SADEKY no hiankinan-ilay "filoha voaroaka" Ra8

1. kidoropamba ( 01/04/2009 16:02)
Aiza izao ingahy jentilisa fa tokony faizina mafy dia mafy izy sy ny lainga be any.

Aiza izao ry noue sy ny fianakaviany tokony alefa any tsiafahy hanaovan-dry zalahy azy mahamay ao.

Tsy ampy ny nanjo an'i Rasendrahasina fa tokony omena indray koa, ary tokony darohana koa ingahy GAETAN razafindratandram-bod...

Nirodana izao iny Ravalon-doza.

Nefa raha tsy mitandrina koa ny ekipa TGV dia mety ho ratsy fiafara satria RATSIRAHONANA, SYLLA, MOMY, sy ny ekipa TIM maro be no miraviravy ao. Ity RATSIRAHONANA ity aloha no mivandravandra be fa tena BETRON'NY TGV e.

Nandositra tany anaty Ala hono ny zanak'i leVALOn-doza (tany @ SADEKY izy mirediredy io).

Kay matahotra basy ihany ity levalonDOZA ity?
Zaranao aza fa tsy lasa tany tsiafahy i Lalao, Sarah sy ny vehivavy hafa nanaovan-dry zalahy ankeriny im-polo isan'andro tao.

Izao ny hiseho rahampitso:
- Ravalomanana tsy afaka hody izany mihitsy fa LANIN-DRY MANANDAFY eo fotsiny ny volany;
- TGV raha manaiky ho saribakolin'ny RATSIRAHONANA dia tsy aharitra ela eo mihitsy.
- Hitohy ny fanerena ankolaka ataon'ireto mpamatsy vola ireto.

Farany: Soso-kevitra hoan'i LEVALON-DOZA: Hararaoty tsara ny mamelaka vehivavy virjiny any Swaziland fa ny gasy efa nanadino anao e. Ry Manandafy sisa no ato mbola mitady vola adala-tompo ka ambava omana.
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:26
2. Noue ( 01/04/2009 16:10)
misy oa olona dia efa lasa adala fa tsy nahazo seza tao koa angamba dia zao mirediredy eto fotsiny zao sisa no mba atao eee ! loza koa zany voapokan'tgvendrana zany ny loha eee!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. gasmlay ( 01/04/2009 16:29)
misy koa hoa olona very seza ôtsan'dry le noue ehh! eto fôna no mitabataba sisa eh! :-D :-D
4. Noue ( 01/04/2009 16:32)
very seza aiza lety aaa ! izaho aza io mipetraka tsara eto @ sezako io kooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. gasmlay ( 01/04/2009 16:36)
very :miam: zany :@ :@
6. vale ( 01/04/2009 17:16)
ary taiza fona i Rakidoro no izao vao hita?? :lol: very seza marina angamba ktyyy :-D :-D :-D :^)
7. molota ( 01/04/2009 17:18)
Mandrovita tsara alou vody eo @seza ry TGVendrana isany a!! efa oavy tsy ho ela ny tompo-toerana fa aza maika!!! :-D :-D :twisted:
8. xxx ( 01/04/2009 19:14)
marina ihany anie le tenindry zalahy atsy oe hamidy 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo fa eto no miady mifanaikitra eto fotsiny fa raiso ny vola dia lasa maka avion any amze alehany any daholo
9. locl ( 01/04/2009 19:47)
Hoatrin'ny hitako eto ery ry CAPSAT andefasany SADEC drone dia mitsoaka anaty vahoaka, ry Monja R angamba tsy hay intsony ny zavatra teneniny vavany. Miverna eo foana Dada fa aza manahy eeeeeeeeeeee
10. fijo ( 01/04/2009 20:26)
ireo capsat ireo anie toa le mpanao boxe tsy misy mpifanandrina e.eo de mody le sac be iny no darohana mafy ery,fa vao misy adva eo,dia miondrika lava no tena atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07