Aoka tsy hokitikitihina ny fiangonananay !
1. essera
(
27/03/2009 06:12)
Aleo hipetraka tsara ny fiangonanay satria :
Misy antokon'olona tsy mankasitraka ny nidiran'i Arsevekan'Antananarivo tamin'ny zava-niseho teto amin'ny firenena na niditra tao daholo aza ni fiangonana 3 hafa.
Ny tiana mba hotsindriana eto dia tsotra fotsiny. Ny fiangonana tarihin'ilay rangahy io tompoko dia mbola tsy nahitanao fivakisana satria amin'ny ankapobeny satria fanompoana mazava ny ao ka "fanampiana" fa tsy karama omena ny mpitarika ao dia omen'ny foibe sy ny fiangonana ary mba tsy hitenenako hoe mitovy dia tsy dia nahitana loatra ady saritaka amin'ny resa-bola. Tsy hita loatra eto ny hantsana eo amin'ny mpitondra fivavahana eny amin'ny ville sy any ambanivohitra. Mety conservateur be izahay angamba na traditionaliste fa tsy maninona fa nampety ny finoanay an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy ilay izy.
Fa ny fiangonana sasany manana fahalemena eo amin'io resaka fitantanana io no dia tia mitabataba be indraindray. Tsy holazaiko eto angamba ny anarany mba tsy hanimba ny sofintsika fa na ny resaka affectation momba ny olona hitarika eo amin'ny fiangonana aza ny Mpitandrina io dia matetika dia matetika raha manara-baovao isika no hoe : nolavin'ny kristianina tao amin'ny fiangonana anona ny fanalana sy fanoloana ny mpitandrina tao. Mahatadidy ve ?
Tena efa lasa atao hoe bizina mihits izany ilay resaka fitaritana ny vahoakan'Andriamanitra sy ny lieu d'affectation. Misy mandà an'io ve ? Raha vao ianao no mahazo an'ireny toerana any Ambanivohitra ireny dia efa miferon'aina satria miankina amin'izay rakitra omen'ny mpivavaka eo no fiaingany. Misy lafiny tsara sy ratsy daholo moa amin'ny zavatra rehetra ka dia ny lafiny tsara amin'ilay fivakisana satria manorina fiangonana vaovao mihitsy matetika ireo mpanaraka ny mpitandrina teo aloha dia mitombo ny isan'ny fiangonana, fa ny lafiny ratsy dia . . . . manoatra noho ny isan'ny antoko politika farany ny anarana fiangonana eto Madagasikara ary avy eo mifanakiana hoe "Secte ny fiangonan'i Ranona e, sekta ny fiangonan-droky e".
Ny namako mpivavaka ao aza moa dia miteny hoe miankina amin'ny fahaizan'i Mpitandrina miresaka koa ny rakitra azo sy izay mety ho anjarany. tsy hidirako lalina fa azy ny azy.
Ingahy Mailhol moa izany dia niteny indray mandeha hoe nareo manendrikendrika anay ho secte ireo dia tsarovy fa raha izay no izy dia izay niala tamin'ny fiangonana zokiny indrindra dia secte daholo izany ka dia miara-dalana izany isika.

novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:53
2. yuka
(
27/03/2009 06:58)
Tsy ny fiangonana no olana fa aza mamadi-dresaka!
ary ny filohapiangonan'olona natositosika ahoana?
Ny fahamaroan'ny fiangonana raha mino an' i jesosy kristy tokoa ianao,dia tsy lafi-ratsiny velively izany fa mba hanantanterahana ny tenin'ny tompo hoe:
Torio amizao tontolo izao ity filazantsara ity,sy ny hoe ataovy pianatro ny firenendrehetra,jesosy tompoko niangavy ny pianany hiparitaka sy hitory manerana izao tontolo izao,sady tsy nametra isampiangonana izy,no tsy nanonona anarampiangonana.

3. ravatorano
(
27/03/2009 07:36)
yuka < fa i Mgr Odon ve no nanosika an i Pastora Lala Rasendrahasina :?:
ho anareo milaza azy tena mivavaka ireo ary dia izao mamelà ny heloka rehetra izay niseho tamin'iny korontana iny ho an'ny nitarika olona ho faty ireo nampitifitra na ireo nitifitra ,ireo mpandroba,ireo nanantona ilay polisin'ny SAG tery Soanierana ........
ary meteza koa hiray latabatra hijerena marina ny tena ho fandaminana maharitra sy ho mandrakizay amin 'ny fifandimbiasam-pahefana tena demokratika eto Madagasikara fa tsy hoe Ingahy Marson Evariste tsy hiara latabara amain 'dry Zafy nohon'ny "alliance objective",ny tgv sy ny tim tsy hiray latabatra fa mpifanandrina ara politika sy ara batan'olona mihitsy amizao,ts hiray latabatra amin'ny ratsiraka fa namono olona teny Iavoloha koa iny tamin'ny folo aout ,tsy hikaon doha amindry jeneraly fidy sy ry pety ary ry voninahitra mbamin dry zakahely ga efa nigadra ireo na dia atao hoe aza "gadra politika"
ka mamelà eeeee
mamélà raha azo atao e

4. fijo
(
27/03/2009 23:53)
ny olana amin'i odon anie dia izao e,tsy ny katolik an osarahany,fa ny mpino kristianina ao mada