Misy dikany @ tgv ve ny 29 marsa
1. news2dago
(
29/03/2009 17:40)
Gaga aho tena gaga raha nanamarika ny 29 marsa le zalahy ity. Izay fantatra fa padsma ihany koa ankehitriny. Nivarotra ny tanindrazana ambongadiny ny tanindrazana malagasy @ frantsay.
novalian'i essera ny 30/03/2009 06:17
2. tgvra8
(
29/03/2009 17:44)
ny gasy vendrana no te hanaraka azy eo ko zao zao nga misy ho za tsy tgv za tsy ra8 fa rehefa gasy @ fijerin ny aty ivelany dia vendrana daholo mifampinan ny amaniny ao ee rehefa maty ve tsy alevina
azafady
azafady
3. Noue
(
29/03/2009 17:58)
inona moa no mba hain'tgv @ zany 29 Mars zany eee ?? ny atao oe democratie aza tsy hainy :^) :^) :^) :^)
5. andrywui
(
29/03/2009 18:31)
hoy Noue :
za mahay ny 29mars 1947 = 2éme jours ny fitifirana TIM !! hi hi hi hi
inona moa no mba hain'tgv @ zany 29 Mars zany eee ?? ny atao oe democratie aza tsy hainy
za mahay ny 29mars 1947 = 2éme jours ny fitifirana TIM !! hi hi hi hi
6. news2dago
(
29/03/2009 19:51)
andrywui:
hoy Noue :
inona moa no mba hain'tgv @ zany 29 Mars zany eee ?? ny atao oe democratie aza tsy hainy
za mahay ny 29mars 1947 = 2éme jours ny fitifirana TIM !! hi hi hi hi
Foza orana tsy mahay mitana basy tssssssss
7. Noue
(
29/03/2009 20:14)
wiwi aa ! raha tsy inona kooo :^) :^) :^)
news2dago aa!! oatran'ity sary ity ve ?? :-D :-D :-D :-D
[URL=http://img256.imageshack.us/my.php?image=la2551.jpg][IMG]http://img256.imageshack.us/img256/8994/la2551.jpg[/IMG][/URL]
news2dago aa!! oatran'ity sary ity ve ?? :-D :-D :-D :-D
[URL=http://img256.imageshack.us/my.php?image=la2551.jpg][IMG]http://img256.imageshack.us/img256/8994/la2551.jpg[/IMG][/URL]
8. tsikikely
(
30/03/2009 00:18)
Soa aho fa tsy lehilahy. Raha tsy izany dia nanao commando aho dia novonoiko i TGV, mamindra fo amiko Andriamanitra. Tiako loatra ianao ry taniko, natakalon'ny olona harena sy voninahitra. :(
9. essera
(
30/03/2009 06:17)
Fa Ravalomanana ve mba anontaniako an'ilay bandy ireto tena madio be mihitsy eto amin'ity tanana ity. Tsy nanao n'inon'inona e ??? Milay ka !!!
Ô ry zalah, sao dia miondana be loatra ianareo ka rehefa ny anao no mandoto dia madio ihany fa rehefa ny olona izay vao tena mandoto. Tadidio tsara izao ho an'ny mpankasitraka ny filoha teo aloha. Mahaiza mijery amin'ny fijery anankiroa fa na i TGV na Ra8 tsy azo lazaina hoe madio 100%.
Valin'ilay eo ambony hoe mivarotra tanindrazana izao dia tsotra. Iza no tena nivarotra tanindrazana ka nofoanana ny varotra.