maninona ra8 tsy miverina zao de zao
1. tgvra8
(
29/03/2009 17:51)
Maninona ra8 tsy miverina zao de zao sa ve matahotra izy dia hisy sahy hamono koa ve izy hoy ianareo. raha tsy misy izany efa maramila bedebe reo eo ambojatovo reo no miaro azy na aleo hisy hikitika lery de tena raikitra amizay ny gera
novalian'i xxx ny 30/03/2009 15:52
3. tgvra8
(
29/03/2009 17:59)
de manin nga ny maramila no hatokisana tsy ny mpitokona eo ambojatovo toa bedebe ihany hono le izy
4. ra8enforce
(
29/03/2009 18:00)
hoavy f'aza matahotra e,efa pokna be dia be izao no manaraka anay,izay capsat 200 plus tgv 3000 ve :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola ho taitra ny tena vrai soldat fa miandry kely fotsiny fa kely sisa
alefa ra8
mbola ho taitra ny tena vrai soldat fa miandry kely fotsiny fa kely sisa
alefa ra8
5. Noue
(
29/03/2009 18:01)
ka ny miaramila migafy kooo ! jereo fotsiny ireny zavatra niseho ireny omaly
6. ra8enforce
(
29/03/2009 18:05)
matoa misy ny rencocialition ny l'armée dia ao ra,ary tsy aharitra ela io f'aza matahotra, kely sisa e jereo eo fin semaine ambony io (l) (l) (l)
7. andrywui
(
29/03/2009 18:19)
fa nainnn no nideconnecte tampoka elà omaly lety ry ra8enforce a?? otan'ny nahazo ts nahazo hafahafa zany le msn nlà de maty tampoka !!
11. xxx
(
30/03/2009 06:03)
tgvra8:
Maninona ra8 tsy miverina zao de zao sa ve matahotra izy dia hisy sahy hamono koa ve izy hoy ianareo. raha tsy misy izany efa maramila bedebe reo eo ambojatovo reo no miaro azy na aleo hisy hikitika lery de tena raikitra amizay ny gera
marina tokoa zany! afaka hiaro an-dra8 reo Ambohijatovo ireo satria basy ary ananany nefa izy tsy miaramila!
