Politika

xxx ( 26/03/2009 22:32)
niozongozona , nipararetra , omeo sucre omeo sucre , tonga indray ry capsaty sy ry mpanao rugby , miaraka @ karavasy sy ny kalaky sns 8) 8) 8) tsy manana garde de corp ngà ra8 ?? efa bainina b... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:49
bazylou ( 26/03/2009 22:32)
hita tao amin'ny top mada ""16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une propos... tohiny
novalian'i dofinois ny 26/03/2009 23:34
xxx ( 26/03/2009 22:20)
JEREO NY SONDAGE DIA ANJARANAO NO MIJERY NY VALINY 8) 8) 8) TSY AFAKA MITONONA ANARANA AHO FA NEUTRE http://www.123votez.com/compte-sondages-styles.php?idsondage=55878&mode=creation... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:01
sadeky ( 26/03/2009 22:05)
araka ny zava niseho tany comore ny fanonganampanjakana nataon'ilay colonel mutin dia ultimatum 1mois hialana eo @ pouvoir ireto mutin nefa tsy niala ,tonga avy hatrany ny UA,toy izany no mety hitran... tohiny
novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:07
xxx ( 26/03/2009 21:20)
La liste des détenus grâciés - Jean Victor Rahitso - Hubert Maurice Balbine - Jean Paul - Fulgence Jocelyn - Marson Lemiasa - Andrianafidisoa - Jean Eugène Voninahitsy - Laurent Boto - Jean Bapti... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:59
diana ( 26/03/2009 21:17)
http://www.facebook.com/ext/share.php?sid=150915990149&h=CG_Ja&u=xi7pL&ref=mf http://www.topmada.com/2009/03/26/la-position-de-la-france-reste-ambigue/ De mino za fa malaza zavatra betsaka reny e!... tohiny
novalian'i ralevazou ny 27/03/2009 07:16
dofinois ( 26/03/2009 20:59)
raha izao fandehan'ny tolona izao dia ho maro tokoa ny ho tonga eny mahamasina ny samedi dimenche izao,no demostration de force mba handresena lahatra an'i sadec hanomeha pression ny lundi 30novembre... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:57
rakaroka ( 26/03/2009 20:25)
Raha tsy voatery hamaly "eny" na "tsia" avy hatrany aho, dia satria mahatsiaro ho [u]tompon'andraikitra[/u] @ resaka atoko sy ny "fiantraikan'izany" ho an'ireo fo misendaotra "ambony ihany tsy ampy f... tohiny
novalian'i rakaroka ny 28/03/2009 13:13
dofinois ( 26/03/2009 19:36)
efa tany antsirabe ny capsaty nangalatra menaka tany tiko fa tsy nahita dia izao indray hanafatra vary nefa tsy misy saosy fa hoe hamidy angaha ny air force one , ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:55
sitlo ( 26/03/2009 19:33)
Raha ny statistika no jerena dia 45% eo ho eo no kristianina ny gasy. 50% eo ho eo ny mino ny finoan-drazana. Ny ambiny manaraka ny finoana hafa. Miteniteny daholo hoe tsy kristianina Ravalo, ... N... tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2009 20:16
xxx ( 26/03/2009 18:59)
21H05 : La République démocratique du Congo accueillera le sommet de la francophonie initialement prévu à Madagascar en 2010 ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:56
vilambava ( 26/03/2009 18:58)
Hahatratra ultimatum fahafiry indray ary ity fitondrana ity dia ho tapitra ny tantarany? Ny teo aloha moa tsy voahisa fa efa hita talohan'ny fiafaran'ny tantara teo aloha fa hitsimbadika ny fandehan... tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 21:02
tsimatimanota ( 26/03/2009 18:17)
KAY MENAKA GRESY LE IZY DIA VARIMBITSIKA HA HA HA... tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/03/2009 04:30
KALACK ( 26/03/2009 17:45)
Genocide (famonoan'olona faobe) na ny mitovy2 amzay no mitranga am firenen iray mikorotn na miady atrano (basy, grenade , ...armes lourds) d ts azon'ny firenena haf itsabahana miiits na hidirany ny ra... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 20:52
Noue ( 26/03/2009 17:15)
zany hono ee ! ka raha izany maninona no tsy atao aingana dia aingana ny election ??? tsisy mila an'zany "assise" zany eo fa avy dia election no haroso !! [b]La conférence épiscopale des év... tohiny
novalian'i moi ny 27/03/2009 11:16
tsimatimanota ( 26/03/2009 17:13)
# 16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une proposition à la SADC pour qu’... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 20:55
andrywui ( 26/03/2009 16:18)
Vao ts mandef fisainann tsara eo ny dadanareo ry reto de manolo ny toeran'ny Jly Fidy sy Pety mihinana bongazo mainaizy !! f'angah hanaiky mihtsy ny havan'ny maty teo Ambohitsirohitra novonoiny fa ef... tohiny
essera ( 26/03/2009 14:34)
1/ Iza no efa naheno an'i Dada niteny hoe Jesosy Kristy. 2/ Iza no efa naheno fa sahy manao fanambarana ny hareny i Dada. Ireo izao dia vitan'ny TGV. Tsotra kely ireo a. Izaho izao mahavita an'... tohiny
novalian'i moi ny 27/03/2009 10:34
xxx ( 26/03/2009 14:10)
tokony mba midina kely any aminy faritra any ny TGV, mba maka hery aminy vahoaka, ohatra Antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i myari ny 27/03/2009 07:46
sadeky ( 26/03/2009 14:09)
16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une proposition à la SADC pour qu’el... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5548