fitetezam-paritra ny TGV?

1. xxx ( 26/03/2009 14:10)
tokony mba midina kely any aminy faritra any ny TGV, mba maka hery aminy vahoaka, ohatra Antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i myari ny 27/03/2009 07:46
2. xxx ( 26/03/2009 14:12)
tsy misy fret e ,aleo alefa paositra ny hafatra mba mora2,raha mail matsy tsy misy net sy ordi ary reseau
3. andrywui ( 26/03/2009 16:20)
Ka le vahoak anie ry xxx tsy mila amporisihana na akana hery fa ef matanjaka automatik e!! mande tsy voizina toy ny lakanjejo !! ha ha ha
4. ifiona ( 26/03/2009 17:29)
zany tgv zany marina ve efa mbo nitsidika faritany e? mba hijery ny 'vahoakany'?
5. sadeky ( 26/03/2009 17:36)
tsy maintsy mitondra ny capsat 2 camions aloha,soa misy manafika any e :-D :-D :-D :-D
6. KALACK ( 26/03/2009 17:47)
Hay ve sadeky mb hendr be toa io ref ts manao copie coller e
7. tsimatimanota ( 26/03/2009 18:09)
FARITANY AZA HATAHORANA MAIKA FA SADC BLACK MAN
MITSONIKA INY
LASA LABOZIA
DIA ATAO SAVOKA
HIKOSEHANA AN AMBOHITSIROHITRA SYU IAVOLOHA
DIA HOY I DADA REHEFA TONGA
MALAMA, MALAMA MAFY, MALAMA TSARA
8. xxx ( 26/03/2009 19:19)
Ka na Antananarivo aza ve efa mba voavangin-lery io tamin'izy maire teo? Ny kartie général ihany angamba no tena fantany dia izay: Andavamamba, Isotry, Andranonahoatra, Tetezanafovoany, Anatihazo, petite vitesse, Behoririka, Ampefiloha, Antanimena, de aiza koa?
9. fijo ( 26/03/2009 21:08)
lery koa anie kely loatra,ka rah amisy rivodoza ao mada ,de lasan'ny rivotra izy e.
10. xxx ( 26/03/2009 22:15)
ny fitetezamparitr i ra8 hopitaly insuline , dializy, grefy , maso manomboka tsy mahita , tongotra manomboka mibilabila , atao mpiandry an'i doberman sisa :oops:
11. fijo ( 26/03/2009 22:17)
tgv izao no mila mandresy lahatra ,de izy asaina mandeha mitety
12. myari ( 27/03/2009 07:46)
vao 10 km miala an'antananarivo io dia tsy misy mahanfatatra akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1681