35000 selon rfi teny mahamasina

1. sadeky ( 29/03/2009 17:49)
tena vahoka kosa no manaraka an'i ra8,nivavaka teny fotsiny no efa 50.000 protestant fjkm io fa mbola ao koa ny loteriana sy ny katolika manaohana an'i ra8 tsy teny .azo antoka fa ho k.o indray i tgv dem1
novalian'i Noue ny 29/03/2009 20:41
2. xxx ( 29/03/2009 17:50)
na teo ampivoany terain aza dia feno olona nifanitra kitro mihitsy ,
3. tgvra8 ( 29/03/2009 17:53)
lasa gera katolika sy protestanta ndray zany izy ty an reketo ny gera fa zay mpitazana eee alefaso internet ny isan ny maty hisaina de mihena kely indray ny isan ny gasy
4. Noue ( 29/03/2009 17:55)
tsisy gera zany eo ee !
5. ra8enforce ( 29/03/2009 17:56)
alefa ra8 en force ,kely sisa minoa fotsiny ihany fa hoavy ny dadanay,premier tour dia vita e, :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* ,
le vahoaka be 3000 ny tgv :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. tgvra8 ( 29/03/2009 17:57)
reketo ranga ny gera aaa milona be loatra le raharaha ny anay ze mandresy ihany eeee alllez tgv alllez ra8
7. Noue ( 29/03/2009 18:00)
3000 contre 35 000 =D> =D> =D> =D> alefaaaa ! fa tsisy gera fa mampalahelo ny Malagasy ee
8. ra8enforce ( 29/03/2009 18:02)
rehefa any anaty bureau du vote vao tena reketina ny gera ary dia ho k.o mihitsy fa mbola hoavy fa kely sisa
9. xxx ( 29/03/2009 18:16)
Blocage jusqu’au retour de Ravalomanana
Les fonctionnaires entameront une grève générale à partir de lundi. La machine administrative sera bloquée jusqu’au retour de l’ancien président de la République Marc Ravalomanana, qui est prévu dans une semaine. C’est ce qu’a déclaré Célestin Randrianarivony, président de la coordination des fonctionnaires lors d’une conférence de presse hier à l’hôtel Carlton. « La non-reconnaissance de la communauté internationale de ce gouvernement insurrectionnel a eu des impacts non négligeables », d’après ses dires. A preuve, les 36 000 enseignants de la FRAM dans toute l’île sont payés au titre d’un fonds catalytique financé par le Norvège. Cependant, celui-ci a déjà annoncé le gel de ses aides pour Madagascar. Automatiquement les écoles seront fermées. L’USAID se retire également alors que c’est un bailleur qui finance la lutte contre la propagation des maladies. Conscients des effets de la suspension des aides des bailleurs sur les investissements du pays, les fonctionnaires au sein du ministère des Finances haussent le ton. Il n’y a pas de continuité de la politique de l’Etat, ont-ils conclu.

souce midi
10. tgvra8 ( 29/03/2009 18:23)
on veut de l'action allez les gasikely il faut vous entretuer vive france24
11. andrywui ( 29/03/2009 18:29)
ra8enforce ! :oops: :roll: :oops: :roll: :oops:
12. Noue ( 29/03/2009 19:11)
tgvra8:

on veut de l'action allez les gasikely il faut vous entretuer vive france24
fa ianao nga gasybe?


13. zandikely ( 29/03/2009 19:56)
Avelao ity fifampifangaroana Finoana sy Politika ity. AzA lotoina amin'io ny fivavahana sy ny anaran'ANDRIAMANITRA e.
Iza no tsy mahalala fa MPAMONO OLONA DAHOLO SY MPITSETSITRA FANANAMBAHOAKA NA RAVALOMANANA NA I ANDRY, ka ireny ve tohanana iantsoana Anaran'Andriamanitra.

MAZAVA KOA MANOMBOKA IZAO FA TSY TOKONY HAMPIDIRANA MPITONDRA FIVAVAHANA NY FANDAMINANA RAHARAHA POLITIKA ATY MADAGASCAR SATRIA EFA MAZAVA IZAO FA TSY NEUTRE IRENY OLONA IRENY.
TSY NAHAGAGA RAHA TSY NAHITA FAVA OLANA PACIFIQUE TAMIN'NY ADY HEVITRA NATAO.

KAY SAMY MPAMINANY SANDOKA DAHOLO




14. ra8enforce ( 29/03/2009 20:08)
zandikely:

Avelao ity fifampifangaroana Finoana sy Politika ity. AzA lotoina amin'io ny fivavahana sy ny anaran'ANDRIAMANITRA e.
Iza no tsy mahalala fa MPAMONO OLONA DAHOLO SY MPITSETSITRA FANANAMBAHOAKA NA RAVALOMANANA NA I ANDRY, ka ireny ve tohanana iantsoana Anaran'Andriamanitra.

MAZAVA KOA MANOMBOKA IZAO FA TSY TOKONY HAMPIDIRANA MPITONDRA FIVAVAHANA NY FANDAMINANA RAHARAHA POLITIKA ATY MADAGASCAR SATRIA EFA MAZAVA IZAO FA TSY NEUTRE IRENY OLONA IRENY.
TSY NAHAGAGA RAHA TSY NAHITA FAVA OLANA PACIFIQUE TAMIN'NY ADY HEVITRA NATAO.

KAY SAMY MPAMINANY SANDOKA DAHOLO


REHEFA RY TGV SY VAHOAKBENY 3000 VE NO MIVAVAKA EO @ 13MAI TSY MISY MITSARA AZY,ALEO NY OLONA HIVAVAKA E SA REHEFA BETSAKA DIA ATAHORANA MBOLA HOAVY EO NY FLM SY KATOLIKA PRO 8



(l) (l) (l) (l)
15. zandikely ( 29/03/2009 20:32)
NA TGV NA TIM NA IZA MANOHANA MPAMONO OLONA TAHAKA IRENY DIA
KARAZANA FIATSARAM-BELATSIHY DAHOLO AMIKO. TSY MISY DIKANY AMIKO KOA NA FIRY TANY AMIN'NY 13 NA FIRY TANY MAHAMASINA. ZAVATRA IRAY IANY IREO E. MPAMINANY SANDOKA DAHOLO, RAHA MBOLA MPANKATO NY MPAMONO OLONA, MPITSETSITRA FANANAM-PANJAKANA.......................

FIRY NY OLONA MATY NOHO NY NATAON'I ANDRY RAJOELINA SY RAVALOMANANA TEO.
IRENY VE NO HO TOHANANA AMIN'NY ANARAN'ANDRIAMANITRA.
SAO KOSA DIA TSY ANDRIAMANITRA INTSONY FA ZAVATRA HAFA NY HIVAVAHANA.


16. ra8enforce ( 29/03/2009 20:41)
ianao ve dia sure hoe ra8 no nampitifitra teny ambohitrorohitra,raha mahita an le comportement ny miaramila gasy,raha tia ady ra8 niady jusqu'au bout niaraka an'ireo GP 550 sy 2 helicopteur saingy aleo mandefitra ,ary izaho tena d'accord hoe tsy tokony hampiarahana ny politika sy ny fivavahana ,ity efa resaka demostration daholo hoe aiza no tena misy ny vahoaka
17. Noue ( 29/03/2009 20:41)
firy ny olona maty noho iza ??? :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.336