Politika

sitlo ( 26/03/2009 05:04)
Vokatr'izao coup d'Etat izao moa izany dia tsy misy vola andoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana. Mba tsy hilazana hoe efa lasa avokoa ny tao amin'ny banque centrale Tana sy Tamagah. Noho izan... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:03
bazylou ( 26/03/2009 00:17)
Tsy nisy io na ny 1 aza satria ho an'ireo mahita s y mana maso ary misaina dia fitondrana nomena miaramila aary ny miaramila no nanome azy an'i tgv!!!! izay no niseho teto...fa tsy hoe coup d'etat!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:37
sadeky ( 25/03/2009 23:24)
http://www.ipetitions.com/petition/dago-fitakiana09/... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2009 00:18
tovolahy007 ( 25/03/2009 22:32)
May volo tratra ingahy minisitra fopla RAZAFIMAHALEO fa tsy misy tsony ny vola??? Efa nolazaina fa hoe ra vao manongana fitondrana eo de tsy hisy hanome vola fanamipina tsony nefa iny fa mbola niseho ... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:57
sadeky ( 25/03/2009 22:18)
Place au partage des postes à responsabilité, après l'installation solennelle du président de la Haute autorité de la transition (HAT), Andry Rajoelina, à Mahamasina samedi. Plusieurs dossiers d... tohiny
novalian'i a256011 ny 26/03/2009 04:47
myari ( 25/03/2009 21:57)
Aoka isika rehetra manomboka izao hijerijery tsara ny momba ireo miaramila izay manaradia ny Cap sat ireo fa tsy ho ela intsony ny fivadihan'ny tantara , raha avela @ izao mantsy ireo miaramila mpikom... tohiny
novalian'i tafondro ny 26/03/2009 00:18
xxx ( 25/03/2009 21:01)
araka ny video mandeha sur net any dia ireto capsat ihany no nitifitra teny ambohitsorohitra ny 7 fevrier teo,tadidio ny tenin'ilay commandant teny antanimena.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 23:05
sadeky ( 25/03/2009 20:07)
efa vita ny radio mada (BBC local),ary tsy resy akory ra8 fa mitohy ny resistance,hoavy eo daholo ireo langage codé @ alan'ny radio mada hoan'ireo manohy resitance etsy ambohijatovo.Mitohy ny tantara... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:12
Harinavalona ( 25/03/2009 19:48)
Araka ny lahatsoratra nataon’nyJeneraly Ramakavelo momban’ny Foloalindahy izay novelabelariny tamin’ny SeFaFi dia maro ny hevitra tsy dia mitombona loatra. Alohan’ny hanazavana izany anefa di... tohiny
soanja ( 25/03/2009 19:36)
Misy info ilaiko maika azafady raha misy afaka manome; -Inona marina no idiran'i Fratsay amin'ity olana ara-politika mahazo antsika ity? raha misy io dia azonao omena ahy ve ny link hamakiako izan... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:48
pimaso ( 25/03/2009 19:12)
Dia ho tavela irery eo ra-Joelle fa ny frantsay nanohana tao ambadika efa manomboka miala ilany fa matahotra ny iharan'ny fahatezeran-dRamalagasy. Ry Pierrot efa ela no nitsipaka Ny CRN tsy mank... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:02
xxx ( 25/03/2009 18:39)
Ho anareo miaramila . Raha to nareo ka mihevitra fa mitetika hampanjaka ny "ze be no basy " de zao no teneniko anareo: ny bala de tsy maintsy misy farany fa tsy misy an'izany basy tsy mety lani bala ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:34
sadeky ( 25/03/2009 17:55)
Tsy mahazo fanampiana toy ny 10em fed 577millions euros, MCA 110millions dollard avy @ USA ary indrindra raha efa nanameloka ny UA et EU dia tokony tsy afaka handeha hoany eropa sy afrika,sy etazon... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 10:11
pimaso ( 25/03/2009 17:39)
PREPAREZ VOUS LES MILITERRES GASY LES MILITAIRES SADC VONT VOUS BAISER LES FESSES CACHEZ VOUS DANS LES ORDURES DE TGV SINON VOS CADAVRES SEROT EPARPILLES SUR 13 MAY BANDES DE PD VOUS VERREZ VRAIMEM... tohiny
novalian'i ralevazou ny 26/03/2009 10:40
Noue ( 25/03/2009 15:57)
[URL=http://img228.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgvt.jpg][IMG]http://img228.imageshack.us/img228/7610/madagascar250309antitgvt.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img228.imageshack.us/my.... tohiny
novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:36
sitlo ( 25/03/2009 15:40)
Miandry an-dRatsiraka.... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:41
Noue ( 25/03/2009 15:13)
[b]Les pro-Ravalomanana et anti-Rajoelina se mobilisent à Antsirabe pour dénoncer le “coup d’Etat” d’Andry Rajoelina de la semaine dernière. “La foule est venue nombreuse sans aucune orga... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:25
essera ( 25/03/2009 14:50)
Sao dia tsy mahalala ny lalana iraisam-pirenena ny olona niteny an'io eo amin'ny sujet eo ambany eo. Na tsy nanao droit aza aho dia mba mahafantatra hoe tsy azon'ny firenena hafa atao ny miditra a... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:31
KALACK ( 25/03/2009 14:48)
Mitandrem tsar zan ho antsik hamonj Ambohijatv f hitiftr n miaraml ra vao mandik lalàna eo ,k tsartsar angmb n mand ampahndren amze atao d mody f ef be ian zay las sorona teto Iariv izay k tsar ny ma... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:28
Noue ( 25/03/2009 14:40)
[b]L’émissaire de l’ONU Haile Menkerios avertit que la situation est encore très instable : “des membres de l’ancien gouvernement ont été menacés et harcelés et il s’avère que la si... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1205