afindrafindrao marina izy ity
1. bazylou
(
01/04/2009 09:59)
tim eny am 13 mai indray izao , de ny tgv eny ambohijtv!!! ady gasy marina izy ty kleee :-D :-D
2. xxx
(
01/04/2009 10:01)
fanga tsy miasa ny TGV le? toa ilaozana migrevy? kay moa biby mitorona kou :-D :-D :-D
3. Mirananirina
(
01/04/2009 12:13)
de ny tgv eny ambohijtv!!! ady gasy marina izy ty kleee
fa maninona hono ny tgv e,efa nahazo place ka haninona eny e
4. RATOVOARY
(
01/04/2009 13:42)
Eny tokoa hoa, fa haninona eny ndray nefa efa azo izay nokatsahina?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.036