dia mbola hanova Constitution indray izany? Dia mbola hiandry firy volana indray? Ka tsy fanarahana ny tetiky r'i BET/FOZA ve izany?
Aiza ve ka hoe: hodinihina anatin'ny roa andro monja ny:
- Fanovana Constitution
- Statut des Partis Politique
- Code éléctoral
- Projet de société
Ko raha tsy Andriamanitra ianareo.
sa hatao petatoko indray koa angaha!!
Ny iray amin'ireo fotsiny dia efa mila amam-bolana raha mba tena hatao sérieux sy objectif tokoa ny zavatra.
NA IZANY NA TSY IZANY:
Ny fiverenan-dRavalo ihany ny anay. Un Point c'est TOUT!
Tsy misy manana ny données rehetra momba an'i Madagasikara ankoatran'io olona io isika, indrindra mopa raha hitarina @ fifandraisana @ any ivelany izay tsy azontsika ialàna vokatr'izao fanapotehana izao.
Mirary soa!

7. ra8enforce
(
01/04/2009 16:58)
marina izany fa tsy maintsy misy dinika e,le marimaritra iraisana @ maha samy malagasy ,aza matahoatra fa raha misy election eo io tonga dia vitan'i ra8 premier tours 56%,i tgv mahazo milatsaka mahazo 10%,Ratsiraka 18%,pierrot 5%,alefa ravalo en force :-* :-* :-* :-* :-*
9. tgvra8
(
01/04/2009 17:59)
aleo ranga vonoina daoly ny mpanao politika de i andrywui no atao filoha amizay lery afaka mifoka môly tsara aa :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ snifff fum fum tchroufff
10. xxx
(
01/04/2009 19:15)
marina ihany anie le tenindry zalahy atsy oe hamidy 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo fa eto no miady mifanaikitra eto fotsiny fa raiso ny vola dia lasa maka avion any amze alehany any daholo
11. zandikely
(
01/04/2009 19:40)
La proposition est très banale et irréaliste.
Cette proposition aurait du marcher au début du mois de janvier 2009. Maintenant c'est trop tard.
Ce n'est qu'un poisson d'avril.
Cette proposition aurait du marcher au début du mois de janvier 2009. Maintenant c'est trop tard.
Ce n'est qu'un poisson d'avril.
12. locl
(
01/04/2009 19:44)
Za lo dia manaiky 100% le hevitra e! Kanefa ho symbole manakory izany???
13. ra8enforce
(
01/04/2009 20:08)
mahazo miverina eo ravalo,manana immunité presidentielle,ohatrany ireny roi sans pouvoir ireny izany saingy logique be hoe tgv mahazo poste cle maromaro.Ny problem anie dia tsotra e ,ry tgv mifezaka mafy an'i ra8 dia atao hors jeu haingana,eo no mipetraka ny olana ary ny antoko rehetra matahotra an'io fa ny tim mbola mahery vaika be.Vive ra8 notre messie :-* :-* :-* :-*
14. fijo
(
01/04/2009 20:16)
efa omaly io no itako.ary io no tokony efa natao hatr'izay,fa tsy ity HAT ity.raha io no natao,dia manomana ny fifidianana no tena asan'ilay governemanta da atao ny fifidianan de milamina ny tany
15. fanou14
(
02/04/2009 07:40)
tenagasy:
Mankamamy!
Ka Constitution inona aloha ilay resahinareo e!
Angaha voasoratra ao anatin'ny Constitution misy amin'izao izany?
Raha tsy izany dia mbola hanova Constitution indray izany? Dia mbola hiandry firy volana indray? Ka tsy fanarahana ny tetiky r'i BET/FOZA ve izany?
Aiza ve ka hoe: hodinihina anatin'ny roa andro monja ny:
- Fanovana Constitution
- Statut des Partis Politique
- Code éléctoral
- Projet de société
Ko raha tsy Andriamanitra ianareo.
sa hatao petatoko indray koa angaha!!
Ny iray amin'ireo fotsiny dia efa mila amam-bolana raha mba tena hatao sérieux sy objectif tokoa ny zavatra.
NA IZANY NA TSY IZANY:
Ny fiverenan-dRavalo ihany ny anay. Un Point c'est TOUT!
Tsy misy manana ny données rehetra momba an'i Madagasikara ankoatran'io olona io isika, indrindra mopa raha hitarina @ fifandraisana @ any ivelany izay tsy azontsika ialàna vokatr'izao fanapotehana izao.
Mirary soa!
zany ra 8 miverina izany ndray kosa aloha dia aleo hilamina any , tsy ianareo marina no very tany ka di ara8 , a ra8 , ny @ hoe namono olona ny miaramila ianareo ao @ ra8 ihany no mitondra basy dia mifampitifitra ao dia avy eo ny militaire no lazaina fa mitifitra basy réel , ny asidra tsy lazaian fotsiny , ra tia ny gasy ra8 dia mijanona kely any afrique du sud aloha ny fahendreny dia mandany zay efa nataony amboletra teto @ mada , fa tsy ny tanindrazanay no varotana @ vahiny eo , ary tadidio fa ny partenaire any ivelany matoa izy mampiasa ny volany eto dia ny tombotsoany no jereny fa tsy dia ianareo akory , aleo izy hiala any dia @ zay koa ny gasy tsy mamerina ny vola zay lanin'i ra8 rery satria dia ny gasy rehetra no anonitra zany vola miditra ampaosiny izany , dia teneno ny tim hoe anamboary trano hoa an'ny zanaka @ zay ny ambim-bola fa aza araraka toa izao intsony e , ny olona mahazo vola na lasa any ny cin tsy koi fa manao déclaration fotsiny dia vita . dia saivo alany tao manandafy fa ra io no mbola conseilernareo dia ho potika ny tim zay vao tsisy tamingana tsony , aza matahotra f'efa hivoaka tsy ho ela ny tim tonga saian ka hiala @ zapo zavatra mitranga izao satri tena voaloto tanteraka lay tim @ zao