Maty aho hoy i RAZAFIMAHALEO ZANDRINY, hahaha

1. tovolahy007 ( 25/03/2009 22:32)
May volo tratra ingahy minisitra fopla RAZAFIMAHALEO fa tsy misy tsony ny vola??? Efa nolazaina fa hoe ra vao manongana fitondrana eo de tsy hisy hanome vola fanamipina tsony nefa iny fa mbola niseho be loha iany.
IZAY MITSY LE TSY AZOKO, EFA NOTENENINA NEFA VAO MAIKA NIADY AN'NY LE SEZA MAFY. De efa miteny aminareo milaza fa mpitondra reo aho hoe, DIA NY ENY IZAO, DIA MIALA MALAKY FA HO RATSY NY FANDEHAN'IO TANTARA IO. Aza omena karama eo mo ny mpiasa @ farany volana e. mmm

Benja Razafimahaleo, the new minister of budget and finance, is now suggesting that the country may not have enough funds to pay civil servants at the end of the month. Government employees are already working only half days.

Source:http://www.csmonitor.com/2009/0326/p07s01-wogn.html
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:57
2. fijo ( 25/03/2009 22:35)
ary ahoan akoa ity fiara blinde hita any tamatave,de avy eo ao aminn'y banky santraly ao tana indray???misy rah atsy manjary ao manafo eee
3. fijo ( 25/03/2009 22:36)
ary aiza le hoe misy firenena ef avonona hanome 50 millions????sa tratrann'y crise koa le firenena de nihemotra?
4. tovolahy007 ( 25/03/2009 22:43)
hahahaha, Ny ahiako efa nozaraindry zareo samy zareo tao iany io saosy io ko, na lany nanakaramana ny kaposaty. Tena milalao afo anie ry zareo reo e, marina e. Ny Air Force ve zany zao efa lafo sa tsy mbola, ra lafo de iza no nividy de otrinona ny vidiny?? Sa efa tsy asina kaozy tsony ko iny fa efa nohanina ny vidiny. Izao ndray izao ngambany reo 4x4 ny fanjakana ndray no ho atsipy. LOZA MARINA.
Ny olona efa miandry an'ny le Menaka hoe mora be ho hita eny an-tsena, aiza zay menaka izao?? hahahaha
5. xxx ( 25/03/2009 22:44)
vidin le air force one io e :-D :-D :-D
6. fijo ( 25/03/2009 22:48)
ny karama aza tsy hisy ko menaka inona????
7. tovolahy007 ( 25/03/2009 22:49)
Inty mbola misy vaovao lehibe iray ko!

African Union summit cancelled in Madagascar: AU official.

Source: http://news.xinhuanet.com/english/2009-03/26/content_11073224.htm
8. fijo ( 25/03/2009 22:54)
heeeee very sahady ny revy rehetra
9. bazylou ( 26/03/2009 00:21)
dia inoan moa ny olana , sady atao inoa eto koa ireo maizina be ireo !!! :roll: :roll:
10. tafondro ( 26/03/2009 00:31)
fijo:

heeeee very sahady ny revy rehetra

Tsy dia ilaina ny UA ao Mada satria firenena voazanaka ara- tsaina no ankabeazany ao .

:x :x
11. ari.malala ( 26/03/2009 07:13)
Ny momba ny sommet ts atao eto aloha ts mampaninona, fa ity mpiasam-panjakana tsy handray karama no mampalaelo!
12. xxx ( 26/03/2009 08:23)
Mahatsiaro ny taim-bavan`i Ny Hasina aho hoe " Sssss tsisy mampanahy ny amin`izany , ireo Communauté internationale ireo mody zao foana no ataony fa avy eo izy manaiky ihany " ; dia hoy koa ny sasany hoe " Rehefa hila antsika izy ireo tsy maintsy ho tonga eo ihany " . Izany hoe isika mila fanampiana indray izany no toa mitady hanome ultimatum ireto CI ireto kle !. Dia fahendrena ve izany rey olona ? Tsssss tonga de mby ao an-tsaiko lay fitenin-dry zalahy fozaorana hoe " TENENINA FOANA FA EEEEEE ...!!! "
13. xxx ( 26/03/2009 08:59)
ny gouvernement koa ity tsy mety teraka , aiza ny ministra hafa fa miandry ny ministera e ?

Aiza re izany e, angaha izy ity tsy vitan'ny bontolo sy bodongerona fotsiny indray e

14. mion ( 26/03/2009 09:57)
miseho be sandry ko, angamba heveriny fa loloiny @ sandriny ny C.I de hitobaka ny vola, manao LALAM-POZA fotsiny.
aza be taim-bava oa refa tsisy afitsoka fa mampime.
zao latsain'ny fahavalo , aiza zao no andoavana ny karama sy pension'ny fonksionera raha tsy lafo ny 4x4 an'ny depute sy senatera. hohoho,

tohizo ihany ny lalam-poza e, ny vatana kely, ny saina tsy misy, ny fahendrena zerô

iny lalana iny ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052