MIALA ILANY @ IZAY LAFRANTSA FA KOBO NY COUP D ETAT
1. pimaso
(
25/03/2009 19:12)
Dia ho tavela irery eo ra-Joelle fa ny frantsay nanohana tao ambadika efa manomboka miala ilany fa matahotra ny iharan'ny fahatezeran-dRamalagasy.
Ry Pierrot efa ela no nitsipaka
Ny CRN tsy mankatoa
Ny minisitra tetezana tsy mbola feno foana
Ny eo Ambohijatovo manomboka mihamafana
Tsy maintsy ho tavea irery ihany ra_joelle raha mbola mikiry biby eo
Ry Pierrot efa ela no nitsipaka
Ny CRN tsy mankatoa
Ny minisitra tetezana tsy mbola feno foana
Ny eo Ambohijatovo manomboka mihamafana
Tsy maintsy ho tavea irery ihany ra_joelle raha mbola mikiry biby eo
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:02
2. Noue
(
25/03/2009 19:20)
ka la frantsa irery kosa ve no haningana eo eee ?? ny firenena rehetra zao tsy nisy na dia iray aza nanaiky an'io ary @ zareo dia coup d'etat io !!! zany ny sanction efa nanomboka tonga , efa nofohanana ny fanampiana ! zay ataon'tgv no mampijaly sy hampijaly ny malagasy ka norme ihany raha miakatra ny rehetra ee ! zao zany no tena atao oe vahoaka fa tsy ilay vondron'olona notatatataina oe vahoaka :^) :^) :^) :^)
3. Oay
(
25/03/2009 19:44)
Noue:

La frantsa kosa efa nilaza ny prézidà-ny hoe tsy azo ekena ny fanjakana nangalarina é!
Ilay izy anie ohatrany mampalahelo satria izy rehetraretra efa tsy faly t@ Ravalomanana satria hoe mifangaro ny volampanjakana sy ny fananan'i Ravalomanana é! D ny fahitako nifanaraka ny frantsay sy ny amerikanina ka ny frantsay niaro an'i Rajoelina ary ny amerikana nanery an'i Marc Ravalomanana hametrampialana satria wa mbola averiko fa raha ny vavan'i Marc Ravalomanana d tsy niala teo izy fa naleony maty fa tsy nety t@ tandrefana izany satria raha hikorontana lava eto ity Madagasikara ity d ho very ny volany d jereo fa ny ambasady ny be kintana anie no olona niresaka farany t@ Ravalomanana alohan'ny nametrahany fialana é!
4. fijo
(
25/03/2009 20:58)
misy fahamarinany io voalazan'i oay io,saingy ry tgv no nanaonao foana,nanao iny zavatra tao an tanimena iny.ary iny dia hitan'izao tontolo izoa,ka tsy tavela maharitra eo io.tsy misy sahy miditra ny minisitra tgv fa efa matahotra sahady hoe sao dila tampoka eo.
5. rakaroka
(
25/03/2009 22:13)
Misy hidiran'ny Amerikana koa kay, koa maninn no ny Frantsay ihany no
dradradraina hatrany, ary tsy adin'ny samy gasy aloha ve izy ity raha ny marina e :roll: :?: :?: :?:
dradradraina hatrany, ary tsy adin'ny samy gasy aloha ve izy ity raha ny marina e :roll: :?: :?: :?:
6. xxx
(
26/03/2009 10:15)
rakaroka:
Misy hidiran'ny Amerikana koa kay, koa maninn no ny Frantsay ihany no
dradradraina hatrany, ary tsy adin'ny samy gasy aloha ve izy ity raha ny marina e :roll: :?: :?: :?:
Ianao angaha tena tia frantsay ?
7. cocorie
(
26/03/2009 15:08)
Mba lali-tsaina ko rakaraoka zany zay vao nahita ny amerikan niditra :?:
8. xxx
(
26/03/2009 15:20)
cocorie:
Mba lali-tsaina ko rakaraoka zany zay vao nahita ny amerikan niditra :?:
rakaroka fa tsy rakaraoka izany ... samihafa izany
variana nikaroka izy dia ...
9. Oay
(
26/03/2009 16:02)
Aokanareo kosa nama i rakaroka fa izy ary mbola mitady ny marina d manamarina tsara ny vao² hitany fa ny sasany tonga d manantelina vao hoe avy @ i dada io! hihihi... mahereza rakaroka a! fa tandremo sao lasan'ny onja eny amorondranomasina eny a!