Hitifitr n miaraml am zoma,sabots rah mandik lalàna ny TIM

1. KALACK ( 25/03/2009 14:48)
Mitandrem tsar zan ho antsik hamonj Ambohijatv f hitiftr n miaraml ra vao mandik lalàna eo ,k tsartsar angmb n mand ampahndren amze atao d mody f ef be ian zay las sorona teto Iariv izay k tsar ny manampahendrn e, ten atsip ny ah zay
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:28
2. andrywui ( 25/03/2009 14:51)
Ny tgv ony no betsaka vita sorona teto Iarivo teo ho eo reny fa ny TIM mbola vitsy na tsy nisy mihitsy ka te mba ho atao sorona koa hono letsy zany ry KALAKY ny Tim ka avelao izy mba ho faty ho an'ny tanindrazana fa lasa olo malaza ony ireny a!! aza tenenina lety fa avelao a!
3. karavasy ( 25/03/2009 14:56)
Zay le fampitahorana dia manolotra fitondrana an'i TGV. Efa fika nade dia zay hatrany izany ny fika gasy ?
4. yuka ( 25/03/2009 15:07)
TGV aza fingony kely iny milaza tsy matahotra basy na tafondro mipoaka kou
nahoana ny vahoaka maroanisa no horahonana ry kalaky a!
5. essera ( 25/03/2009 15:13)
Mapmé koa ange lé resaktsika eto.

Tam voalohany zany :

Hoy ny TIM :
- Tifiro mits limonaty a (emmonat io). Sepory am Klimozen (Lacrymogène). Olona mpandroba sy mpanakorontana ireo.

Dia ny TGV mamely ny hoe :
- Na ho sorona ho an'ny firenena aza ny tenako. Dia mahazo kadoa aho eny amn'ny hopitaly rehefa avy eo avy amin'ny mahalala tanana.


Izao indray :

hoy ny TIM :
- Na ho sorona ho an'ny firenena aza ny tenako dia hampandresy ny ara-dalana. Tsy maintsy eny Ambohijatovo aho ry Dada.

Dia ny TGV manao hoe :
- Rehefa tsy azo tenenina d tifirin'ny kapsaty an nareo farany.

:-D :-D :-D :-D :-D




6. yuka ( 25/03/2009 15:26)
ngah raha ny capsat no mitifitra dia manana ny rariny!
7. xxx ( 25/03/2009 16:20)
yuka:

ngah raha ny capsat no mitifitra dia manana ny rariny!


aza avela aza avela-efa ela efa ela
:^) :^)
8. xxx ( 25/03/2009 18:41)
tsy maninona élisany raha hitifitra aza fa zao tontolo zao no efa miaraka aminay, ka d ho tsarainy tantara eo elà!!!
9. fijo ( 25/03/2009 21:28)
rehefa te hanafohy ny fijanonana eo,dia mitifira.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0768