debarquement de normandie bis
1. sadeky
(
25/03/2009 20:07)
efa vita ny radio mada (BBC local),ary tsy resy akory ra8 fa mitohy ny resistance,hoavy eo daholo ireo langage codé @ alan'ny radio mada hoan'ireo manohy resitance etsy ambohijatovo.Mitohy ny tantara :roll: :roll: :roll:
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:12
2. xxx
(
25/03/2009 20:19)
Izay le code
Ici swaziland radio mada
le train est deraillé
je repete le train est deraillé
efa kopy isika f'efa hiongana i tgv
Ici swaziland radio mada
le train est deraillé
je repete le train est deraillé
efa kopy isika f'efa hiongana i tgv
3. bevolovolo
(
25/03/2009 20:24)
langage codé @ alan'ny radio mada hoan'ireo manohy resitance etsy ambohijatovo.Mitohy ny tantara
ambany be le fatranao razandry a!
Vahoaka no eo ambohijatovo, maro na vitsy, asa aloha fa dia vahoaka.
ary tsy mirafitra(tsy codé) raha toa ka rijanteny(language) omena vahoaka
4. fijo
(
25/03/2009 20:37)
mitohy ny lalao izany e.iza marina mo ano atao hoe vahoaka.hoy ilay zandry kely izay hoe"ny vahoaka no manome,ny vahoaka no manala"ka asa fa toa misy vahoaka koa ao.
5. xxx
(
25/03/2009 20:43)
miverena papa a miaraka @ mpamatsy vola fa ty zandry kely ty tsy mahita na ariary aza.
6. xxx
(
25/03/2009 20:51)
ny resistance anie vahoaka frantsay ihany ,rehefa vita ny debarquement dia tonga i general de gaulle ary dia vahoaka be tsy tambo isaina no nitsena azy ilay mahery fo,toy izany koa ve ra8 rehefa ho tonga eto dago rehefa ho vita ny liberation mada
7. fijo
(
25/03/2009 20:54)
izay mihintsy.ary matahotra fifidianana izao ry tgv,satria fantany tsara fa raha izay no hidirana dia mbola i levalo no holany eo.
8. xxx
(
25/03/2009 21:34)
ry tgv sy ny ekipany efa mahalala hoe tsy ho ela ry lerony no eo dia tonga dia lalana toute suite jereo le grace presidetielle,ny sabotsy teo dia efa any @ hotely ry couti no midodo nefa ny decret mbola ambava fotsiny.Tena tsy serieux io fitondra mboto io
9. fijo
(
25/03/2009 22:12)
ny fanarahan dalana aloha dia tsy hain'ity tetzamita ity.rah atsy izany ve ry organes hilaza hoe ampiharina ny fandrarana ny mpitondra tsy hivoak a,na dia ts ymbola vita lalana aza????????aiza ilay fitakian ateo an kianja??
