efa eo ampirakarakarana ny capsat ny mpokina
1. sadeky
(
29/03/2009 19:44)
efa tena mahazo vahana be mihitsy le mpanohana an'i ra8 eto tana ary efa betsaka ny bandy tena sahy hoe hanamboatra ny capsat,tsy honohono fa efa misy projet mihitsy :evil: :evil: :evil:
novalian'i ysless ny 30/03/2009 07:05
4. Noue
(
29/03/2009 20:20)
dia inona hono ilay projet?? ny mampalahelo anie ry zareo dia ny vahoaka foana no hijaly na inona hitranga eo na inona ee !
5. sadeky
(
29/03/2009 20:25)
ohatra nanaovana frs t@ 13mai 72 e ,t@ izany mbola vitsy ny gasy izao efa nitombo 4fois
6. soanja
(
29/03/2009 20:27)
Noue:
dia inona hono ilay projet?? ny mampalahelo anie ry zareo dia ny vahoaka foana no hijaly na inona hitranga eo na inona ee !
Izay indrindra mantsy. Raha mba mahalala ny hafa hoe STOP NY HERISETRA FA MANIMBA NY MADINIKA! Voa be isika ity ary mandraingiraingy! Maka aina aloha mba handinika ny next step tsy hisy ra mandriaka!
8. sadeky
(
29/03/2009 20:31)
rehefa trop kosa anie le atsojay ataon'ireo vitsy anisa e,dia hojerena fotsiny aza ve ireo capsat manao daniny kibony ireo
9. KALACK
(
29/03/2009 20:34)
mitady korotan b eto am firenenn ko ry tim ka , ratsirak zao ref nesorin toy izao d nanaj ten tsara xts nigaigay toa io
10. patrick2002
(
30/03/2009 01:21)
sadeky : na ny EMMONAT nandrdrainareo aza tsy hita popoka intsony , manaova provocation dia ho hita eo fa zeziky ny tolona marina izany ra mandriaka izany.
Fitondrana mbola vao mitsangana dia efa toerina sahady ,hataovy fa izahay koa tsy mila ravolera ,hivarotra ny fananany malagasy .
Fitondrana mbola vao mitsangana dia efa toerina sahady ,hataovy fa izahay koa tsy mila ravolera ,hivarotra ny fananany malagasy .
11. essera
(
30/03/2009 05:55)
Mampiditra ve lo sa mamoaka i Kalack e.
Izao ry se mpanao planning projet. Tantarao eto ilay projet dien'izao mbola misy ambina vola izao hikarakaran'i Dada. Rehefa kelikely io fongana dia tsy poinsa intsony. Alefao aloha jerena.
Bizoroka b
Izao ry se mpanao planning projet. Tantarao eto ilay projet dien'izao mbola misy ambina vola izao hikarakaran'i Dada. Rehefa kelikely io fongana dia tsy poinsa intsony. Alefao aloha jerena.
Bizoroka b
12. ysless
(
30/03/2009 07:05)
Aza mamely tsaho ao fa tianareo ho potika mintsy ve ity firenena ity e
de zao koa e ny anareo TIM dia efa fantatra hartin'ny ela fa fitiavan tena no tena betsaka , zao de mitokona indray rehefa tsy manana asa satria ny MAGRO sy ny TIKO izao efa nikatona dia mitady ny tombotso ho anareo manokana ianareo , dia sasany indray no taominareo nefa izy avy eo tsy mahazo toerana na asa any @nareo akory . Ka aza fitahana ny madinika e