air force one

1. Mandefitra ( 01/04/2009 12:47)
Dia tapaka zany fa hamidy @ air australy ilay air force one.

Mba fantatrao ve fa raha 114Mds Ar no vidiny, 39Mds/mois ny karaman'ny fonktionera?

Donky tsy ampy hoanin'ny mpiasam-panjakana 3 volana io dia ritra.
Mbola tsy tafiditra ao akory ny karaman'ireto fozaorana 44 ao @ HAT ireto.

Zany hoe lasa t.ay rehefa ilay fiaramanidina nanaovana resabe ...

2. Mirananirina ( 01/04/2009 13:32)
Naninona tokoa ary no 44 ny ao aminy HAT e.10 dia ampy anie e.
3. botakely92 ( 01/04/2009 13:44)
Ka iza anefa no antony tsy hisian' ny vola andoavana ny karaman'ny mpiasa intsony fa tsy Ravalo sy ny manodidina azy rehetra, zany ve no tia tanindrazana? mpangala-bola ka aza be resaka fa tsy hiditra any amposin'i tgv akory io fa hoan'ny vahoaka madinika. Matoa izy vonona ny hitondra ny firenena na dia tsisy vola intsony aza ao fa nentin-rRavalo nitsoaka, dia tena fitiavana tanindrazana izany amiko, tsy mikatsaka ny tombotsoany fa ny an'ny vahoaka i tgv, ka akombony ny vava fa efa resy ny devoly mpanao ody mahery nefa tsy nanavotra azy akory ny odiny.
4. RATOVOARY ( 01/04/2009 14:01)
O ry reto a! aleo ireo 44 ireo aloha mba higalabona seza kely na dia 1 mois ihany aza fa ny sasany taminireo anie efa nirotsaka Maire teto Jangil fa tsy lany e! Ny fokontany nisy azy aza tsy nahazoany vato betsaka akory. Donc rehefa tonga ny fifidianana de tsy ho lany velively izy ary efa hainy zany ka izay no mba hanararaotany kely aloha.
5. xxx ( 01/04/2009 14:02)
Ary fahefàna ahoana moa izany no hahafahan`ireto fozaorana ireto mivarotra zava-mpanjakana , ry zalahy aza fitondràna fozaorana tsy ara-dalàna akory ? Izay zavatra rehetra ataony eo izany tokony tsy ara-dalana sady tsy manankery ! Tena efa trop ty kle !!!
6. ria ( 01/04/2009 14:12)
Ka izao anie no tsy fantatrilay pro tgv eo ambony io fa raha ireo no mankeo dia betsaka nohon'ny lanin-d'ravalo no laninireo e . Sady olona noana be daholo ireo . Ko sady fianakavian'ny dahalo daholo anie ireo sao dia mieritreritra e . Tamin'ny andron-dratiraka ireo olona ireo raha tsy mandalina tantara ianao io . De tadidio ary fa dia ianao dia eo fa izy no voky . Ny menaka omeny anao 2500ar io angaha fantatrao hoe avy aiza aloha e . Izany hoe noana dia mihinana ny tsy fihinana angamba kalo . Mba alalino tsara aloha e. Iza no tena tsy tia tanindrazana ny olona manimba fotsiny fa tsy nahatsangana na inona na inona ary avy eo amoky ny tenany sa ny mba nahatsangana ihany fa mba nihinana ihany ko?
7. sambatra ( 01/04/2009 14:51)
EFA MPANAM-BOLA ABY IREO MPIKAMBANA AO @ HAT ARY KOA IREO MINISITRA. ARAKA IZANY, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MARINA IREO ARY RAHA MITSINJO NY MAJINIKA DIA TOKONY HANAO FIANIANANA FA TSY HANDRAY NA DIA "ARIARY" AZA FA DIA HATOLOTRA NY VAHOAKA SAHIRANA NY KARAMAN'IZY IREO MANDRITRY NY TETEZA-MITA. TAPAHIKO NY AHY RAHA MISY MAHASAHY MANAO IZANY IREO.
8. yuka ( 01/04/2009 14:55)
hay ve ka lasandravalo nitsoaka ny vola e!
mba asio kely jereo eto atao porofo e!
fa tsy ny CAPSAT ve no nalaza naka vola sy niambina tao e!
sa nositonindravalo tamin'ny ody gasy ny vola dia azony daholo :-D :-D :-D
mba zavatra hafa lazaina hoa.
ary rehefa tsy hay io fitondrana io dia apetrao fa tsy be konetaka eo :D
9. andrywui ( 01/04/2009 15:12)
hoy sambatra

KARAMAN'IZY IREO MANDRITRY NY TETEZA-MITA. TAPAHIKO NY AHY RAHA MISY MAHASAHY MANAO IZANY IREO.


tena mikozy amlah aho fa ho tapaka ho azy mipitika ery io fikanty io ra io fon no hozoninty eo !! mananjiny anie io lety e ! ny fanamboaranjaza no ozinlah amin politik eo !! hi !hi! hi! hi! hi! vita eo tkou io vao mindrana any am bandy any eo ela hampirevena rafotsy fa !! ha! ha! ha!
10. vale ( 01/04/2009 16:38)
RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MARINA IREO ARY RAHA MITSINJO NY MAJINIKA DIA TOKONY HANAO FIANIANANA FA TSY HANDRAY NA DIA "ARIARY" AZA FA DIA HATOLOTRA NY VAHOAKA SAHIRANA NY KARAMAN'IZY IREO MANDRITRY NY TETEZA-MITA.

impossible izany aloha eee..fitiavan-tena no marimarina kokou!!
11. vale ( 01/04/2009 16:41)
xxx:

Ary fahefàna ahoana moa izany no hahafahan`ireto fozaorana ireto mivarotra zava-mpanjakana , ry zalahy aza fitondràna fozaorana tsy ara-dalàna akory ? Izay zavatra rehetra ataony eo izany tokony tsy ara-dalana sady tsy manankery ! Tena efa trop ty kle !!!



atao ahoana fa ity no tonga am fitenenana oe tampoham-pahefana ka hanamparana an'izany dol izao rehetra izao!! :?
12. belaza ( 01/04/2009 17:00)
xxx:

Ary fahefàna ahoana moa izany no hahafahan`ireto fozaorana ireto mivarotra zava-mpanjakana , ry zalahy aza fitondràna fozaorana tsy ara-dalàna akory ? Izay zavatra rehetra ataony eo izany tokony tsy ara-dalana sady tsy manankery ! Tena efa trop ty kle !!!



tongo-bakivaky e sady maharary no mahamenatra :oops:
13. tgvra8 ( 01/04/2009 17:44)
lelena de aona reo zay nitolona teo amin ny 13 mai tsy mahazo ninin ve :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
14. Noue ( 01/04/2009 17:51)
:^)
15. ifiona ( 01/04/2009 18:12)
Le Journal de l’île de la Réunion (JIR) a publié ce matin ce qui est sans doute le meilleur poisson d’avril de la journée, en affirmant que Force One était racheté par Air Austral. Autre poisson d’avril, un journal Kenyan lancait en gros titre que Andry Rajoelina animerait un après midi de détente sur une plage kenyanne ce jour. - 01/04/09
16. botakely92 ( 01/04/2009 18:18)
O ry pro Ra8 isany a! nareo ihany anie dia efa miteny hoe nihinana vola Ra8 e! amiko rehefa maka dia mpangalatra ka tsy tokony omena vahana. Ampy ho lesona hoan'izay mitondra manaraka eo ny nahazo an-dRa8, tsy adala akory ny mpanao pôlitika rehetra raha nitambatra hanongana azy satria efa sangy mihoatra ny loha no nataony, izao no tena demokrasia, samy manao tanamaro amin'ny fitantanana ny solontenamparitra fa tsy izay metimety amin-dRa8 ihany no eo.
nisy nanontany teo hoe aiza ny porofo fa nangala-bola Ra8, fa mitampina ve ny masonao leaza, ireny vola devisen'ny gasy aondran-dRa8 any ivelany hanaovany entreprise any ireny avy aiza, na dia tsy niala teo ambody omby aza izy nitery ronono hatr@ nahaterahany ka mandrapahafatiny dia hahazo vola zarazaraina toy izao, h@ afrikana avy aza vidina dia miteniteny foana, odoy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5175