De quel droit ????

1. Noue ( 01/04/2009 16:28)

FA NATOKANA HO AN'IZA NY 13 MAI SY NY AMBOHIJATOVO ???? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:


- « La place (de la démocratie) est à nous et à nous seulement, si vous revenez ici nous saurons comment vous accueillir » a lancé le détenu politique, Voninahitsy Jean Eugène à Ambohijatovo


Ils ont quitté le resto gasy ce jour pour une conférence de presse au cours de laquelle les ex–prisonniers ont annoncé qu’ils feront tout pour protéger Rajoelina en soulignant qu’ils ont « les moyens et les armes » pour le faire.



novalian'i bozzy ny 01/04/2009 21:42
2. gasmlay ( 01/04/2009 16:33)
8) :@ ,tsara be zany!!
3. vale ( 01/04/2009 17:01)
ntssssssssssssss, izany ve de tsara eeee :?
4. gasmlay ( 01/04/2009 17:08)
(l) :miam: matsiro mitsy!!
5. molota ( 01/04/2009 17:25)
matsiro mitsy!! lé revy nGadraaa!!! :{ :-D :-D :twisted:
6. Noue ( 01/04/2009 17:47)
dia asan'izay mandrevy ny revin'ny gadra ao aloha eee :-D :-D :-D :-D
7. tgvra8 ( 01/04/2009 17:52)
lanio eto ny roranareo fa izahay zao ef handrai le fananambe fa vidin ny hafa le fiarandanitr :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. xxx ( 01/04/2009 19:10)
marina ihany anie le tenindry zalahy atsy oe hamidy 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo
9. Noue ( 01/04/2009 19:14)
dia iza nefa no hanao an'zany eee ??
10. xxx ( 01/04/2009 19:20)
Ianao ry AnA = Noue a, ianao no hivarotra azy satria ianao TIM ,ha ha ha ha ,
11. Noue ( 01/04/2009 19:32)
inona moa no olana na noue, ana, na xxx, na tim, na inona aza aho ee ??? ny mampalahelo fotsiny dia nanao zay tiany atao ry rgv tsisy nanakana fa rehefa ny hafa dia zao ve no tokony hanaovana azy kosa ???
12. locl ( 01/04/2009 19:49)
aiza le lokaloka hoe DEMOCRATIE ee!fa rehefa ny hafa no mankeny dia vonoina, le DJ fisa-body tsssssssssssssssss
13. ra8enforce ( 01/04/2009 20:12)
alefa ra8 miaraka eto daholo isika mianakave e ,alefa fijo an miandry anao e
14. fijo ( 01/04/2009 20:14)
ary androany ve nisy mpanohana an'i ravalo nivory sa tsia???
15. vale ( 01/04/2009 20:22)
locl:

aiza le lokaloka hoe DEMOCRATIE ee!fa rehefa ny hafa no mankeny dia vonoina, le DJ fisa-body tsssssssssssssssss



:-D :-D :-D :-D marina izany eeeee :wink:
16. Noue ( 01/04/2009 20:24)
fijo:

ary androany ve nisy mpanohana an'i ravalo nivory sa tsia???
asa nisy inona androany no toa niditra 13 mai ny mpitolona???

Tsy mbola nisy fanjakana nahatohitra ny herim-bahoaka teto amin’ny Kianja 13 mey. Izay no tenin'Atoa Andry Rajoelina fony izy nitarika olona teny amin'io kianja io”. Izay koa no naverimberin’ireo mpitaky ny ara-dalàna izay tafiditra teny an-toerana omaly maraina.
Avy hatrany dia nifamotoana teny ireo mpanohana ny ara-dalàna omaly satria nilaza ny mbola hanao hetsika eny Ambohijatovo ireo gadra politika “afaka”.
Tamin'ny fandraisam-pitenenan'ireo mpitarika ny tolona, izay somary sahirana ihany noho ny tsy fahatomombanan'ny fanamafisam-peo, no nilazany fa: “Mitohy hatrany ny tolona. Tsy miova ihany koa ny tanjona dia ny famerenana ny ara-dalàna sy ny famerenana ny fiainam-pirenena amin’ny laoniny mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana”.
Ing. Harinaivo Randrianatoandro kosa dia nisaotra an’ireo mpitandro filaminana izay tonga teny an-toerana niaro ny vahoaka sy ny fananany.
Nomarihin’izy ireo koa fa tsy hanao ilay “Assises Nationales” tanterahina manomboka anio ny Tim satria mbola tany mikorontana i Madagasikara ka tsy tokony ho izay aloha no laharam-pahamehana fa ny fitadiavana lalana hivoahana amin’ny krizy. Tsy nahazo fanasana rahateo ry zareo, raha ny fanazavana. Mbola hifamotoana eny amin’ny 13 mey indray izy ireo anio.
Ny Tahiry R.



17. fijo ( 01/04/2009 20:32)
iza no nahazoana io vaovao io?
18. Noue ( 01/04/2009 20:41)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=5844
19. fijo ( 01/04/2009 20:58)
misaotra.
dia ny polisy izany no miaro????ko tsy lasa gaigy ny capsat?
20. bozzy ( 01/04/2009 21:42)
Mahazo ohatrinona isan'ora avy @ TIM sy RAVALOMANANA aloha i Noue , mikarama mi-animer pro Ravalo eto @ serasera e :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0966