Les forces de l'ordre viennent disperser les manifestants

1. Noue ( 25/03/2009 15:57)
[URL=http://img228.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgvt.jpg][IMG]http://img228.imageshack.us/img228/7610/madagascar250309antitgvt.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img228.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgv.jpg][IMG]http://img228.imageshack.us/img228/7770/madagascar250309antitgv.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img186.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgva.jpg][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/8418/madagascar250309antitgva.jpg[/IMG][/URL]


dia mba avelao ny VAHOAKA hitolona fa ho aiza aza ireo forces de l'ordre ireo eee ???


[URL=http://img186.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgvh.jpg][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/9434/madagascar250309antitgvh.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img186.imageshack.us/my.php?image=madagascar250309antitgv.jpg][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/7770/madagascar250309antitgv.jpg[/IMG][/URL]





novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:36
2. sitlo ( 25/03/2009 16:08)
Angaha hono TGV tsy mitondra ny feon'ny vahoaka indray eh!

Tsy tia hahita 1er tour 70% aho amin'ny fifidianana manaraka.
3. Noue ( 25/03/2009 16:37)
dia ahoana indray zany ilay nolazainy oe Le peuple donne le pouvoir et le peuple reprend le pouvoir sa ve oe izy no atao oe peuple ???

:-D :-D :-D :-D
4. gasmlay ( 25/03/2009 17:05)
vao miakatra na haka minisitera eo de sabotsy mihosondra bis!!
5. tgvra8 ( 25/03/2009 17:51)
hahaha tifirina ze miseho mankeny ami minisiter eo an :twisted: :twisted: :twisted: avelaonareo i tgv fa i ra8 tedavin alou
6. xxx ( 25/03/2009 17:54)
tsapaina ny heriny klou! izy ary mbola misafidy virjiny miara am mpanjaka ary ko!
7. Oay ( 25/03/2009 18:02)
tgvra8:

hahaha tifirina ze miseho mankeny ami minisiter eo an :twisted: :twisted: :twisted: avelaonareo i tgv fa i ra8 tedavin alou


Akanga aloha vao renin'akoho , d tgv zany aloha ve vao Ravalomanana ry tgvra8.
aoka kosa ry tgvra8.
Manahy za ry zalahy fa hotonga eto Madagsikara ny mpihinan'olona klé,
Aza hitako anie izany hoe naholan'ilay biby be ny vehivavy Malagasy izay efa tsiririntiny hatrin'ny ela
Aoka marina é! biby lava lava lela be, fa hay tampoka moa ny havan'ny any Italie sy London ary France sisa tavela eto Madagasikara judoka daholo fa na izany aza matahotra bibi lava lava lela be klé! hihihi...

8. tgvra8 ( 25/03/2009 18:26)
TONDE REO VEVAVY ETO AMI SERASER NO VOLOU AOULANA :-D :-D :-D :^) :^) :^) :snif: :snif:
9. Noue ( 25/03/2009 19:05)
dia @ sabotsy zany mifankahita ee !! ho hitantsika eo zay tena fandehany !!
tgvra8 aa ! nga lasa terrorista koa no hanao an'zany laha ee ??? :^) :^) :^) :^)
10. gasmlay ( 25/03/2009 19:37)
i noue no gôka vody volohany eo :-D
11. fijo ( 25/03/2009 21:10)
koditra sahady ry tgv le????matahotra tsy aharitra iray volana angah????? "ny vahoaka no nanome,ny vahoak an omanala "hoy ilay akama kely izay
12. be1 ( 26/03/2009 20:36)
raha raha diman jato olona no voatifitra efa any @ vahoaka daholo ny basy nareo asaina mampiseho ny herinareo dia tafalatsaka lalina e andramo aloha dia ho hita eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2901