ZA TSY MIMEME TSONY A! HI! HI! FA AIZA IAN I DADA RY RETO A
1. andrywui
(
29/03/2009 18:26)
Ny ankizy mitomany , ny sakafo ho haniny tsy misy ,ny voisin (tgv) mampijaly ny zaza , ny fianarana tsy vita intsony fa efa niala nianatra aby ny lehibebe , i Neny (ministra, deputé, sénéteur) tsy maharaka ny famelomana ny ankizy intsony , fa i dada (ra8)ary nakaiza e! tokony mba mieritreritra adidy fa tsy miala andraikitra toy izao fa mampalaelo ny ankohonana ! ny ankizy ato fantatry ny olona oe tsy manandray (zaza sary) de tsy hanan'ny olona hena maso(capsat) fa kapokapohiny eran'ny lalàna !tokony miverina haingana i dada a! iny dadaoooo !! tondra mofo oo !! mofo SADC oo !! hi !hi !hi !
novalian'i xxx ny 30/03/2009 15:49
3. ra8enforce
(
29/03/2009 19:48)
na ny frantsay aza niheky fa mbola ra8 ihany no prisident,karakarao haingana,aza avelo hisotro rano le 3000 vahoakaben'ny tgv hihihihi alefa ra8enforce :-* :-* :-* :-*
ps ahoana lesy wiwi
ps ahoana lesy wiwi
4. Noue
(
29/03/2009 20:23)
ny firenena rehetra mahintsiny anie no mbola miaiky fa Ravalomanana no mbola tompon-toerana eee !
5. KALACK
(
29/03/2009 20:31)
wuiwui a za njay les te himeme b mits a, fa ts maaz anf f bedin tim ra vo mimeme zan ,
6. Andribe
(
29/03/2009 21:52)
faly ery ra wiwi fa vonoina otran ny t@ ny andron dr8 ny malagasy toa anazy hihihihihihi mehezana foana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D oay lety e kay moa za gasy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx
(
29/03/2009 21:55)
Ra wuiwui ,ra noue ,ra salopard ,kalack ,ra8 enforce ,ajanony @ izay ny fisintonana ny hevitry ny sasany @ alalan' ny tsaho .
Efa fantatry ny ny firenena matanjaka rehetra ny votoatin' ny krizy politika ao Mada ao .
Efa fantatra ny momba ireo acteurs mpandray anjara rehetra.
:oops: :oops: :idea: :idea:
Efa fantatry ny ny firenena matanjaka rehetra ny votoatin' ny krizy politika ao Mada ao .
Efa fantatra ny momba ireo acteurs mpandray anjara rehetra.
:oops: :oops: :idea: :idea:
8. xxx
(
30/03/2009 05:46)
aleo izy hiandry an'i Paoly eo fa i dada anie vao tonga eto tonga de any Tsiafahy e! na ireny vola naodikodiny ireny fotsiny aza!, na ny mpimasy aza tezitra aminy hono fa tratra ny nafenina
9. xxx
(
30/03/2009 15:49)
oadray oh ry zareo ah mba akaro ambony le ady hevitra fa mampalahelo mba olona manana internet ihany de manao lohana tgv caporaly mampandohalika generaly gadra politika mampandohalika minisitra fitsarana capsat mangalatra fahefana bemiranga mibaiko an i alain ramaroson na ny mpiasa antrano aza atsi hoatsy hibaiko patron andro mahaory izao tsy misy intsony andriamanitra raha ireny no tsy hivaly hatramin ny zafindohaliky ny tgv sy ny namany rehetra
