Te hisavasava tany kanjo latsaka anaty t....

1. Noue ( 01/04/2009 17:20)
ny marina oa tsy maintsy mivoaka eny foana ee !! Te hisavasava tany kanjo latsaka anaty t....

Selon Bloomberg, les bureaux de QMM Rio Tinto à Fort dauphin ont fait l'objet de fouilles par l'armée. Le porte parole Nick Cobbande la société à Londres annonce que les contrats entre la compagnie minière et l'Etat malgache ont été signés sous Ratsiraka

dia saika hanendrikendrika an'Ravalomanana indray ve eee ?? kanjo inona ity ??? tsy mahagaga anie io eee ! fa mivelona @ inona moa ratsiraka sy ny ekipany aty frantsa ?? tsy mivelona @ ireo diamondra sy vatosoa sy ny sokatra sns nahondrana ???
novalian'i bozzy ny 01/04/2009 21:46
2. Noue ( 01/04/2009 17:46)
ahoana moa ilay hiran'mahaleo oe (nahondrany avokoa sokatra sy vatosoa, zay misy tombontsoa eee) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. tgvra8 ( 01/04/2009 17:56)
aleo aondrana mintsy ranga i madagasikara aa zay zao mety fananambe koa :@ :@ :@ :@ :@
4. rabingogilabanga ( 01/04/2009 18:48)
Tant pis pour Ratsiraka. aleo koa ho hita ny ratsy nataony. Ce n'est pas notre DADABE. ary tsy his hiantso azy hoe: DADABE eto

Fa ity hoe DADANAREO, dia mba tiana ho fatantra hoe: nahazo tombotsoa tao ve izy. @ fitohizan'ny contrat.tsy maintsy fantarina koa izay

Farany tsy ny contrat @ Rio Tinto no blèm, fa hoe: JURIDIQUEMENT, TECHNIQUEMENT, ary ECONOMIQUEMENT acceptable ve le izy ho an'ny gasy
5. xxx ( 01/04/2009 19:05)
marina ihany anie le tenindry zalahy atsy oe hamidy 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo
6. Noue ( 01/04/2009 19:13)
fa hamidy ahoana aza zany ee ??
7. xxx ( 01/04/2009 19:17)
dia samy tsisy tompony i Madagascar ry kalakely ty a
8. Noue ( 01/04/2009 19:30)
hanky va re eee :^) :^) :^) :^)
9. locl ( 01/04/2009 19:40)
Efa hita fa dada fona no mahazo tsiny izao rehefa misy zavatra, soa fa iova tampoka dia ry TGV indray izao eeeeeeeeeeeeeee
10. xxx ( 01/04/2009 20:11)
esseo fijo an
11. fijo ( 01/04/2009 20:12)
le izy anie rabingo efa contrat vita e,ny azon'i ravalo atao dia ny manatanteraka sisa.ary i andry koa rah atsy te ahita loza dia mamela ny fanatanterahana io no azony atao
12. bozzy ( 01/04/2009 21:46)
Nareo nge tsy mbo serieux mandray anjara @ forum sokafany Noue dia manjaryizy ihany no iteny irery eto frany é
jerevo ny post n°1 sy 2 zao d miteny irery izy !!
Efa ho lasa gaigy ohatry ny Dadany io Noue io farany
Tandremo fotsiny sao zamoureux loatra any DadaRavalo ka mamono tena farany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :* :* :* :* :* :* :* :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0958