Politika
salopard
(
31/03/2009 19:07)
De Ra-MUGABE hono, no anisan'ireo president manao sonia mi-condamner ny gasy.
aoka lesy ramugabe marina a!
d inona hono ny ketrik'i Robert MUGABE sy RAVOLERA ao,
aleo hasiako 4ème tige hoy...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 00:11
bazylou
(
31/03/2009 18:19)
irahrahai'izay tgv izao communaute international izao anie!!! na misy aza ny alika mivovov dia ny sarety mandeha ihany e!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
tgv, ok...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 01/04/2009 02:25
Noue
(
31/03/2009 16:27)
tsy aleo ve ry zareo najanona tany am-ponja tany eee ?? zao dia mbola manao menace sahady !!!
[b]Ils ont quitté le resto gasy ce jour pour une conférence de presse au cours de laquelle les ex–p...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 02/04/2009 02:45
xxx
(
31/03/2009 16:18)
Mbola nalain'ny zanakolahy anaty ekipany ireo tsy voky tsara tato an-tranoko.
8Ra...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/03/2009 16:23
mion
(
31/03/2009 15:12)
Betsaka ny fanovana efa natao ary betsaka ny fanovana mbola ho avy hoy ny fanjakana [b]tetezangita[/b]
Ito hono ny manaraka
[url=http://www.imagehosting.com/][img]http://img410.imageshack.us/img4...
tohiny
novalian'i Bazily ny 01/04/2009 08:08
Mirananirina
(
31/03/2009 14:20)
Les dirigeants d'Afrique australe ont fait preuve lundi d'une fermeté exceptionnelle en suspendant Madagascar de leur organisation régionale, du[b][u] JAMAIS VU[/u][/b]...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/04/2009 11:02
Noue
(
31/03/2009 13:45)
ozy Organés
[b]Le ministre de la Sécurité de la HAT, Organés Rakotomihantarizaka, a fait savoir à la presse que dorénavant, toute manifestation nécessitait une autorisation de la CUA. Il ave...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:19
penguin
(
31/03/2009 13:39)
Ireo tokoa fa miseho ny goaika tanora ary tsy nahafehy ny andry tgvendrana ka tsy ny tanora mirijarija entin'ny olona @'ny sangany sahala azy no mpikambana @'ty HAT. Miarahaba ireto olo-manga ary tair...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:16
essera
(
31/03/2009 12:59)
Ny tena nahazoan'i Ravalomanana an'ilay diplaoma mlay be tany Chine ange raha tsy fantatrareo dia noho ny fahaizany manafina ny tsy ara-dalàna amin'ny ara-dalàna.
Ianao ihany no asainy miasa mafy...
tohiny
novalian'i KALACK ny 31/03/2009 13:26
xxx
(
31/03/2009 12:40)
Fa inona moa ry reto ny tena tombotsoa azontsika amin'ny maha-membre antsika amin'ity SADC ity???
[u][i]Raha sakafo ny pb:[/i][/u] maninona raha ny antsika no hatsaraina.
[u][i]Raha ny ankanjo:[/i]...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 31/03/2009 14:38
Pilato
(
31/03/2009 10:50)
Miala tsiny aho !
Averiko indray, miala tsiny, miala salohy fito !
Tadidin'ireo efa hari-saina tamin'izany ilay filazan'andrimatoa José ANDRIANOELISON [i](José kely, ilay nahavita nanivaiva filo...
tohiny
novalian'i milamm ny 01/04/2009 03:47
xxx
(
31/03/2009 10:37)
Mba fantatrareo ve fa manana nationalité française anie io olona milaza azy ho filoha io e! ny maha gasy azy aza efa nolaviny!!! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2009 22:06
xxx
(
31/03/2009 09:40)
Ny sakafo miditra eto M/car de tokony hanadalo fitilina aloa vao azo haparitaka eny an-tsena; Miseho sahady ny tsy fanarahan-dalana! Sa io le menaka 160T nalaina an-keriny tany @ tiko indray, toy ny f...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:21
yvaj
(
31/03/2009 09:17)
Rabetafika Norovelo Robertine Ramaroson Alain
Rakotoniaina Ialy Ranaivoarisoa Henri
Voninahitsy Penelope Arianne Randriazanakolona Yvan William (Sareraka)
Andrianantenaina Pierre Ranjivason Jean...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 13/04/2009 18:05
TEGEVE
(
31/03/2009 09:01)
anaka isany , hitanareo avokoa eny rehetra eny fa tsy nisy firenena ,tsy nisy flkambanana internasionaly (ONU ,USA,UE,UA, na ny afrika austral sns ...),ny bailleurs FMI ,BM
tsy ho voatanisako anareo ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 31/03/2009 14:28
milamm
(
31/03/2009 08:50)
samy nanao ny tsy mety izay mitsamm donky ,ratsy aby nefany Ravalo no lanimbahoaka tsisy nandany i Andry fa nampiasa herimbotay,sa raha tsy henika ny toy farihy difotry ny rà-ny tsy manantsiny tsy az...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 02/04/2009 02:53
essera
(
31/03/2009 08:42)
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo.
Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:42
essera
(
31/03/2009 08:25)
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo.
Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:01
Noue
(
31/03/2009 07:54)
[URL=http://img19.imageshack.us/my.php?image=organese23ad.jpg][IMG]http://img19.imageshack.us/img19/3995/organese23ad.jpg[/IMG][/URL]
io sary io zao dia t@ nangalana ankeriny ny ministera, ka mba ...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 31/03/2009 11:44
karavasy
(
31/03/2009 06:48)
Natao ho an'ny fampandrosoana ny orin'asan'olo-tokana ny SADC ary tsy misy tombon-tsoa ara-toe-karena ho an'i Madagasikara hoy andry tggvevdrana omaly. Hiala amin'io i M/kara hoy izy ary mazava fa ny ...
tohiny
novalian'i Oay ny 31/03/2009 14:13
