Lainga foana ve isan'andro e?
1. locl
(
01/04/2009 19:54)
Dia inona indray izao no lainga ho tantaraindry DJ rahampitso? Asaivo mandeha GAYPAX izy fa ao no sahaza azy e
novalian'i locl ny 02/04/2009 17:14
2. tgvra8
(
01/04/2009 20:03)
aleo mifanena amin ny mpamosavy toa izay mifanena amin ny mpandainga ozizyyy
4. ra8enforce
(
01/04/2009 20:10)
salut ra fijo izy kosa voavaliny daholo ny fanontaniana rehetra apetraky ny mpisera an misaotra fijo,ra8 ihany ny antsika,tgv oust oust :-D :-D :-D
6. fijo
(
01/04/2009 20:28)
ary androany ve nisy teo ambohijatovo e???iza no teo ,sa ny gadralava ihany?
7. bozzy
(
01/04/2009 21:56)
Aminizao aloha dia tsy hay intsony izay lainga sy marina fa samy miaro ny rambony na ny TGV iste na ny Ravalo iste
Personne n'est dupe an!!!
Personne n'est dupe an!!!
8. xxx
(
01/04/2009 22:15)
i Bozzy mba milaza hoe sady tsy Tim no tsy TGV anefa dia hita miharihary araka ny dinika rehetra soratany ny fankasitrahany TGV :roll: :-w :^)
9. bozzy
(
01/04/2009 22:23)
Manakasitraka any Tgv izahay @ nahavitany nanapitika ny Ravalo
Izay ihany
Vao manombo-javatra izy io ka ho hita Izay ho ataony Tgv eo:raha be vinany eo koa dia manaraka ny diany Ravalomanana Tsiranana ary Ratsiraka :MIONGANA
Izay ihany
Vao manombo-javatra izy io ka ho hita Izay ho ataony Tgv eo:raha be vinany eo koa dia manaraka ny diany Ravalomanana Tsiranana ary Ratsiraka :MIONGANA
10. xxx
(
02/04/2009 07:58)
locl:
Dia inona indray izao no lainga ho tantaraindry DJ rahampitso? Asaivo mandeha GAYPAX izy fa ao no sahaza azy e
f'iza no tena mpandainga e! ny andra8 no tena loza nefa mba vice président n'ny FJKM ihany!
