Politika

HeryLo ( 31/03/2009 06:24)
Les dirigeants d’Afrique australe ont décidé lundi d’exclure Madagascar de leur organisation « jusqu’au retour de l’ordre constitutionnel », en signe de protestation contre le coup d’Eta... tohiny
novalian'i locl ny 01/04/2009 19:41
penguin ( 31/03/2009 06:09)
Vao naverin'ny TVPlus ny sary nanaovan'ny CAPSAT ny lehiben'ny FJKM teny Antanimena. Nandà ilay miaramila CAPSAT hoe tsy nisy nampisotro amany ny Pastora nefa tratra teo amin'ny sary izy tenany nandr... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:24
ra8enforce ( 31/03/2009 06:08)
En espérant qu'il sera suivi par beaucoup d'autres source : madagascar tribune > Politique Armée malgache Un sous-officier appelle à la prise de responsabilité mardi 31 mars 2009 ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:43
sadeky ( 31/03/2009 05:12)
bal populair eny ambohijatovo androany miaraka an'i coutiti,pety gal fidy,bolo,ry vandam,capisaty,voninahitsy,ny tontakely maro isankarazany. Manala azy vita fonja e.Tsy misyl acrymogene ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 10:43
soanja ( 31/03/2009 04:43)
Ny tiako resahina dia ny tsy nandoavan-dRa8 sy ny orinasany ny hetram-panjakana. Mba nahoana loatra re!! Ekenareo ve ny tsy nandoavany an'io volabe io? Milaza aminareo aho fa ny mpamokatra miara mi... tohiny
essera ( 31/03/2009 04:19)
Salama ry namana isany, Mba mapametra-panontaniana ihany hoe nahoana moa no ampidirina amin'ny resaka grève ny mpianatra eny amin'ny lycée. Ny ankizy amin'ny lycée izany am ankapobeny dia latsak... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 10:11
zoam ( 31/03/2009 02:57)
tgv tsy d'accord @ SADC miala tsy ho memebre i dago tgv tsy d'accord @ OUA mety hila tsy memebre i dago tgv tsy d'accord @ ONU miala tsy ho membre koa i dago tgv tsy d'accord @ bailler de fond tsy ... tohiny
diamondra27 ( 30/03/2009 23:38)
La SADC suspend Mcar et invite Rajoelina A partir La Communauté de développement de l'Afrique australe a suspendu lundi Madagascar à la suite du renversement du président élu Marc Ravalomana et ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 31/03/2009 06:01
molota ( 30/03/2009 19:42)
Tena conard au pouvoir marina ty klé! avy manatitra voninkazo hono dia faranana @ny fadihizana! 29Mars ny V io! :-D :-D, zany lotra refa mitomany frantay! ts mahalala ny tantara maha Malagasy azy ... tohiny
novalian'i yvaj ny 31/03/2009 07:22
Noue ( 30/03/2009 19:27)
[URL=http://img300.imageshack.us/my.php?image=madagascar30030900003z.jpg][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/9600/madagascar30030900003z.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img256.imageshack.us/my.ph... tohiny
novalian'i mion ny 31/03/2009 07:21
ra8enforce ( 30/03/2009 18:57)
i ra8 president lanimbahoaka,reconnu eran'izao tontolo izao,na ny resaka contrat rehetra momba ny minier dia contrat legal,ka fomba ahoana moa no ahafan'i tgv mikitika an'io contrat io nefa a titre tr... tohiny
novalian'i bozzy ny 31/03/2009 01:27
xxx ( 30/03/2009 18:36)
Mitandrema isika manaradia an'ny zanaky kala hafa fa mitady ho ratsy ireto andian'olona 20000 ireto. :D Aoka isika tsy hanao ohatry ny nataon'i dada, ka hanao be marenina, minia tsy mahita ny fanako... tohiny
novalian'i yuka ny 31/03/2009 03:38
molota ( 30/03/2009 17:16)
nihena 1000 fmg hono ny mofo iray, nefa sady NIHEN-DANJA!! :-D :-D. manin ra atao 500 miitsy dé zaraina roa ndray lé mofo 1000fr :-D :-D :-D . AZA TGVENDRANA IHANY KLé :{ :twisted: . Dé ny me... tohiny
novalian'i zandikely ny 30/03/2009 19:44
xxx ( 30/03/2009 17:03)
Karana, Henri Fraise, Dehaulme, Izouard, Odon... tohiny
novalian'i papala ny 31/03/2009 05:17
soanja ( 30/03/2009 16:07)
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako. Maninona ary tsy mba afaka hisokatra masontsika handinika ny zavamisy. Zary hiady ho an'ny olona nambotry ... tohiny
novalian'i milamm ny 01/04/2009 04:00
salopard ( 30/03/2009 15:28)
Efa nihena ny vidinjavatra izao , ka dia niasa daholo ny fonksionera. 500 ariary izao ny Pasy, ny manao io an! 1500 ar ny matory 2000 ar ny toute position, fa tsy 5000 ar toy ny t@ andron'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 08:04
ndenn ( 30/03/2009 14:24)
Vaovao vao azoko teo no ho eo ity ,mitifitra ny mpanao fihetsiketsehina eo @ 13 mai ny CAPSAT ,sy ny RMI ary ny I ,raha mba misy manana sary na video afaka alefa ,mba mangataka izany ô ,m'saotra bet... tohiny
novalian'i ndenn ny 31/03/2009 11:38
ronaldo09 ( 30/03/2009 13:31)
Mirehaka ireo pro Ravalo fa hoe nahazo olona betsaka ! Fa betsaka amin’ny ahoana moa ? Moa va tsy ireo ihany ilay teny Iavoloha fahiny niaro an-dRavalo ? Ndao atao hoe 5000 ny olona teny Ambohijatov... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:43
Noue ( 30/03/2009 13:04)
http://www.madagascar-tribune.com/Un-tortionnaire-libere,11552.html... tohiny
novalian'i mion ny 31/03/2009 07:51
lemenakely ( 30/03/2009 12:33)
Tokony mbola tohizana foana ny barrage manerana an 'ANTANANARIVO hoy izy ,samy nahatadidy io teniny io angamba isika ! Izao indray tsy tokony handingana ny kianjan ny 13 mai hoy izy ny mpomba ny TI... tohiny
novalian'i ralevazou ny 01/04/2009 10:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1579