Misy idiran'i Lafantsa ve ity olantsika ity?
1. soanja
(
25/03/2009 19:36)
Misy info ilaiko maika azafady raha misy afaka manome;
-Inona marina no idiran'i Fratsay amin'ity olana ara-politika mahazo antsika ity? raha misy io dia azonao omena ahy ve ny link hamakiako izany na vaovao mazava fa io tokoa ny anareo fa ao ambadika.
- Mbola eny an-tanany CAPSAT ve ny fibaikoana izao sa efa mandray andraikitra amin'izay ny governemanta vaovao?
-Mba efa misy zavatra tsara efa manomboka ve azo atao hoe Fanantenana avy amin'io governemanta io?
Misaotra indrindra izay hamaly. Tena matotra ity resaka ity ary manatena anareo aho hanome ny valiny izay mahalaza tsy mitongilana ny zavamisy.

novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:48
2. rakaroka
(
25/03/2009 20:32)
Peut-être mieux placée tokoa aho eto raha mamaly ny fanontaniana, rahateo tsy lavitra ny misy ahy mihitsy anie ny misy an-dry Sarkô , rahateo
ao anatin'ny "Ligue 92" fitambarana "association efa mananika ny 300 izao.
Dia ny "ambarako anareo "mazava tsara" . Fantampatatro mihitsy ny "fifandraisan'ny tany maaaro" @ Frantsa ary arakarak'izany koa ny fisokafan'ny fifandraisan' i Frantsa @ ireny tany ireny , ary ny "possibilité" d'autorisation" ahafahana mihetsika eto koa dia "arakarak'izay ! isan'ny nitondra anjara biriky ho amin'ny assise pour la ville eto aho dia nifandray.
Ary t@ hetsika nataoko nisy nahatarafako ny "classement" de relation bilaterale ka ny "GASY raha ny marina dia tsy tafiditra ao anaty "cran" loatra,
rahateo anie i Sarkô plutôt de Hongrie ary ny tendencen'i Europe aza dia efa nanalavitra ny zana-tany satria tsy pratika raha ny marina ny transaction,
lavitra no efa be ny matiere première fanolo eto akaiky eto.
:-w :-w :-w :-$

3. fijo
(
25/03/2009 20:53)
misy tokoa.za tsymanana link,fa hafaka manome fanazavana tsotra.
ara tantara aloha,dia efa be mpahalala fany naha samihafa ny fomba fanjanahana frantsay sy anglisy dia izao.ny anglisy nanao fanjanahana ara ekonomika,ny frantsya nanao fanjanahan ara koltoraly.izany hoe ny an'ny frantsay ny tena nataony dia ny namono ny koltora ny voazanaka,ka mahatonga azy ireo hiankina lava aminy.
tamin'ny andron'i ravalo,dia somary very io" fahefana"nananan'ny frantsay taminn'y zanataniny fahiny io.nefa i madagasikara nanomboka nahitan aireo harena ambanin'ny tany ten ailainy."solika"rah ai ravalo izany no teo,dia very izy,satria ny amerikanina sy sinoa no nahazo vahana.hany ka mila ary tsimaintsy atao izay hameytrahan aolona azo hitokisana eo.i andry tgv dia mpampita fotsiny fa i sylla no tena tiana hoapetraka eo.efa tsapandry mon ami pierrot io sy ry zafy,ka io izy manomboka mikorontan aio koa;
ny tombontsoan'ny frantsa ao mada koa maro,ka ireo mila harovana.(manao izany ny firenena matanjak arehetra)de izao no vokany hoantsika.

4. rakaroka
(
25/03/2009 20:56)
Fa tsapako hoe noho ny "crise" misy "eran-tany" dia misy mouvement de
délocalisation" isan-karazany etsy sy eroa, dia izay mi"convenir ny "investisseur" , ny grandes Entreprises , araka ny fahaizana mi-coopère amin'ny hafa "eny ho eny na "any ho any" , izay mampety ny fiainana!
Vokatr'izany dia be dia be ny "manam-pahaizana" , manan-katao , lasa mi-installe any an-kafa, mampanjary ny fihariana na ny talenta na fahaizany.
Dia lasa manerana ny tany izy ireny fa tsy lasa any Dago fotsiny ! Ohatra iray omeko izao i Dsk lasa nisahana ny banque mondiale any Etats-Unis .
Sy Frantsay maaaro mieli-patrana eran-tany noho ny relation multinationale cf l'histoire de France hoe "terre d'accueil" izy. Fa tsy raisina akory izany hoe misy hidiran'i Frantsa ve I Etats-Unis ? satria firenena matanjaka i US donc tsy mora influencé-na ny olona any ! Rahateo TSAPAKO MIAKO BETSAKA @ ITO RESAKA NY NAHAZANATANY FRANTSAY AN'i MCAR . Io no miantraika Beee fa raha ny marina efa dila ihany ny "fiheveran'i frantsa ny zanatany efa libéré t@
fahagola 1960 ) . Ny fahitako azy eto Frantsa ilay reny efa NAHAFOY sy NANADINO BBBBBBbbbbbeeeee MIHITSY ( Marina maaafy na gasy eto aza efa maro no mitsoaka sy tsy te ahalala ny any koa mainka fa vozongo @ kriziny, dia mba lojika ve ny saina hihevitra fa tena "interressant ho an-drizareo" ny hihary any raha gasy any aza te hitsoaka?...Eny e ny fisian'ny relation bilaterale vitsivitsy na maaaro +> Aza ANTSOINA HO LA FRANTSA , fa angamba noho ny fahatrantsika dia sahala @ hoe "manadanja amintsika ireo "présence",
dia lojika raha "atahorana"!
Angamba ilay zaza no tsy MAHASARA-NONO DIA MINAONAONA FOANA VAO MAHITA NY ENDRIKA FA HEVERINA HO RENINY TALOHA!

5. xxx
(
25/03/2009 21:03)
Miala tsiny fa somary dondro-dondona aho : tsy misy azoko ny lazain'i rakaroka . Hoe ENY sa TSIA no tianao lazaina ?
Resaka ekonomika no fahazoako azy , toa io lazain'i fijo io . Aty @ resaka opérateur économique fa tsy sociale. Mino aho fa sociale kokoa no misy idiran'ny resaka associations lazain'i Rakaroka, zavatra tsy resahina en publc izany mantsy
Tsy ni interesser azy loatra ny solika (or noir) teto M/car satria lafo :sady lavitra isika no difficilement exploitable ny solika any. @ izao , efa ritra ny sompitra hafa ary miakatra ny solika , dia interessant indray ny maka any amintsika

6. fijo
(
25/03/2009 21:03)
ten ambola mifikitra mafy aminn'y zanataniny ny frantsay fa diso izany.aza hadino wa,fa fanjanahana ara koltoraly ny azy no tena ataony.ary hiarahantsik amahalala ,fa eran'izao tontolo izao,dia ny kotora anglisy no ten amahazo vahana.ka hany sisa fomba hiarovan'ny frantsay io koltorany io,dia ny fifikirana amin'ireo zanatany fahiny.
7. rakaroka
(
25/03/2009 21:10)
[quote=xxx]
Raha sekoly alahady aho no voatery hamany "eny fa tsia fotsiny" satria
ny lafrantsa tononina eo @ lazaolana aza raha ny marina tiana ho "faritana hoe" inn marina moa no antsoinareo hoe Lafrantsa:roll: :?: vao tohizako ny resako!8O 8O 8O
Miala tsiny fa somary dondro-dondona aho : tsy misy azoko ny lazain'i rakaroka . Hoe ENY sa TSIA no tianao lazaina ?
Raha sekoly alahady aho no voatery hamany "eny fa tsia fotsiny" satria
ny lafrantsa tononina eo @ lazaolana aza raha ny marina tiana ho "faritana hoe" inn marina moa no antsoinareo hoe Lafrantsa:roll: :?: vao tohizako ny resako!8O 8O 8O
8. soanja
(
26/03/2009 01:20)
soanja:
Misy info ilaiko maika azafady raha misy afaka manome;
-Inona marina no idiran'i Fratsay amin'ity olana ara-politika mahazo antsika ity? raha misy io dia azonao omena ahy ve ny link hamakiako izany na vaovao mazava fa io tokoa ny anareo fa ao ambadika.
- Mbola eny an-tanany CAPSAT ve ny fibaikoana izao sa efa mandray andraikitra amin'izay ny governemanta vaovao?
-Mba efa misy zavatra tsara efa manomboka ve azo atao hoe Fanantenana avy amin'io governemanta io?
Misaotra indrindra izay hamaly. Tena matotra ity resaka ity ary manatena anareo aho hanome ny valiny izay mahalaza tsy mitongilana ny zavamisy.
Rehefa tena nodinihako izany dia tsy misy hoe famatsiam-bola avy hatrany avy amin'ny governemanta frantsay nahatonga iny hotakotaka iny fa dia isika mianakavy (ny taloha, ny avaizo ary ireo izay mbola tsy teo) no mitady toerana sy manome hery izay mety hipetraka eo manoloana ny raharaha ekonomika eran-tany sy ny tombotsoa manokana avy mifanaraka amin'izany.
Zany hoe zanatany Frantsay isika taloha ary mbola manana izany fitaritana izany ihany amin'ny alalan'ny ekonomika sy politika ankolaka fa tsy mibaribary akory ny famporisihan'ny frantsay handeha hanelingellina indray an'i Madagasikara amin'ny lafiny samihafa: ny tiako tenenina dia mbola voazanaka ara-tsaina sy ara-kolontsaina isika fa tsy hoe akory tena voageja ara-politika aminy fa safidy ny antsika raha hirona amin'io firenena io na tsia.
Ny antony mahatonga ahy manoratra eto maika dia nahazo invitation aho hatao interview amin'ny tele sy radio iray aty US momba ny resaka olana any Mada ka izay tena mba zavamisy no tiako horesahina fa tsy ny hevitro be fahatany hanaratsy ny hafa nefa tsy misy zavatra mitombina.
Tsy henoko moa izay ny resaka momba ny fitondrana TGV koa dia mety tsy manan-kolazaina momba an'io aho afa tsy ny hoe ahoana ny zavanitranga tany ary inona no vokatr'izany eo amin'ny fiainam-pirenena amin'ny ankapobeny. Hisy mpanao gazety avy any Angletera koa hatao interview eo ary izy no mpanome vaovao ny chaines aty ka izay lazainy eo izany no misy porofo.
Raha misy afaka miteny hoe miodina ny rehetra dia faly aho; ohatra hoe mandeha mianatra ny ankizy, misokatra ny biraom-panjakana, miasa ny banky, efa tonga ny tourista ary mivezivezy ny vokatra dia ampy hanatsarako ny zavamisy any izany. Misoatra indrindra ho anareo ary raha mbola misy te haname dia vonona aho ny handray. Soanja
9. tafondro
(
26/03/2009 01:49)
Io ilay atao hoe ady riban ' ny fetsy sy matanjaka .Dia tsy hisy hifandraisan' i M/car @ any ivelany mihintsy vé hoy ianareo ny mahatonga ny adilahy politika miseho @ izao fotoana izao ao ?
:wink: :wink: :?: :?:
:wink: :wink: :?: :?:
10. soanja
(
26/03/2009 22:39)
tafondro:
Io ilay atao hoe ady riban ' ny fetsy sy matanjaka .Dia tsy hisy hifandraisan' i M/car @ any ivelany mihintsy vé hoy ianareo ny mahatonga ny adilahy politika miseho @ izao fotoana izao ao ?
:wink: :wink: :?: :?:
Mino aho fa misy saingy ny mibaribary no tadiavintsika hoe ahoana marina inona no zavamisy mivaingana?
Tsy te hamely tsy amin-drariny olona tsinona aho ary tsy afaka ny tsy hijery harina an-tava koa. Mety mifangaro ny olana eto mantsy: misy ny fitiavan-tena be tafahoatra, sady nifandraika tamin'ny fitiavan-tena ny fitotonan'ny fitakiana ny tsy ara-drariny sns... nefa nivadika biby ilay raha!
Halako zalahy Politiky ty!
11. fijo
(
26/03/2009 22:48)
soanja:rah aresak ahoe fanampiana arabol amivantana aloha,sarotra ny hilaza an'izany,satria tsy manana profo ianao na isika.
fa ny fanampiana,na fidiran'ny la frantsa dia amin'ny fomba hafa.
ohatra,ny fanafenana,na fiarovana an'i andry nony hoe hisambotra azy ny fanjakana aradalana.io dia efa fidirana .
ny famelana andr'i ratsiraka haneho hevitra politka avy aty frantsa,nefa izy mpitsaoponenana ara politika(mila droit de reserve)izay dia efa fanampiana amin'ny fomba hafa koa.
vao (nandrombak afahefana i andry,dia izy no firenena voalohany nitsidika an'i andry.??????io dia endrika mivantana amin'ny fanohanana azy.