Efa tapaka ny famatsiam-bolan'ny TIM

1. essera ( 27/03/2009 09:59)
Salama daholo,

Rehefa nandinika aho izany dia miandry ilay audit angamba no azo ilazana azy, na inventaire, n'inon'inona e rehefa ahitana ny marina momba an'ilay gaboraraka be vita teo aloha no tena mahatsindrian-daona ahy.

Ka ny mampanahy ahy kely ry reto dia raha ohatra moa mba avela manao piknika maharitra eo ambanimbanin'ny tonelin'ambanidia eo izay ara-dalàna (mbola diso ihany a), manara-dalàna, tsy maninona rangah nomena alalana. Préfet ihany ange no tsy naprevy teo e. Dia leo ihany satria mihena hatrany ange ilay efa azo teo fa tsy miodina intsony izao ilay ancienne machine administrative (azafady tampoka), lany ilay vatsy efa azo teo ka dia izay no tonga amin'ilay hoe : "torana tsy novizanina, maty tsy novonoina".

Lé tena laingony rehetra tao amin'ny TIM mantsy tsy hitako fa le mpitaty rakena tao no tena hitako be miharihary. (députés etc,...).

Mba asio an'ilay hoe : Ny lanonana dia natao eo ambany fiarovan'i ... iza re...??? Kamo b koa aho hitady fa rzalah toa tsy hita tsony koa.


Courage daholo a.

D ity bisous bisous minou minou be daholo.

Tongava maro,

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:51
2. Oay ( 27/03/2009 10:11)
Mampatsiahy ny zavatra nosoratandry bozy sy noue sy ifiona sy ry penguin fony nihena ny olona teo @ 13 mai izao fomba fijerin'i le essera izao!
Ampiakaro kely lesy le essera ilay hahavolenta an'ilay ady hevitra a! olona hitondra elah fa tsy hoentina! Ampitiavana be no ilazana an'izany an'elah an!
3. xxx ( 27/03/2009 10:25)
12H35 - Ambohijatovo est noir de monde. Les partisans de la "démocratie" et de la "légalité" réclament le départ de la "HAT". La diaspora aux Etats Unis annoncent par téléphone "soutenir le mouvement d’Ambohijatovo

Io hoa tsy mila vola zany fa TGV ihany no tia vola.Ok
Amidy AF1 II, mangatabola @ orinasa tsy miankina, de an'inn kou.
Alaina ny materiels depute, senateur, presidence :de amidy ihany kou?
4. hery ( 27/03/2009 11:06)
Ny hetsiky ny tena vahoaka tsy mila spons be

satria tsy mila manakarama CAPSAT
satria tsy mila manakarama Mpanendaka
satria tsy mila manofa bus sy manambitamby oul avy any ambanivohitra.

Samy mianto-tena, tsy maninona na tsisy mpitarika aza, fa ny tanjona dia miala ze mpangalatra fahefana.
5. essera ( 27/03/2009 11:08)
Io hoa tsy mila vola zany fa TGV ihany no tia vola.Ok


Tompokolahy sy tompokovavy,

Vao nanomboka teo amin'ny commune aho dia efa tsy nila nandray ny vola karama tao. Ary hiditra hitondra ny HAT aho dia efa miteny mialoha hanao fanambaram-pananana.

6. ifiona ( 27/03/2009 11:10)
tsiky dia ampy :D
7. essera ( 27/03/2009 11:11)
Oay:
Mampatsiahy ny zavatra nosoratandry bozy sy noue sy ifiona sy ry penguin fony nihena ny olona teo @ 13 mai izao fomba fijerin'i le essera izao!
Ampiakaro kely lesy le essera ilay hahavolenta an'ilay ady hevitra a! olona hitondra elah fa tsy hoentina! Ampitiavana be no ilazana an'izany an'elah an!


Marina les zany oay, mitovy fa tsy SAHALA.

1/ Satria ny herin'ny iray miakatra ho any amin'ny pouvoir na nihena aza ny fahavitrihina noho ny fahasahiranana.

2/ Fa ny herin'ny iray midina miha-midina satria na ny ankamaroan'ny société-ko aza izao tsy azo tenenina raha miodina hoe à 100%. Dia aiza intsony no aleha.

Mijeré fotsiny les classico d 'efa kôp élah. Zah ange ltia omaly efa niteny hoe "sasa-miandry an'i Dada"



8. Oay ( 27/03/2009 11:27)
Ka hitako hoe elah misy lojika fa retsy wa ilay fanatika d ny ahy ny ataoko izao d miady hevitra aminy d maka traik'efa za hoe ahoana ny atao rehefa manoloana ireny mpanompo mahafatra-po ny tompony ireny.
Jereo fa na rehefa manazava zavatra aza ela d misy grand I sy petit 1 fa ny anazy d gaboraraka d izay no tsy nisalasalako niteny t@ elah hoe ento miakatra ity serasera ity é hihihi....
9. jeanpierre ( 27/03/2009 11:42)
Ny mety amin'ireto TGV ireto hamoronana firenena any Nosy lava miaraka amin'ireo gadra politika ireo
10. Oay ( 27/03/2009 11:45)
jeanpierre:

Ny mety amin'ireto TGV ireto hamoronana firenena any Nosy lava miaraka amin'ireo gadra politika ireo



Mandehana manao baolina ry Papin fa aleo ho an'i Raffarin ny politika a!
11. jeanpierre ( 27/03/2009 11:51)
tsy papin io fa chevenment kan
12. Oay ( 27/03/2009 12:26)
jeanpierre:

tsy papin io fa chevenment kan


Marina izany, misaotra fa milay é! Manala azy d mémé an! da fety b da fety be!

13. fijo ( 27/03/2009 23:51)
ny vahoak atsy mila vola ,fa mila ny aradalana.izay dia ampy azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0931